Fitsanganana @ maty

21. cutie ( 30/06/2007 19:39)
]
Hoy i cutie:

de aiza io afobe io

mino aho fa any ankoatra any io e!

Mpandefa : cutie [ Valio ] 30-06-2007 21:21:15
Lohateny : Re : Fitsanganana @ maty
afobe= fasana zany fa tsy afo akory

fantatrao ve aloha ny dikan'io hoe any ankoatra io?io no hilazako azy fa tsy hoe any an-danitra!

quote]Mpandefa : cutie [ Valio ] 30-06-2007 21:33:22
Lohateny : Re : Fitsanganana @ maty
ankoatra zany amiko fasana[/quote]
tsy maninona ry cutie a!izay izany no fandraisanao azy fa ny ahy indray dia any an-danitra!
22. xxx ( 30/06/2007 19:43)
fa inona ilay maty ary inona no hitsangana ?
23. cutie ( 30/06/2007 19:46)
who knows:-D
24. xxx ( 30/06/2007 20:14)
tena olona marary saina ianao ry cutie, tena kozy! Mandehana mitsabo tena aloha. fa tsy ao mihitsy
25. cutie ( 30/06/2007 20:17)
haiko nge enao ry xxx
ny oul ohtranao mitsy no tena marary saina :-D
26. cutie ( 30/06/2007 20:19)
fiffi=rush=xxx lol
27. xxx ( 30/06/2007 20:29)
fiffi=rush=xxx lol

Sady marary saina ianao no misy demony :evil::evil::evil:
28. cutie ( 30/06/2007 20:31)
tohizo hatrany ny fanaratsiana
fa tsy mampihotsona ahy zany :-D
29. cutie ( 30/06/2007 20:32)
sady za koa tsy miafina ambadiky ny xxx :-D
30. xxx ( 30/06/2007 20:43)
manaiky matoa tsy mamaly.:-D:-D:-D
31. cutie ( 30/06/2007 20:45)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 30-06-2007 22:31:00
Lohateny : Re : Fitsanganana @ maty
tohizo hatrany ny fanaratsiana
fa tsy mampihotsona ahy zany
32. cutie ( 30/06/2007 20:46)
in koa moa ny tombotsoa azoko hifamaliana @oul ohatranao
zany no antony ilazako we tohizo foana ny fanaratsiana , refa reraka ve tsy hijanona :-D:-D:-D:-D
33. xxx ( 30/06/2007 20:52)
hita fa maray saina i cutie no sady misy demony koa.
34. rush ( 30/06/2007 20:52)
cutie:

fiffi=rush=xxx lol
azafady cutie a!izaho dia rush fa tsy misy tombontsoako hiditra xxx mihintsy eto a!tsy fiffi koa aho ka hialako tsiny @ nao a!


35. cutie ( 30/06/2007 20:53)
anontaniako i hery zany we iza io xxx io:lol:
36. rush ( 30/06/2007 20:54)
xxx:

tena olona marary saina ianao ry cutie, tena kozy! Mandehana mitsabo tena aloha. fa tsy ao mihitsy
ary ianao miteny io mba ahoana hono?mahasahia aloha mivoaka an'io xxx io fa eto @ sehatrin'ny fivavahana sy finoana isika izao e!


37. xxx ( 30/06/2007 20:56)
Maray saina sady misy demony i cutie :-D:-D:-D
38. pissoa ( 30/06/2007 20:57)
tsy efa mivilana ve izany resaky i xxx izany e ? :roll:
39. rush ( 30/06/2007 20:58)
cutie:

anontaniako i hery zany we iza io xxx io:lol:
azonao atao tsara ny manontany an'io ry cutie a!izaho koa manko efa nanao fihetsika ratsy tahaka izao dia navoaka ny ps-ko!saingy kosa ry cutie a!izaho dia tsy fiffi velively!


40. xxx ( 30/06/2007 20:59)
xxx=fiffi=rush. hoy i cutie marary saina be demony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3451