Ny fijoroana vavolombelona no manome fanantenana ny hafa fa.
41. pissoa
(
21/06/2007 04:44)
LazaDaddy : ny tiako tenenina amin'ilay pub ve ? Efa io noteneniko io ka.
Amiko ny hanarahana an'i Jesoa dia finoana sy fitiavana Azy fotsiny. Dia toy ilay fitiavana iainantsika isan'andro ihany io e, tiantsika ve ohatra raha toa ka ny vola fotsiny no hitiavana antsika ? (Jereo ny menomenona maro efa nandeha teto amin'ny forum mikasika an'io :-D:-D:-D)
Niaraha-nahita teto ny dinika nataon'i Fijo indray mandeha : Hino an'Andriamanitrareo aho hoy izy tamin'izay raha ataony mahazo amin'ny lottery. Tsy mahagaga satria izay no asehon'ny "Mpijoro vavolombelona" matetika.
Izaho koa tsy miteny hoe ajanony ny fijoroana vavolombelona amin'ny resaka materialy an ... fa otran'ny efa tafahoatra ny fahitako azy. Raha fintinina ilay fijoroana vavolombelona dia lasa hoe : Araho Jesosy fa hahazo vola be ianao ! (io le pub) Ka sao ho saron'ny materialy ny Fitiavan'Andriamanitra. :oops: Mamitaka olona izany !
Izaho dia manaiky tanteraka fa rehefa miezaka isika dia manampy antsika Andriamanitra amin'ny lafiny materialy. Tsy voatery ho mpanankarena be otran'i Chris Gardner akory, fa manana ny ilaina. Ary na mahatsiaro mahantra koa aza isika dia hain'Andriamanitra foana ny mitondra hafaliana ao amin'ny ankohonana mifikitra Aminy.

42. LazaDaddy
(
21/06/2007 04:54)
Pissoa> ekeko tokoa ny hevitrao. Tsy mifanohitra @ nambarako fa mifameno. Rehefa mifantoka @ i Jesoa mantsy ny fijoroana vavolombelona fa tsy amintsika dia foana ho azy ireny resaka "publicite" ireny.
Fa ito misy hevitra hafa mba tiako kitihina:
Fa ito misy hevitra hafa mba tiako kitihina:
Izaho dia manaiky tanteraka fa rehefa miezaka isika dia manampy antsika Andriamanitra amin'ny lafiny materialy.Eo @ famaritana ilay hoe miezaka angamba no mety tsy itoviako fijery aminao. Amin'ny lafiny iray hitako mantsy rehefa tsy miankina @ ezaka ataontsika isika fa miankina @ fahasoavan'Andriamanitra izay vao manampy Izy. Asa anefa...:)
43. pissoa
(
21/06/2007 05:08)
Ny ezaka atao dia efa ankinina amin'Andriamanitra koa ... saingy tsy manafoana ny ezaka atao izany.
Rehefa tsy miezaka akory isika fa miankina be fahatany amin'ny fahasoavan'Andriamanitra ... dia toy ny manery an'Andriamanitra hanampy olona kamo ! :-D:-D:-D
Rehefa tsy miezaka akory isika fa miankina be fahatany amin'ny fahasoavan'Andriamanitra ... dia toy ny manery an'Andriamanitra hanampy olona kamo ! :-D:-D:-D
44. ikaretsaka
(
21/06/2007 05:12)
marozevo:
Hira ahoana izany ?
Hiran'i Samoela izay "ambalazy" no titre ny (amin'ilay album mampirevy) :
Ho'zy hoe.(izay tadidiko ihany an)
Ohatran'ny resaka mpivady mafy ady ilay izy dia nahita hevitra ilay bandy avy eo
"Nahita hevitra vaovao hivelomantsika 2 tokoa aho
Modiako lazaina hoe toy izao sy toy izao hoe ny fiainako taloha dia niova ho toy izao tokoa hatramin'izay niarahako t@ jesosy izay
.. dia mandritra an za mitory teny iny ndry dia mitaty rakitra hividianambary... Ny gasy ange r'ianona efa samy te hiakatra any an-danitra daholo e....
Tsy raharahako mihitsy na soloky na fitaka fa... sitrany ahay!"
46. ikaretsaka
(
21/06/2007 05:34)
ny ahy ny fijoroako vavolombelona dia @ alalan'ny ny asako sy ny ataoko andavanandro no anehoako azy fa tsy ny fitatatatana any ampiangonana loatra
hoy i Jakoba izay manko (Jakoba 2, 20 sy 24)
vis autem scire o homo inanis quoniam fides sine operibus otiosa est
Moa tsy fantatrao va, ry olom-poana, fa tsy vanona ny finoana raha tsy arahin-asa?
videtis quoniam ex operibus iustificatur homo et non ex fide tantumKoa dia hitanareo fa hamarinina amin'ny asa ny olona, fa tsy amin'ny finoana ihany.

47. ari.malala
(
21/06/2007 06:49)
:-D:-D:-D ripaky ny fimehezana ko za amle hira teneninareo! :-D:-D:-D:-D
hamaly an'i niryna aho, hoy ianao hoe
Inona le tantaraina ry niryna? milazà karazana olana hoe de ilay zavatra tantaraina refa mitantara le olona?
hamaly an'i niryna aho, hoy ianao hoe
Mpandefa : niryna [ Valio ] 20-06-2007 19:21:01
Lohateny : Re : Ny fijoroana vavolombelona no manome fanantenana ny haf
Marina izany teninao izany.Ary afaka mitantara na mizara ny namana ve isika raha misy olona mitaraina ohatra ka mijoro na mitovy ny mahazo antsika ny mahazo azy?Izay fanomezana hery sy fizarana ny olana mahazo izay dia efa mijoro amin'ilay olona isika fa nisy ny vahaolana.Manampy azy ihany koa izany.
Inona le tantaraina ry niryna? milazà karazana olana hoe de ilay zavatra tantaraina refa mitantara le olona?
48. niryna
(
21/06/2007 14:26)
ari.malala:
Inona le tantaraina ry niryna? milazà karazana olana hoe de ilay zavatra tantaraina refa mitantara le olona?
Ny fivavahana dia ampiarina amin'ny fiainana andavanandro,isan'andro.Raha misy olona manana olana ka manantona anao.Omena fampaherezana izy.Mihaino azy ianao,manome toro-hevitra raha misy sy mifandraika ny olana misy aminy.
49. niryna
(
21/06/2007 14:33)
LazaDaddy:Sao dia mifanohitra amin'io no tianao tenenina?
[quote=niryna]Tsy misy zavatra tsara sy mahafinaritra ny mizara izany fitiavan'Atra antsika izany amin'ny namana,havana, olom-pantatra ary ny manodidina.
marozevo:
Rehefa manana experince isika fa miaraka amin'i Jesosy dia mandeha ho azy ny fizarana izay fahasoavana nomeny.
Mahafantatra ihany koa fa tsy ny soa ihany no hivavahana fa na ny ratsy (fahoriaina,fijaliana)hany koa aza. Manana fanantenana izany fa matoa nomeny antsika izany dia afaka ny hizaka azy isika fa tsy nomeny izay zavatra tsy zakantsika.Izay dia efa fijoroana vavolombelona ihany koa.Mampiatra ny teny voasoratra ao anaty soratra masina ary manana fanantenana satria efa nomeny antsika io fa tsy hanary antsika Izy.
50. niryna
(
21/06/2007 14:36)
diamondra27:
gasynamana:
niryna: Film efa nandeha. Ho avy eo indray izy zao rehefa avy eo hitantara angano.
:-D:-D:-D
sao de tsy angano fa tena izy kosa e!
Misaotra diamondra27,nizara sy nampianatra anay hatrany a.Andriamanitry ny fiadanana anie hanome hery sy fahalalana anao hatrany:*
51. niryna
(
21/06/2007 14:53)
diamondra27:
Ilaina ve izany ny fijoroana vavolombelona?
====> eny ilaina ny mijoro vavolombelona
Misy karazany maro ny fomba ijoroana vavolombelona fa tsy tokony andeha amin-kafanampo be fahatany fotsiny.
Ny fihetsika sy fombanao aty ivelany dia tokony ho hitan'olona fa olon'Atra ianao , efa nandray an'i Kristy. Tsy azo afenina izany fahazavana efa noraisinao izany.
Tsarovy fa ny tenanao dia tempolin'Atra
Raha toa kosa anefa misy témoinage tian'ny mpitarika fiangonana de azo aao izany any @ le fiangonana hilazàna hoe: zao no nanjo ahy de zao no nataon'i Tompo tamiko
na koa hoe: zao no fiainako taloha de ankehitriny niova aho etc...
Ahoana no hampiharanao izany amin'ny fiainanao amin'izao fotoana izao?
Arakaraka ny zava-misy manoloana anao io
fony mpianatra ny tena dia nanampotoana nijoroana vavolombelona nitory t@ hafa rehefa récréation na manao tafika masina rehefa vacances
Zay fotoana hanananao de tokony entina hanompona ny Tompo ankoatran'ny fianarana sy ny asa aman'andraikitrao.
Rehefa miasa kosa dia par rapport @ asa sy ny fotoana mampalalaka anao no entina hijoroana @ hafa
mijoro vavolombelona = mizara ny azonao, ny zavatra nataon'i Tompo anao(zay le action)fa afaka mijoro vavolombelona @ fihetsika sy fiteny...
Izany hoe rehefa nanolotra ny fiainanao manontolo ho tantanany ianao,nahita fihovana ve sady ny omaly tsy miova?
Raha misy olona ao @ Kristy dia olom-baovao izy, efa lasa ny zavatra taloha....
Raha tena nandray an'i JK enao de tsy maintsy miova ary misy fiovana
Raha tsy nisy de tokony handinin-tena
Ahoana?
Amin'ny alalan'ny vavaka
fianarana ny SM
fiaraha-mivavaka
Fanarahana ny SM
Izay indrindra,ary dia tsy mitsahatra ny mankasitraka hatrany aho ny amin'ny fijoroanao vavolombelona:
Kristy tety an-tany nampiseho fampianarana maro ny olona,nampianatra nijoro vavolombelona( nasehony tamin'ny fahagagana maro samy hafa izany:fanasitranana,fanalana demoniaka,fampianarana mivavaka,toetra sns).Nivavaka izy ary nitoriteny koa.
Ny hafany:Mandehana torio ny filazan-tsara.Avy amin'ny alalan'ny inona?
Ny fahasoavana,ny fahoriana nianjady,ny fiainana rehetra hiainanao,misy taratra fa miaraka aminy mandrakariva ianao.Izay zavatra izay dia hoeritreretina hoe kely kanefa misy mahasamihafa azy amin'ny hafa ary hita-taratra ka mahatonga ny namana hianatra sy hanaradia izay arahiny.
Fiainana andavanandro no ampiarina ny fivavahana ka hijorona vavolombelona.Tsy misy fireharehana fa fanetre-tena tanteraka.
Ohatra:amin'ny mahakristiana dia mampiseho izany amin'ny fiainana isika:ny fiteny,ny fanoratra,ny ao am-po rehetra,ny fiarahamonina,ny fihetsika sns.Ireo dia anisany taratra iray hitazanana fa kristiana ilay olona.
Raha milaza aho fa kristiana kanefa mifosa, manaratsy olona,manana fankahalana,miavonavona sns dia ho gaga ny olona manodidina ahy ary dia hiteny izy hoe ireny hono no mba atao hoe kristiana.
52. niryna
(
21/06/2007 15:21)
Fa ny vokatry ny Fanahy tsara dia:fitiavana,fiadanana, fahari-po,fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa,fahamarinana,
fahalemem-panahy ,fahononam-po,tsy misy lalana manohitra izany.Galatiana 5:22-23.
Ireo izany dia taratra sy tokony ataontsika ary hiezahana mba ahalalana fa mpanaradia an'i kristy isika.Anisany fijoroana vavolombelona koa ireo fanarahana azy ireo,eny fa na sarotra aza dia hiezahana.

53. niryna
(
21/06/2007 15:27)
Ny vokatry ny Fanahy tsara(the fruit of the Spirit is love,joy,peace,patience,kindness,goodness,faithfulness,
gentleness,and sef-control.Against such things there is no law)Gal 5:22-23.
gentleness,and sef-control.Against such things there is no law)Gal 5:22-23.
54. niryna
(
21/06/2007 15:34)
gasynamana:
sao de tsy angano fa tena izy kosa e!Araho soa moa a.
Fanampin'io de hotaroniny fa tsa mbola nandray an'i Jeosy aho. etc...
Raha mbola tsy nandray an'i Jesosy ianao dia afaka mandray azy tsara fa tsy mbola tara.
55. ikaretsaka
(
21/06/2007 15:43)
sao lasa manao ilay voalaza Lioka 18,9-14 anefa raha mijoro ho vavolombelona nefa tsy mahafantatra ny ataony ko
56. niryna
(
21/06/2007 15:51)
xxx:
Aleo hazavaiko bebe kokoa : ny hafa dia manana projet hijoro vavolombelona ihany toa anareo koa. Ary tsy voatery ho Kristianina io. Ka moa ve afaka mba mandray izay avy aminy koa ve ianao ?
Tsy ho voatery ho kristiana vao misy olana ary tsy ho voatery ho kristiana ihany koa no hovonjena fa ny rehetra ka
57. cutie
(
21/06/2007 15:52)
dia mandritra an za mitory teny iny ndry dia mitaty rakitra hividianambary... Ny gasy ange r'ianona efa samy te hiakatra any an-danitra daholo e....
Tsy raharahako mihitsy na soloky na fitaka fa... sitrany ahay!"
de misy kely we
"mandritra ny fitatazan-drakitra iny de asiana hira , avia ary mino nga sa in ".........:-D:-D:-D:-D
tapaka foana ny tsinaiko isaky ny maheno an'io hira io :-D
59. gasynamana
(
21/06/2007 22:25)
Mpandefa : niryna [ Valio ] 21-06-2007 17:34:01
Lohateny : Re : Ny fijoroana vavolombelona no manome fanantenana ny haf
Hoy i gasynamana:
Voalaza teo :
sao de tsy angano fa tena izy kosa e!
Araho soa moa a.
Fanampin'io de hotaroniny fa tsa mbola nandray an'i Jeosy aho. etc...
Raha mbola tsy nandray an'i Jesosy ianao dia afaka mandray azy tsara fa tsy mbola tara.
Misaotra anao.
60. pissoa
(
21/06/2007 22:51)
:-D:-D:-D
misy teoria mahatsikaiky ... fa angaha kay rehefa tsy mitovy hevitra amin'ny tena dia hoe mbola tsy nandray an'i Jesosy e ?
misy teoria mahatsikaiky ... fa angaha kay rehefa tsy mitovy hevitra amin'ny tena dia hoe mbola tsy nandray an'i Jesosy e ?