Ny fijoroana vavolombelona no manome fanantenana ny hafa fa.
21. ikaretsaka
(
20/06/2007 14:31)
Mitovy fijery @ hery
hery:
Ho ahy izao io fahalemem-panahy sy fanajana io dia izao (ary izay no ataoko)
- Lazaiko ny olona fotsiny hoe sambatra aho manana an'Andriamanitra
- Lazaiko hoe mahazo tombony aho mivavaka
- Manana fanantenana aho eto amin'ity tany ity sy ny fiainana aorian'ny eto.
Izay ihany.
Tsy izaho mihitsy no hanery azy hoe mivavaha, na hoe tongava aty aminay. Mbola mahita hasambarana hafa izy matoa tsy miaraka amiko. Mety tsy maharesy lahatra azy koa ny hasambarana iainako.
22. xxx
(
20/06/2007 15:02)
Ny anjaran'ny Kristiana dia ny mihaino: mihaino an'Andriamanitra, mihaino ny hafa... Ilay hoe mihaino anefa tsy hoe mandray be fotsiny. Eo am-pihainoana dia ampiasaina ny saina handinika, ny Fanahy handanjalanaja, ary ny tena hanantateraka izay sitrak'Andriamanitra amin'ny alalan'ny atao.
Rehefa tsy ampy ny fihainona dia manjary tsy misy fivoarana intsony ilay olona. Izay dia nomarihan'i Ikaretsaka ao ambadika. Ary hita taratra eto amin'ny dinika io tsy fahampian'ny fihainoana io.
Tsy nanilika na iza na iza ianao ry Jesoa fa nandray sy nihaino izay rehetra nanatona anao, koa ampianaro anay hatrany ny hahay hihaino sy handray ny hafa, ary indrindra hahay handray anao sy hihaino anao. Amen.

23. ikaretsaka
(
20/06/2007 16:21)
Raha misy olona ao @ Kristy dia olom-baovao izy, efa lasa ny zavatra taloha....
Raha tena nandray an'i JK enao de tsy maintsy miova ary misy fiovana
Raha tsy nisy de tokony handinin-tena
io no misy tsy azoko sy ohatran'ny misangojy ny filazanareo sy i diams azy!
ny nanontaniako amin'io dia hoe ilay izy izany tsy maintsy misy miteny foana hoe "izao ny fiainako taloha dia lasa an'izao hatramin'izay naha.... ahy izay" foana ve?
Za zao ohatra dia zazakely 1 volana no natao batemy ary dia tao foana, dia nobeazina arak'io foana, ny fiainako talohan'ny 1volana dia tsy nisy fiainana tadidiko. dia ahoana izany?
Amin'ny alalan'ny vavaka
fianarana ny SM
fiaraha-mivavaka
Fanarahana ny SM
Dia ahoana ilay hoe momban'ilay hoe TENY SY TENA?
Ilay hoe tsy ny fihainoana ny TENINY ihany koa fa ny fandraisana ny TENANY tokoa! @ alalan'ny sakramenta maro isan-karazany?
Tsy mahay sy sy tsy mazava dia manontany aho an! fa aza raisina ho manohitra be fahatany!
24. pissoa
(
20/06/2007 17:18)
Ilaina ny fijoroana vavolombelona ! Cf ari.malala =D=D=D
Fa za aloha tsorina fa tsy tia (ary tsy hitako ze ilana azy) ny vavolombelona publicitaire be ireny e ! toy ilay hoe nahantra za taloha ... mpanankarena zah amizao, Aleloia tehaka ho an'i Jesosy ! :lol::lol::lol:

25. diamondra27
(
20/06/2007 17:19)
ika: tsy maninona mihintsy ka!
Raha misy olona ao @ Kristy dia olom-baovao izy, efa lasa ny zavatra taloha....
Raha tena nandray an'i JK enao de tsy maintsy miova ary misy fiovana
Raha tsy nisy de tokony handinin-tena
ny tiana lazaina @izany dia hoe: nanana ny fombafombanao t@ maha-olona anao ianao taloha, izay tianao no ataona
Fa rehefa nandray an'i JK sy nanaiky ny hotapahany @ fiainana, nampiditra an'i JK tao amponao ianao , dia tsy ianao intsony no tompon'ny fiainanao fa JK , dia tokony hita taratra eny aminao izany fiovana izany satria tsy mitovy ny mpitantana , 1 olombelona ary 1 Kristy. Raha i Kristy no mitantana ny fiainanao dia izay ilay atao hoe: kristiana feno ny fanahy ary tokony handeha araka ny fanahy fa tsy ara-nofo
I KORINTIANA 2:15
Galatiana 5:15,16
Galatiana 5: 22-26
eFesiana 5:18-21

26. niryna
(
20/06/2007 17:21)
ari.malala:
amiko manokana tsy ny fizahozahoana etsy sy eroa no atao hoe fijoroana vavolombelona fa nandray an'i Kritsy marina tokoa aho, fa ny fiainako andavanandro no itarafan'ny olona fa tena nandray Azy marina tokoa aho. Izay ilay hoe ianareo no fahazavan'izao tontolo izao. Aoka hazava eo imason'ny olona ny fahazavanareo.
Marina izany teninao izany.Ary afaka mitantara na mizara ny namana ve isika raha misy olona mitaraina ohatra ka mijoro na mitovy ny mahazo antsika ny mahazo azy?Izay fanomezana hery sy fizarana ny olana mahazo izay dia efa mijoro amin'ilay olona isika fa nisy ny vahaolana.Manampy azy ihany koa izany.
27. niryna
(
20/06/2007 17:24)
hery:
Ilaina fa tsara atao
amin'ny fahalemem-panahy sy ny fanajana
fotsiny.
Ho ahy izao io fahalemem-panahy sy fanajana io dia izao (ary izay no ataoko)
- Lazaiko ny olona fotsiny hoe sambatra aho manana an'Andriamanitra
- Lazaiko hoe mahazo tombony aho mivavaka
- Manana fanantenana aho eto amin'ity tany ity sy ny fiainana aorian'ny eto.
Tsara tokoa izany ary raha ohatra ka misy olana?
Dia inona no ataonao raha sendra misy olona tonga mizara olana aminao,tsy manana fanantenana intsony izy,ahoana no hanampianao azy?
28. niryna
(
20/06/2007 17:27)
diamondra27:
Ilaina ve izany ny fijoroana vavolombelona?
====> eny ilaina ny mijoro vavolombelona
Misy karazany maro ny fomba ijoroana vavolombelona fa tsy tokony andeha amin-kafanampo be fahatany fotsiny.
Ny fihetsika sy fombanao aty ivelany dia tokony ho hitan'olona fa olon'Atra ianao , efa nandray an'i Kristy. Tsy azo afenina izany fahazavana efa noraisinao izany.
Tsarovy fa ny tenanao dia tempolin'Atra
Mitovy hevitra aminao koa aho.
29. diamondra27
(
20/06/2007 17:29)
Dia ahoana ilay hoe momban'ilay hoe TENY SY TENA?
Ilay hoe tsy ny fihainoana ny TENINY ihany koa fa ny fandraisana ny TENANY tokoa! @ alalan'ny sakramenta maro isan-karazany?
ka ao anatin'ilay fanarahana ny SM ange izany e!
izany hoe: raha tonga kristiana ianao dia tokony hahalala ny fombafomba @ maha-kristiana anao. Aiza no hahalalana izany? ao anaty baiboly sy fiaraha-mivavaka (eto de tsy hoe le celule de prière fotsiny no tiana lazaina fa miraka mivavaka @ rehetra @ Xna tahaka anao mifampizara ... tsy voatery hoe: hitory ho'aho fa mety hoe: tily , mpanazava, mpiandry etc... izay fitaizana misy ao @ fiangonana
Izany we: famintinana no voalazako fa azo iatrina be ny resaka raha vao hoe: izay voalazan'ny Baiboly no jerena.
30. niryna
(
20/06/2007 17:30)
gasynamana:
niryna: Film efa nandeha. Ho avy eo indray izy zao rehefa avy eo hitantara angano.
Tsy angano ity gasynamana fa tena fiainana a.Hoy ny tompo hoe mankanesa aty amiko ianareo rehetra ,izay miasa fatratra sy mavesatr'etana.
Efa nanome toky antsika Izy raha manantona azy isika,ahoana no hampiarinao izany amin'ny fiainana?
31. gasynamana
(
20/06/2007 18:03)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 20-06-2007 19:18:24
Lohateny : Re : Ny fijoroana vavolombelona no manome fanantenana ny haf
Ilaina ny fijoroana vavolombelona ! Cf ari.malala
Fa za aloha tsorina fa tsy tia (ary tsy hitako ze ilana azy) ny vavolombelona publicitaire be ireny e ! toy ilay hoe nahantra za taloha ... mpanankarena zah amizao, Aleloia tehaka ho an'i Jesosy !
Efa nandray an'i Jesosy ve ianao? etc...
Tsy angano ity gasynamana fa tena fiainana a.Hoy ny tompo hoe mankanesa aty amiko ianareo rehetra ,izay miasa fatratra sy mavesatr'etana.
Efa nanome toky antsika Izy raha manantona azy isika,ahoana no hampiarinao izany amin'ny fiainana?
Arosoy ary ny anganonao henona e!...
32. marozevo
(
20/06/2007 18:10)
Ny tena fijoroana ho vavolombelona tsara indrindra, araka ny hevitro, dia tsy ny resaka na kabary na ny teny tsara lahatra, fa ny FIAINANA.
33. cutie
(
20/06/2007 20:34)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 20-06-2007 19:18:24
Lohateny : Re : Ny fijoroana vavolombelona no manome fanantenana ny haf
Ilaina ny fijoroana vavolombelona ! Cf ari.malala
Fa za aloha tsorina fa tsy tia (ary tsy hitako ze ilana azy) ny vavolombelona publicitaire be ireny e ! toy ilay hoe nahantra za taloha ... mpanankarena zah amizao, Aleloia tehaka ho an'i Jesosy !
mampahatsiaro ahy ny hiran'i Samoela :-D
35. rakaroka
(
20/06/2007 21:09)
pissoa:
Ilaina ny fijoroana vavolombelona ! Cf ari.malala =D=D=D
Fa za aloha tsorina fa tsy tia (ary tsy hitako ze ilana azy) ny vavolombelona publicitaire be ireny e ! toy ilay hoe nahantra za taloha ... mpanankarena zah amizao, Aleloia tehaka ho an'i Jesosy ! :lol::lol::lol:
:-D:-D:-D:-D=))=))=))=))=))=)):@
Haaiiiy malemy ny tsinaiko ry Pissoa, ka 'zaho io mihitsy no mpiatrika ny fiahaonana nisy ireo mpandinika vahiny nahadinika ireny fombafomba ireny , dia haindrizareo tsianjery tokoa 'nge lé "scène" e!:-D:-D:-D:-D:-D
37. cutie
(
20/06/2007 22:56)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 20-06-2007 23:04:20
Lohateny : Re : Ny fijoroana vavolombelona no manome fanantenana ny hafa fa.
Hira ahoana izany ?
ambalazy no titre de misy we " de lazaiko fa niova tokoa ny fiainako hatramin'zay niarahako t@ jesosy zay, de lazaiko ho toy zao sy toy zao we ny fiainako taloha.........." :-D
38. LazaDaddy
(
21/06/2007 01:15)
niryna:Sao dia mifanohitra amin'io no tianao tenenina?
Tsy misy zavatra tsara sy mahafinaritra ny mizara izany fitiavan'Atra antsika izany amin'ny namana,havana, olom-pantatra ary ny manodidina.
marozevo:io ny tena dikan'ny teny hoe "mino" @ Hebreo: "miaina".
Ny tena fijoroana ho vavolombelona tsara indrindra, araka ny hevitro, dia tsy ny resaka na kabary na ny teny tsara lahatra, fa ny FIAINANA
Ny fijoroana vavolombelona dia tsy tokony maneho ny momba anao na dia kely aza, fa maneho an'i Kristy sy ny asany. Izay angamba ny tian'i Pissoa ambara @ ilay hoe "publicite".
39. cutie
(
21/06/2007 01:36)
Hoy i niryna:
Tsy misy zavatra tsara sy mahafinaritra ny mizara izany fitiavan'Atra antsika izany amin'ny namana,havana, olom-pantatra ary ny manodidina.
Sao dia mifanohitra amin'io no tianao tenenina?
diso fanoratra ngamba izy teo :lol:
40. ikaretsaka
(
21/06/2007 04:25)
niryna:
Hoy i hery
Ho ahy izao io fahalemem-panahy sy fanajana io dia izao (ary izay no ataoko)
- Lazaiko ny olona fotsiny hoe sambatra aho manana an'Andriamanitra
- Lazaiko hoe mahazo tombony aho mivavaka
- Manana fanantenana aho eto amin'ity tany ity sy ny fiainana aorian'ny eto.
Tsara tokoa izany ary raha ohatra ka misy olana?
Dia inona no ataonao raha sendra misy olona tonga mizara olana aminao,tsy manana fanantenana intsony izy,ahoana no hanampianao azy?
ny ahy tsotrabe amin'io
"you don't have to change for God to love you"
http://www.demello.org/article1.html