Ny fijoroana vavolombelona no manome fanantenana ny hafa fa.
161. ikaretsaka
(
03/07/2007 11:48)
Inona tokoa re ny fomba atao mba hialana amin'ny fankahalana sy ny fi-kritikena ny olona sy ny mpiara-belona aminy e[/quote}
ny fandiniihina ny tena aloha, ny fahatsapana fa matoa critiquena dia misy zavatra tsy mazava ao na tiana ahitsy na ilaina fijerena akaiky.
Ny tsy fanaovana mafy loha, ny fanadihadiana isanandro ny momban'io amin'ny fanaovana examen de conscience...
ary ny fahatsapana fa rehefa mi critique anao ny olona dia tsy mankahala anao fa maha tonga saina anao!
[quote]tokana ihany.Rehefa namana an'i Jesosy isika dia manomboka miala tsikelikely ny fankahalana sy ny tsy fitiavana ary ny fanaovam-bodongerina.
ilay fanaovana bodongerona sy stubborn
iza no tena manao izany ato? diniho tsara ange aloha e!:wink:
Samy nandalo fiainana sarotra daholo ny kristiana rehetra fa anjaran'ny tsirairay no miala ao anatin'ny vovo
samy nandalo fiainana sarotra aby fa tsy ny fizahozahoana hoe izaho nandalo an'izao sy zao akory no tena important fa ny asa!
Miala amin'ny fanandevozan'ny ota.
amin'ny fomba ahoana no hialana amin'io?
amin'ny fandinihin-tena sy ny fisokafana amin'ny manodidina!
162. ari.malala
(
05/07/2007 14:36)
niryna a, efa novaliako enao, fa enao zany tsy mamaky akory!!! mampalaelo fa otran'ny manao toriteny antaniefitra ny miresaka aminao na mana odialogue ny moana sy marenina de ny anao iany no anoa...
163. marozevo
(
05/07/2007 19:12)
Raha io tenin'i Nyrina farany io izany no jerena, dia izy irery no mandray an'i Jesoa eto.
Misaotra anao aho, Raiko, fa tsy mba nataonao mitovy amin'ireto namana rehetra ireto, izay tsy mitsahatra mi-kritika ahy......
Izaho mitory anao hatraiza hatraiza : an-dalam-be, eny an-tsena. Mijoro ho vavolombelonao hatraiza hatraiza. Fa ireo kosa mitsikilo izay mba diso lazaiko fotsiny. Na efa hita aza aho fa miziriziry tsy manaiky ny tsikerany, dia tsy mitsahatra izy manitsy ahy, fa izaho moa mafy loha sy mafy fo, ka na marina aza ny lazainy, dia misaotra anao aho fa nomenao fo vato sy saina hazo, ka tsy mihaino sy tsy mamaly izany.

166. pissoa
(
05/07/2007 20:13)
Ka le fanoroana azy efa averina imbetsaka lotra dia tsy malahelo tsony za ! za ve halahelo eo foana isan'andro :-D:-D:-D
167. marozevo
(
05/07/2007 20:54)
An an ka !... Tsy ianao no malahelo lava eo fa ilay olona voakasiky ny resaka no mampalahelo eh....
169. pissoa
(
06/07/2007 05:11)
Marozevo : kay ve e ! :-D:-D:-D
Izy aza toa tsy misaina akory fa omeny ny =))=))=)) fotsiny ze mba manitsy matetika koa zany koa koa mampalahelo ! :oops:
Izy aza toa tsy misaina akory fa omeny ny =))=))=)) fotsiny ze mba manitsy matetika koa zany koa koa mampalahelo ! :oops:
170. niryna
(
06/07/2007 05:27)
marozevo:
Raha io tenin'i Nyrina farany io izany no jerena, dia izy irery no mandray an'i Jesoa eto.
Misaotra anao aho, Raiko, fa tsy mba nataonao mitovy amin'ireto namana rehetra ireto, izay tsy mitsahatra mi-kritika ahy......
Izaho mitory anao hatraiza hatraiza : an-dalam-be, eny an-tsena. Mijoro ho vavolombelonao hatraiza hatraiza. Fa ireo kosa mitsikilo izay mba diso lazaiko fotsiny. Na efa hita aza aho fa miziriziry tsy manaiky ny tsikerany, dia tsy mitsahatra izy manitsy ahy, fa izaho moa mafy loha sy mafy fo, ka na marina aza ny lazainy, dia misaotra anao aho fa nomenao fo vato sy saina hazo, ka tsy mihaino sy tsy mamaly izany.
Izay navoakanao sy tao an-tsainao no izy fa tsy izaho mihitsy no niteny izany:*
171. ari.malala
(
06/07/2007 05:38)
tena tsy haiko ny miresaka aminao ry niryna!!! tena lany haika aho:-D:-D:-D:-D:-D tsy mamaky izay lazain'olona fa ny anao iany no anao!
172. ikaretsaka
(
06/07/2007 14:48)
niryna> fa raha ny firesakao sy ny zavatra nolazainao teto dia io voalazan'i marozevo io mihitsy no ho nataonao
174. marozevo
(
06/07/2007 18:56)
Nyrina oh ! Izaho angaha moa niteny na nilaza hoe ianao no nanao io vavaka io... Tsy niteny an'izany mihitsy aho, fa marina ny filazanao hoe :
Nefa misy marina ambaran'io ihany fa samia mandinika....
Izay navoakanao sy tao an-tsainao no izy fa tsy izaho mihitsy no niteny izany
Nefa misy marina ambaran'io ihany fa samia mandinika....
176. marozevo
(
09/07/2007 23:03)
ho ho ho.... be dia be ilay "HO" fa mbola lavitra ny tena fanatanterahana eh...
Nefa tsy mahasakana tsy handroso izany.
Nefa tsy mahasakana tsy handroso izany.
177. ikaretsaka
(
10/07/2007 16:33)
dia ny "ho" no atao hoe pas a pas e!
fa ny fandehanana ho eo @ le "ho" no....
fa ny fandehanana ho eo @ le "ho" no....
178. niryna
(
12/07/2007 05:01)
ikaretsaka:
niryna> fa raha ny firesakao sy ny zavatra nolazainao teto dia io voalazan'i marozevo io mihitsy no ho nataonao
Izay fitsaranao ahy tsy maninona satria ho tsy hitsara ny olona mihitsy.Tsy ahy na an'ny hafa no hitsara,samy mbola ho tsaraina daholo isika.Aleo tsy mitsara mba tsy ho tsaraina.Izay eritreretinao ho iny ilay olona,dia mazava ho azy fa iny olona mitsara azy iny no toetrany.Angaha tsy mampalahelo ihany fa lany andro eo
amin'ny fitsikerana sy fanomezana lesoka ary toa misy tsininy daholo ny olona izay tsy mifanaraka izay resahinareo e!
Rehefa tonga any an-danitra anie tsy hisy hitsikera n a lany andro manakiana olona e!Mihira sy mivavaka ary midera an'Atra fotsiny no atao.
179. ikaretsaka
(
13/07/2007 00:26)
tsy mitsara anao aho fa milaza ny zavatra hitako sy misintona conclusion ny mety ho ambaranao!