Ny fijoroana vavolombelona no manome fanantenana ny hafa fa.
101. marozevo
(
28/06/2007 07:49)
Ny eto moa dia izay mahafinaritra sy ahitana rirany ihany no vakiana sy valiana koo...
Misaotra Nyrina !
Misaotra Nyrina !
102. ikaretsaka
(
28/06/2007 11:58)
fa izaho hono, resaka vao henoko androany maraina tany am-piangonana sy novoasan'ilay mompera ity
"Ireo izay tsy mahafantatra ny tena ataony amin'ity fiainana ity no tena misendaotra sy mitaintaina ny zavatra hataony any @ fiainan-ko avy"
"My experience is that it's precisely the ones who don't know what to do with this life who are all hot and bothered about what they are going to do with another life."
"manomboka ety an-tany ny paradisa" hoy ilay hira katolika izay

103. ari.malala
(
28/06/2007 12:40)
tsy sasatra aho ry nyrina miteny fa tsy ilaina ny publicité! aza mba manao toy ny mpihatsaravelatsihy hoy Jesoa any anaty evanjely any, ireo mpihatsaravelatsihy izay tia ny mijorojoro eny andalana mba hahalalan'ny olona fa mivavaka izy, ireo mpihatsaravelatsihy izay manao akanjo rebareba mba iavahany @ olona sy ilazan'ny olona fa mivavaka izy... ny fiainako andavanandro no itarafan'ny olona ny maha kristianina na tsia ahy fa tsy ny fidedadedahako etsy sy eroa, satria iny midedadedaka etsy sy eroa iny koa anie jeren'ny olona e! ka raha misy zavatra kely fotsiny tsy mifanaraka @ izay heveriny ho tokony ho toetranao dia tonga dia voatsara avy hatrany ary ny tena loza dia olona 1 no manao ny ataony fa ny kristianina rehetran o mahazo loza... hitan'ny olona eny foana hoe inona no antony maha tsiky lava anao, nanahoana ianao taloha dia manahoana amzao fotoana izao. Ny tsy azoazoko amle resaka mijoro vavolombelona mantsy ry nyrina dia ilay côté négatifny fiainana toa ireharehana be hoe za taloha mpangalatra gaigilahy sy jiolahimboto faran'izay nigagana... inona no antony itenenanana anzany? na ny hiteny anzany koa aza v ts hahamenatra?! za alo menatra ra miteny anzany e!
104. marozevo
(
28/06/2007 15:52)
Sady raha sanatria moa ka atomboky ny Polisy amin'iny ny enquete dia ahoana ?
Za koa aloha tsy sahy eh.... tsy hoe menatra fotsiny fa tena tsy sahy.

105. xxx
(
28/06/2007 16:08)
niryna: tsara ny zotom-po anananao saingy mahaiza koa mihaino ny feon'izy Tompo maniraka anao hanao izay tena tokony hataonao: Amin'ny alalan'ireo manodidina anao, amin'ny alalan'ny vavaka fandinihana ataonao, amin'ny alalan'ny famakina ny Soratra Masina, amin'ny alalan'ny zava-miseho sns... Ireo feo maro ireo no hisehoan'ny sitra-pon'Andriamanitra aminao. Ny fahaizana mihaino an'Andriamanitra dia ny fahaizana fakana fotoana milamina tsara ka handinihana sy handanjalanjana ireo feo rehetra re. Aza dinganina ny sasany satria hoe: tsy mifanaraka amin'izay efa haiko na izay efa fantatro. Tsarovy fa i Paoly ilay nanenjika ny kristiana dia nihevitra fa tena sitrak'Andriamanitra tokoa ny nandringanany ny kristiana. Rehefa nantsoin'i Kristy anefa izy, dia nahay nihaino izay antso izay ka niova. Ilay Andriamanitra ninoany teo aloha ihany no ninoany saingy ny fahadisoan-keviny no nanenjehany ny Kristiana. Noho ny fahaizany nihaino no nampiova fo azy.
Fahasoavana angataho isan'andro ny hoe: mba hahay hihaino anao aho ry Tompo, ary hahay hanavaka ny feonao ao anatin'ireo feo maro rekomanodidina ahy.
Ho amintsika rehetra hatrany anie ny fahasoavan'Andriamanitra. Amen
106. ari.malala
(
29/06/2007 06:24)
marozevo:
Sady raha sanatria moa ka atomboky ny Polisy amin'iny ny enquete dia ahoana ?
Za koa aloha tsy sahy eh.... tsy hoe menatra fotsiny fa tena tsy sahy.
hita mints hoa ry marozevo!!!
107. marozevo
(
29/06/2007 07:02)
Raha hilaza aho izao hoe "Izaho taloha dia mpamono olona be mihitsy, fa nony nihaona tamin'i Jesoa aho dia niova, ka nanjary tia olona". Ohatra io fa za mbola tsy namono olona.
Dia avy amin'izay ny Polisy hanadihady, dia ny farany mety higadra koa avy eo.
An an... aleoko ny ahy tazomiko entre an'ha sy Mopera mpampikofesy ary Andriamanitra irery ihany.

108. ikaretsaka
(
29/06/2007 11:16)
ny ahy koa aloha aleoko anahy sy i mompera ary andriamanitra ihany e
109. cutie
(
29/06/2007 20:34)
An an... aleoko ny ahy tazomiko entre an'ha sy Mopera mpampikofesy ary Andriamanitra irery ihany.
de le mopera ve tsy handeha hilaza any @ polisy :-D:-D:-D:-D:-D
112. marozevo
(
29/06/2007 21:16)
Koa efa hoe sanatria koo... Tsy misy Mopera milaza ny tsiambaratelon'ny Konfesy izany mihitsy, na dia tsy amin'ny Polisy aza. Na amin'iza na amin'iza.
Misy tantara tena marina ity : Mgr Roméro... Noteren'ny mpitondra fanjakana izy hilaza izay henony tao amin'ny Konfession. Tsy nety mihitsy izy, ary dia nitadiavan-dry zalahy coin faible, ka novonoiny teo am-panaovana lamesa... Tany Salvador (Amerique centrale) no niseho ny tantara.
Raha vao avy namono azy ireo miaramila, dia nisy kristianina iray nivavaka hoe : "Ray ô, avelao ny helony (ny helok'ilay namono izany an) na dia fantany aza izay ataony".

114. ikaretsaka
(
30/06/2007 02:10)
cutie: izany no atao hoe secret de la confession ry zanako, ary anisan'ny marika iray maha mompera ny mompera io!
115. cutie
(
30/06/2007 15:22)
de raha ohtra zany we hain'le mopera enao we namono oul nefa tsy mitono-tena any @ polisy fa any mopera njay de in ny dikan'zany :roll::}
voavela ve ny helokao hoy i mopera:-D:-D:-D:-D

116. marozevo
(
30/06/2007 18:38)
Tena voavela tokoa ny heloka, raha tena fanapahan-kevitra tsy hanao intsony no anatonana an'i Mopera. Tsy misy resaka tsikombakomba izany na kely aza, satria ilay Mopera tsy niaraka namono tamin'ilay mpamono.
Fa raha ohatra ka hoe rehefa vita ny Konfesy, ka afenin'i Mopera ilay mpamono, dia izay no tsikombakomba.
Raha sanatria ka misy Mopera mi-dévoiler konfesin'olona, dia efa manala tena tsy ho Mopera avy hatrany izy. Fantatry ny Mopera rehetra izany, fa tsy voatery ho fantatry ny olona rehetra kosa.

117. cutie
(
30/06/2007 18:48)
tsy mampino zany
de raha ohtra zany olon-kafa njay no voagatra nefa le oul tena mpanono oul mandeha mikofensy any @mopera de ho afa-maina fotsiny ve :roll::roll::roll::roll:
De mandry ve ny eriteritre'le tena mpamono oul @ zany :roll::roll::roll::roll: zay le ataoko we lasa miray tsikombakomba @le mpanono oul le mopera.
Raha we tena nigadra njay le oul de ekeko we afaka ny helony raha mikofensy izy :lol:

118. pissoa
(
30/06/2007 19:03)
ny toe-tsaina entina mikonfesy no tsy azon'i cutie.
alohan'ny handehanana hikonfesy dia efa tokony manaiky ny hadisoana rehetra vita, ary vonona hiezaka tsy hamerina intsony. Tafiditra amin'izany ilay famonoana olona. Rehefa mandeha any izany dia tsy mila miandry an'i mopera hiteny akory hoe namono olona i yyy fa i yyy ihany dia efa manaiky. raha tsy manaiky ny fahotany akory izy, dia tsisy dikany ny nandehanany nikonfesy tany, ary tsy tokony handry ny eritreriny.
ny hahazahoana famontsorana amin'ny konfesy dia ny heloka natao teo anatrehan'Andriamanitra, fa tsy ny fandehanana any antanimora akory !

119. cutie
(
30/06/2007 19:07)

ka raha oul hafa no mijinja ny adalany ve de mbola manana toe-tsaina we miaiky ny hadisoany ihany izy :roll:
120. pissoa
(
30/06/2007 19:24)
ka rehefa tsy niaiky ny hadisoany izy dia tsy nandeha nikonfesy izany ! :-D:-D:-D