Ny fijoroana vavolombelona no manome fanantenana ny hafa fa.
143. niryna
(
01/07/2007 06:16)
cutie:
An an... aleoko ny ahy tazomiko entre an'ha sy Mopera mpampikofesy ary Andriamanitra irery ihany.
de le mopera ve tsy handeha hilaza any @ polisy :-D:-D:-D:-D:-D
=D=D=))=))Izany tokony.
144. niryna
(
01/07/2007 06:18)
marozevo:
Sanatria... Sanatria dia sanatria !
Iza tokony ilay olona niresaka ny kofesy nataon'ny olona dia notantarain'i monpera.EFa nisy resaka izany teto:roll:
145. niryna
(
01/07/2007 06:23)
ari.malala:
tsy sasatra aho ry nyrina miteny fa tsy ilaina ny publicité! aza mba manao toy ny mpihatsaravelatsihy hoy Jesoa any anaty evanjely any, ireo mpihatsaravelatsihy izay tia ny mijorojoro eny andalana mba hahalalan'ny olona fa mivavaka izy, ireo mpihatsaravelatsihy izay manao akanjo rebareba mba iavahany @ olona sy ilazan'ny olona fa mivavaka izy... ny fiainako andavanandro no itarafan'ny olona ny maha kristianina na tsia ahy fa tsy ny fidedadedahako etsy sy eroa, satria iny midedadedaka etsy sy eroa iny koa anie jeren'ny olona e! ka raha misy zavatra kely fotsiny tsy mifanaraka @ izay heveriny ho tokony ho toetranao dia tonga dia voatsara avy hatrany ary ny tena loza dia olona 1 no manao ny ataony fa ny kristianina rehetran o mahazo loza... hitan'ny olona eny foana hoe inona no antony maha tsiky lava anao, nanahoana ianao taloha dia manahoana amzao fotoana izao. Ny tsy azoazoko amle resaka mijoro vavolombelona mantsy ry nyrina dia ilay côté négatifny fiainana toa ireharehana be hoe za taloha mpangalatra gaigilahy sy jiolahimboto faran'izay nigagana... inona no antony itenenanana anzany? na ny hiteny anzany koa aza v ts hahamenatra?! za alo menatra ra miteny anzany e!
Tsy mbola nisy namaly ity fanontaniako ity fa ahodikodina fotsiny.Ahoana izany no fomba hitenenanao fa mino an'i Jesosy ianao?
Satria hoy Izy ,mandehana amin'izao tontolo izao dia ataovy ho mpianatro ny firenena rehetra.ka raha ianao izany dia ny omaly ihany no omaly fa tsy misy fihovana ny fiainanao nandray an'i Jesosy tao am-ponaoa?
Izay hafafy ihany no ho jinjaina.Na iray aza tsy afaka ny hanameloka ny tsirairay hoe diso na marina ny fizarany ny fahasoavany.Izay ny ahy no hijoroko vavolombelona aminao izy midedaka dia aleo Atra no hitsara antsika.
Andriamanitry ny fiadanana anie no hiaro anao .
146. pissoa
(
01/07/2007 07:42)
Niryna : efa voavaly ny fanontanianao : amin'ny fiainana fa tsy amin'ny wawawa publicitaire ! :-D:-D:-D
147. marozevo
(
01/07/2007 08:07)
Tsy mbola nisy namaly ity fanontaniako ity fa ahodikodina fotsiny.Ahoana izany no fomba hitenenanao fa mino an'i Jesosy ianao?
Efa betsaka no namaly io fanontanianao io, izaho anisany, fa asa na vakianao na tsia. Atahorako ho tsy novakianao fa ny anao ihany no asesikao.
148. ikaretsaka
(
01/07/2007 11:53)
efa novaliako tary io fa tsy novakian'i niryna indray (ohatran'ny mahazatra)
Tsy mbola nisy namaly ity fanontaniako ity fa ahodikodina fotsiny.Ahoana izany no fomba hitenenanao fa mino an'i Jesosy ianao?
ikaretsaka:ny fiainako andavanandro no itarafan'ny olona ny maha kristianina na tsia ahy fa tsy ny fidedadedahako etsy sy eroa, satria iny midedadedaka etsy sy eroa iny koa anie jeren'ny olona e! ka raha misy zavatra kely fotsiny tsy mifanaraka @ izay heveriny ho tokony ho toetranao dia tonga dia voatsara avy hatrany ary ny tena loza dia olona 1 no manao ny ataony fa ny kristianina rehetran o mahazo loza... hitan'ny olona eny foana hoe inona no antony maha tsiky lava anao, nanahoana ianao taloha dia manahoana amzao fotoana izao. Ny tsy azoazoko amle resaka mijoro vavolombelona mantsy ry nyrina dia ilay côté négatifny fiainana toa ireharehana be hoe za taloha mpangalatra gaigilahy sy jiolahimboto faran'izay nigagana... inona no antony itenenanana anzany? na ny hiteny anzany koa aza v ts hahamenatra?! za alo menatra ra miteny anzany e![/quote]
Amin'ny alalan'ny hevitra , teny , asako, ary adidy!
149. marozevo
(
01/07/2007 13:16)
Ny ahy tsy no cite-ko intsony izay voalazako ao ambony ao, satria betsaka. Ireny aza tsy vakiany (toy ny mahazatra), koa inona no tokony hamerenako azy eto. Rehefa tsy hijery any ambony any izy dia aleo ho eo fa mankaleo.
150. cutie
(
02/07/2007 20:18)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 01-07-2007 00:05:56
Lohateny : Re : Ny fijoroana vavolombelona no manome fanantenana ny hafa fa.
Tsy mahazo milaza izy.... Raha sanatria ka milaza izy, dia efa manala ny tenany tsy ho Mopera intsony. Raha tsy mety miala izy, dia tsy misy hasiny intsony izay ataony rehetra, satria tratr'ilay atao hoe "excommunication latentiae" izy.
Azoko @zay ny antony fa efa nisy namana nanazava bebe kokoa anahy io androany :lol:
151. ikaretsaka
(
02/07/2007 20:34)
cutie koa mora mahazo resaka sy vonona hianatra fa tsy le manao bontolo be mihitsy an
na "lalina" aza
aleo koa "lalina" toy izay le "marivo" salosana be reny ka
mety e!
na "lalina" aza
aleo koa "lalina" toy izay le "marivo" salosana be reny ka
mety e!
152. cutie
(
02/07/2007 20:42)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 02-07-2007 22:34:48
Lohateny : Re : Ny fijoroana vavolombelona no manome fanantenana ny hafa fa.
cutie koa mora mahazo resaka sy vonona hianatra fa tsy le manao bontolo be mihitsy an
na "lalina" aza
aleo koa "lalina" toy izay le "marivo" salosana be reny ka
mety e!
:-D:-D:-D:-D
any zay akamako zay mba tsara fanahy manazava foana :-D
154. cutie
(
02/07/2007 20:54)
ie :):):):)
sady izy tsy hitako raha tsy indray isan-taona :-D:-D:-D:-D
sady izy tsy hitako raha tsy indray isan-taona :-D:-D:-D:-D
155. marozevo
(
02/07/2007 22:43)
Io akamanao io izany dia olona iray mijoro ho vavolombelona hanambara sy hanazava aminao momba ny finoana sy ny fivavahana.... Tena ilaina ny olona toy izany !...
Ny ahy indray Mopera any Mcar no angalako hevitra eto. Indrindra momba iny Konfesy voaresaka teo ambony iny. Rehefa somary misalasala aho, dia manontany azy amin'ny "skype" na "messanger" aloha vao manoratra.

156. cutie
(
02/07/2007 22:53)
tsy misy maharatsy an'zany ka :lol:
Ny ahy indray Mopera any Mcar no angalako hevitra eto. Indrindra momba iny Konfesy voaresaka teo ambony iny. Rehefa somary misalasala aho, dia manontany azy amin'ny "skype" na "messanger" aloha vao manoratra.
157. marozevo
(
02/07/2007 22:58)
izany no anaovako azy... fa raha misy maharatsy azy dia tsy ataoko.... Nefa tsy dia sincère loatra aho amin'ny adihevitra indraindray, satria hoy aho matetika hoe "araka ny hevitro", nefa le izy sopapa avy amin'io olona io.
160. niryna
(
03/07/2007 06:54)
marozevo:
Ny ahy tsy no cite-ko intsony izay voalazako ao ambony ao, satria betsaka. Ireny aza tsy vakiany (toy ny mahazatra), koa inona no tokony hamerenako azy eto. Rehefa tsy hijery any ambony any izy dia aleo ho eo fa mankaleo.
=))=))=))Toa lasa miakatr'afo ianao izany:@:@
Angaha ianoa ity mpanao didy jadona e?Fa maninona aho no force-nao hijanona ato amin'ny serasera 24/24?
Tsy mamaly foana ny teninao aho izany rehefa tsy mitovy sy tsy mifanaraka izay lazainao ny ato an-tsaiko.
Inona tokoa re ny fomba atao mba hialana amin'ny fankahalana sy ny fi-kritikena ny olona sy ny mpiara-belona aminy e:snif::snif::miam::miam:
Tokana ihany.Rehefa namana an'i Jesosy isika dia manomboka miala tsikelikely ny fankahalana sy ny tsy fitiavana ary ny fanaovam-bodongerina.Samy nandalo fiainana sarotra daholo ny kristiana rehetra fa anjaran'ny tsirairay no miala ao anatin'ny vovo.Miala amin'ny fanandevozan'ny ota.