Fitsanganana @ maty

61. cutie ( 30/06/2007 22:11)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 01-07-2007 00:02:54
Lohateny : Re : Fitsanganana @ maty
Ny entim-belona no enti-maty ka...

Raha nanao ny tsara isika dia siora fa ataony eo an-kavanany, ka handova ny fiainana feno fahasoavana mandrakizay.

efa azoko io ka
zay no lazaiko we vazivazy teoItalic text
62. marozevo ( 30/06/2007 22:21)
cutie ve anisan'ilay dimy hendry sa anisan'ilay dimy adala.... Tsy voatery valiana anh...
63. cutie ( 30/06/2007 22:23)
hendry :-D
fa aiza no misy an'io nefa :roll:
64. marozevo ( 30/06/2007 22:24)
Sambatra ianao !

Ao amin'ilay Mt 25, 1 - ... koo aiza ndray àry !
65. cutie ( 30/06/2007 22:26)
oups :-D:-D:-D:-D:-D
Ilay Mt 25, 1.... kosa dia izao : "Miomàna fa ho avy amin'ny fotoana tsy fantatra ny mpampakatra (Kristy)". Izay vonona ihany (Zazavavy dimy hendry) no miaraka aminy miditra ao amin'ny fampakarana, fa izay tsy vonona satria tsy niomana (zazavavy dimy adala), dia hijanona any ivelany
66. cutie ( 30/06/2007 22:27)
za koa manko sady tsaty no ato de :-D:-D:-D
67. marozevo ( 30/06/2007 22:28)
taoko zany daholo e...
68. cutie ( 30/06/2007 22:30)
ok:)
69. marozevo ( 30/06/2007 22:36)
Misy mieritreritra zao any hoe HS izy izany... Nefa tsy HS mihitsy.
70. cutie ( 30/06/2007 22:37)
in no HS
71. marozevo ( 30/06/2007 22:39)
Misy mihevitra ho'aho hoe HS (Hors sujet)... nefa tsia...
72. cutie ( 30/06/2007 22:41)
who cares lol
73. marozevo ( 30/06/2007 22:42)
I don't understand !
74. cutie ( 30/06/2007 23:13)
marozevo
tsy raharahitsiaka zany na misy mihevitra we HS na tsia :lol:
75. marozevo ( 30/06/2007 23:15)
Eh... cutie ô ! Io fa hitako voalahatra sy efa miandry ao ilay hira "OVAY". Kely sisa dia efa handeha.
76. cutie ( 30/06/2007 23:16)
ie :lol::lol::lol::lol:
marozevo nga mahay mihira :lol:
77. marozevo ( 30/06/2007 23:17)
Tsy mahay mihira aho fa tia hira.... Indrindra raha hira mitory fitsanganan-ko velona.
78. cutie ( 30/06/2007 23:29)
bn alou marozevo fa lasa sakafo za:lol::-*
79. marozevo ( 30/06/2007 23:30)
Efa mandeha anefa le hira
80. cutie ( 30/06/2007 23:31)
henoko ka
efa mihra za :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1228