Ny fijoroana vavolombelona no manome fanantenana ny hafa fa.

121. cutie ( 30/06/2007 19:28)
ka zany no voalaza ao ambony ao we nikofesy le oul de voavela ny helony koa :-D
122. marozevo ( 30/06/2007 21:20)
Samy hafa, ry cutie, ny hoe voavela heloka eo anatrehan'Andriamanitra sy ny hoe voavela heloka eo anatrehan'ny Tribnaly ah...

Raha ny fahazahoako an'i cutie zany dia hoe : Raha olona efa any am-ponja no mikonfesy, ka afaka ny fahotany, dia tokony hivoaka ny fonja izy.

Rehefa mikonfesy ny olona iray, dia io olona io no fantatr'i Mopera fa tsy izay olona hafa voaheloka hafa any, na inona na inona antony.

En bref : Sarotra ny mahazo ny atao hoe Konfesy raha tsy olona efa nikonfesy... Tsy misy iadian-kevitra ny amin'izany.
123. cutie ( 30/06/2007 21:32)
En bref : Sarotra ny mahazo ny atao hoe Konfesy raha tsy olona efa nikonfesy... Tsy misy iadian-kevitra ny amin'izany.

zay ngamab no marina
sady za koa tsy katolika rahateo :lol:
124. marozevo ( 30/06/2007 21:34)
ie....
125. cutie ( 30/06/2007 21:48)
Raha ny fahazahoako an'i cutie zany dia hoe : Raha olona efa any am-ponja no mikonfesy, ka afaka ny fahotany, dia tokony hivoaka ny fonja izy.

non tsy tokony hivoaka ka :lol:
Fa ny tsy azoko de we raha mikofensy any @ mopera le oul we namono oul, nefa ny polisy mitady azy de ho afa-maina ve :-D
126. marozevo ( 30/06/2007 21:58)
Tsy hoe afa-maina na tsy afa-maina no olana ka... Adidin'ny Polisy sy ny fitsarana no mitady izay meloka eo anatrehan'ny fiaraha-monina. Manana ny fomba fiasany izy ireo amin'izany, izay tsy miankina velively amin'ny Konfesy tantanan'i Mopera. Ny adidin'i Mopera kosa dia ny mamela heloka izay rehetra manatona an'Andriamanitra mangata-pamelana.
127. cutie ( 30/06/2007 22:01)
ka raha i mopera no anontanian'le polisy de tsy hilaza ve :-D
128. marozevo ( 30/06/2007 22:05)
Tsy mahazo milaza izy.... Raha sanatria ka milaza izy, dia efa manala ny tenany tsy ho Mopera intsony. Raha tsy mety miala izy, dia tsy misy hasiny intsony izay ataony rehetra, satria tratr'ilay atao hoe "excommunication latentiae" izy.
129. cutie ( 30/06/2007 22:07)
I see:lol::lol::lol::lol:
130. marozevo ( 30/06/2007 22:22)
Tu vois ! Ce n'est pas aussi difficile que ça !
131. cutie ( 30/06/2007 22:24)
raha katolika za vo maika facile :-D
132. marozevo ( 30/06/2007 22:27)
Aza mifindra katolika izany fa efa mety izao.... Izany ve dia tokony ho antony hifindrana katôlika. Efa lasa ny andro taloha.... Taloha manko tsy mahazo mifandray ny Katô sy ny Protestant, fa fahotana hono izany.... mba adala koa anie ireo olona taloha ireo eh.... (entre pà iny). Fa ankehitriny afaka mifandray tsara be isika rehetra satria samy zanaky ny Ray. Iray ihany ny Raintsika, noho izany mpiray tam-po isika.
133. cutie ( 30/06/2007 22:29)
za nga niteny we hifindra :lol:
134. marozevo ( 30/06/2007 22:31)
Za angaha moa niteny nifindra ianao ! Aza mifindra hoy aho....
135. cutie ( 30/06/2007 22:33)
:-D:-D:-D:-D
136. marozevo ( 30/06/2007 22:34)
=)):-$
137. cutie ( 30/06/2007 22:36)
anadahiko zany i marozevo a :lol:
138. marozevo ( 30/06/2007 22:38)
ie.... satria samy zanaky ny Ray !
Sa inona no fandraisanao ahy ?
139. cutie ( 30/06/2007 22:40)
mpiserasera:-D
140. marozevo ( 30/06/2007 22:43)
Dia tsy manaiky ho baviko ve i cutie.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0089