Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
121. falihaja
(
20/06/2007 17:56)
Izao ry hava malala rehetra a!
Raha mpamono olona ve izaho rainy dia ho mpamono olona ihany koa ve ny zanako.
Raha mpitsabo mpanao fahagagana ny raiko dia izaho zanany koa ve dia mpanao fahagagana tahaka azy.
Ohatra izany homeko anareo izany.
Raha ny marina dia tsy hitombina mihitsy izany.
Andriamanitra dia ilay Ray, namorona izao tontolo izao, izy no nandefa ny zanany lahitokana ho ety an-tany mba hampiseho antsika olombelona rehetra fa misy tokoa izany fiainana mandrakizay, misy tokoa izany Andriamanitra mahery izany izay tokony hinoantsika. Ka raha nirahina i Josoa dia tsy milaza izany fa Andriamanitra izy fa iraka nalefan'i Ray ho ety an-tany hampiseho ny voninahiny. Noho izany dia fitaovana nampisain'Andriamanitra izy "Jesoa".
Teny maro ao anaty baiboly milaza fa samihafa mihitsy izany hoe Andriamanitra Ray sy ny Zanaka izany. Samy fanahy daholo ireo fa ny maha izy azy no samihafa.
Noho izany dia tsy ilay Andriamanitra Ray Mahery Nahary izao tontolo izao akory i Jesoa fa zanany izay mpanantanteraka ny tian'i Ray atao fotsiny.
Sa tsy izany moa ny marina ?

122. pissoa
(
20/06/2007 18:07)

Ny fanoharana ataonao dia tsy mety. Ny mahaAndriamanitra dia tsy toetra toy ny hoe mpamono olona na mpanao fahagagana akory !
123. marozevo
(
20/06/2007 18:07)
Tonga soa rahavana... Tokony handeha tsara amin'izay ny resaka satria tonga ianao...
Voalohany aloha dia asa na efa novakianao ny ambangovangon'ny resaky ny rehatra ao ambony ao.
Le logique ampiasainao mipetraka tsara... saingy tsy rehefa logique dia marina daholo.
Marina fa ny Ray no mpahary, ny Zanaka (Kristy) tsy mpahary. Fa ny maha-mpahary tsy manova ny natioran'Andriamanitra, raha atao teny azontsika dia "asa" io fa tsy "natiora".
Ny Zanaky ny mpandrafitra tsy voatery ho mpandrafitra tokoa, fa tsy maintsy olona.
Ny zanaky ny mpitsabo tsy voatery ho mpitsabo, fa tsy maintsy olona.
Ny zanaky ny mpamono olona (raha tsy novoinoin'ny rainy) dia tsy voatery ho mpamono olona, fa tsy maintsy olona.
Amin'izao fotoana izao efa misy olona milaza hoe "zanako io alika io, na io saka io" fa tsy izy akory no niteraka azy. Resaka hafa iny.
Dia valio amin'izay ny fanontaniana mipetraka be dia be ao :
OLONA VE NY ZANAKAO ?
Na raha mbola tsy niteraka ianao dia ity no tsara valiana : OLONA VE NY DADANAO.
Jereo kely fa misy ohatra momba an-dRatsiraka ao ambony ao.

124. xxx
(
20/06/2007 18:35)
Farafaharatsiny mba hain'ny mpanokatra sujet kosa ny manavaka ny nature sy ny personne. Raha hainao fotsiny ny manavaka an'ireo dia ianao ihany no mahavaly azy.
126. gasynamana
(
20/06/2007 18:45)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 20-06-2007 01:17:06
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
Hevitra secte ve ? Ohatran'io anao io... tsy ohatran'io manko fa tena io eh.
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 20-06-2007 00:50:24
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
Voalaza teo :
Sady hevitra tsy mankaiza koa tsy tokony handaniako andro tadiavina eh...
andray !!!!!!!
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 20-06-2007 00:54:44

ka andray foana na za na tsy za !
mbola tsy hitanao/novakianao akory ve le hevitra dia efa lazainao fa tsy manjary sahady !
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 20-06-2007 01:31:34

Raha tsy secte ve izy tsy hanaiky fa Andriamanitra i Kristy.
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 20-06-2007 01:36:13

fa aiza izany tsy manaiky izany kay ry Marozevo ?
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 20-06-2007 01:43:04

cutie > Raha hihaino hira ao amin'ny katolika.org ianao dia ilay hoe "Zanak'Andriamanitra ny Zanakao ry Maria ô... ny taranaka rehetra hiantso anao hoe sambatra". Io henoina. Aza avela ho henon'i gasynamana anefa fa sao dia lazainy fa ianao indray no secte raha henony eo io.
Mpandefa : xxx [ Valio ] 20-06-2007 09:15:00

rehefa namaky aho dia toa mazava be ny hevitry gasynamana, mitovy amin'ilay an'i xxx, ary toa mitovy hevitra amin'i marozevo koa, fa ny tsy azoko dia ny nahatonga ilay resaka toa nitarin'i marozevo ho zavatra hafa
Anjaranareo no mijery raha mitombina ny zavatra lazain'io olona io na tsia. Tsy haiko na tokony lazaina ny hadisoan'ny hafa na tsia, tsy haiko na tokony hahitsy ny hafa na tsia.
Angamba izaho no tsy mahay miteny, na vendrena ka tsy tokony hilaza zavatra na hanitsy ny hafa.
Misaotra an'izay afaka mamaky sy afa-mijery amin'ny maso tsy miangatra.
127. marozevo
(
20/06/2007 19:15)
Miala any ndray ranamana marina....
Ny marina dia izao eh... rehefa hitako fa tsy hitondra voka-tsoa ho ahy sy ho azy ilay adinay roalahy, dia tsy niezaka namaly ny fanontaniana intsony aho.
Dia ireo no nolazaiko sy nolazain'ny namana momba ahy. Marina ireo... izany hoe marina fa nolazaiko, na nolazain'ny hafa...
Fa mba anjaran'ny namana rehetra koa no mijery na ireo no tokony ho nolazaiko na maherihery noho ireo aza.

128. cutie
(
20/06/2007 20:45)
Fa raha vao misy olona tenenin'ny olona hoe secte iny olona iny... dia TSY manaiky ny maha sekta azy mihitsy ilay olona iny ary mitady fika hafa foana hoe kristianina aho e, maninona aho no antsoina secte e, sady misendaotra ihany!...
Fa maninona mihitsy ary?
ka ny secte koa nge kristiana e
tsy mampiasa an'i jesoa moa izy reny refa mitory :-D
129. marozevo
(
20/06/2007 21:06)
Misy secte tsy kristianina ka... fa tsy izy rehetra.
Ohatra : Temoins de Jehovah...
Ohatra : Temoins de Jehovah...
130. gasynamana
(
21/06/2007 00:55)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 20-06-2007 01:17:06
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
Hevitra secte ve ? Ohatran'io anao io... tsy ohatran'io manko fa tena io eh.[/quote]
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 20-06-2007 00:50:24
[quote]Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
Voalaza teo :
Sady hevitra tsy mankaiza koa tsy tokony handaniako andro tadiavina eh...
andray !!!!!!!
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 20-06-2007 00:54:44
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
ka andray foana na za na tsy za !
mbola tsy hitanao/novakianao akory ve le hevitra dia efa lazainao fa tsy manjary sahady !
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 20-06-2007 01:31:34
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
Raha tsy secte ve izy tsy hanaiky fa Andriamanitra i Kristy.
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 20-06-2007 01:36:13
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
fa aiza izany tsy manaiky izany kay ry Marozevo ?
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 20-06-2007 01:43:04
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
cutie > Raha hihaino hira ao amin'ny katolika.org ianao dia ilay hoe "Zanak'Andriamanitra ny Zanakao ry Maria ô... ny taranaka rehetra hiantso anao hoe sambatra". Io henoina. Aza avela ho henon'i gasynamana anefa fa sao dia lazainy fa ianao indray no secte raha henony eo io.
Mpandefa : xxx [ Valio ] 20-06-2007 09:15:00
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
rehefa namaky aho dia toa mazava be ny hevitry gasynamana, mitovy amin'ilay an'i xxx, ary toa mitovy hevitra amin'i marozevo koa, fa ny tsy azoko dia ny nahatonga ilay resaka toa nitarin'i marozevo ho zavatra hafa
Anjaranareo no mijery raha mitombina ny zavatra lazain'io olona io na tsia. Tsy haiko na tokony lazaina ny hadisoan'ny hafa na tsia, tsy haiko na tokony hahitsy ny hafa na tsia.
Angamba izaho no tsy mahay miteny, na vendrena ka tsy tokony hilaza zavatra na hanitsy ny hafa.
Misaotra an'izay afaka mamaky sy afa-mijery amin'ny maso tsy miangatra.
132. niryna
(
21/06/2007 17:06)
Tamin'ny voalohany ny Teny,ary ny Teny tao amin'Atra,ary ny Teny dia Atra.Izy dia tao Atra tamin'ny voalohany.Izy no nahariana ny zavatra rehetra,ary raha tsy Izy dia tsy nisy nahariana izao zavatra ary izao na dia iray aza.Jaona 1:1-3
Teny=Atra
Fa izay rehetra nandray Azy dia nomeny hery ho tonga zanak'Atra,dia izay mino ny anarany,dia ireo izay izay tsy nateraky ny ra ,na ny sitapon'ny nofo ,na ny sitrapon'ny olona ,fa naterak'Atra.Jaona 1:12
Azy=Jesosy.
Izy no nisiam-piainana,ary ny fiainana no fanazavan'ny olona.Ary ny mazava dia namirapiratra tao amin'ny maizina fa ny maizina tsy nandray Azy.Jaona 1:4-5
Izy=Jesosy= fiainana=fanavana
Ary hiaraha manaiky mihitsy fa lehibe ny zava-miafina ny amin'ny toe-panahy araka an'Atra ,dia ilay naseho teo amin'ny nofo,nohamarininy teo amin'ny Fanahy,hitan'ny anjely nitorina tany amin'ny jentilisa,ninoana teny amin'izao tontolo izao, nakarina tamin'ny voninahitra.1Tim 3:16
Nofo=Fanahy=Atra
Iza no nakarina tamin'ny voninahitra=Jesosy
Ary ny Teny dia tonga nofo ka nonina tamintsika;ary hitanay ny voninahitra miendrika ho an'ny Lahitokana avy amin'ny Ray.Jaona 1:14
Teny=Nofo nonina tamintsika=Jesosy=Lahitokana
Izy ilay avy amin'ny rano sy ny ra,dia Jesosy Kristy,tsy tamin'ny rano ihany ,fa tamin'ny rano sy ny ra.Ary ny Fanahy no manambara,satria ny Fanahy no fahamarinana. 1 Jaona 6.
Manambara fa maty Izy ary ny Fanahy no mijoro vavolombelona.
Jesosy= Fanahy.
* io no mahatonga ny fandraisana ny tenany sy ny rany izay ahatsiarovan-tsika Azy(lord supper).
Andriamanitra dia mazava ,ary tsy misy maizina akory ao aminy...Fa raha mandeha amin'ny mazava isika ,tahaka Azy eo amin'ny mazava ,dia manana firaisana isika ,ary ny ran'i Jesosy Zanany no manadio antsika ho afaka amin'ny ota rehetra 1 Jaona 1:5,7
Atra=mazava=Jesosy (jereo ilay fanazavana ery ambony ery milaza fa nisy mazava namirapiratra kanefa ny maizina tsy nandray aminy.)
Ary noho izany dia ny Tompo no hanome famantarana ho anareo; Indro,hanan-anaka ny virjina ka hiteraka zazalahy;Ary ny aranay hataony hoe ImanoelaIsaia 7:14.
Jesosy =Imanoela
Imanoela=Andriamanitra miaraka amintsika
Immanuel means God with us.
Atra=Jesosy=Fanahy
Ireo no fanazavana azoko omena.Misaotra betsaka naharitra ary hialan-tsiny fa somary lava.:D
(l)niryna

133. xxx
(
21/06/2007 20:05)
niryna:
DISO, TENA DISO.
Izy ilay avy amin'ny rano sy ny ra,dia Jesosy Kristy,tsy tamin'ny rano ihany ,fa tamin'ny rano sy ny ra.Ary ny Fanahy no manambara,satria ny Fanahy no fahamarinana. 1 Jaona 6.
Manambara fa maty Izy ary ny Fanahy no mijoro vavolombelona.
Jesosy= Fanahy.
DISO, TENA DISO.
135. rakaroka
(
21/06/2007 21:12)
Mahafinaritra ahy ny manaraka ny zig-zag-nareo ato:lol:: mba ahatsapana fa sarotra tokoa anie ny teny boloky
hoe:"raiso i Jesoa" na isika nahafantatra azy aza
manao tsingolobatita :roll::?::roll::?::roll: ka ny
mampieritreritra ahy @ ity fihevitra ity: izay filaza azy aloha :matematika? métaphysique? hevitsika!sns...misy analogie daholo izany : fa raha nampianatra nivavaka i Jesoa hoe "Rainay izay any an-danitra" isika marina moa io nampianariny io?" dia miverina matetika ny fiantsoany antsika ho "zanaka":
"endrey manao ahoana ny fitiavana nasehon'ny Ray antsika dia ny niantsoany antsika hoe:"zanak'Atra SADY IZANY TOKOA ISIKA.DONK,FEHINY TSY ISALASALANA
Ka raha olona ny zanaky ny olona;
biby ny zanaky ny biby:
sns...
Dia "andriamanitra ny zanak'Andriamanitra"
Ny mpino manohitra izany dia manohitra ny fanambaran'Atra @ maha zanany antsika : Donk tsy i Jesoa irery no zanany fihevitra fa isika rehetra koa!
Amen:lol::lol::idea::wink:

137. xxx
(
22/06/2007 08:25)
Jesoa ihany ve aloha lay Jesosy fatatray e!:roll::roll:sao de samy hafa ireo mantsy:evil::evil:
139. gasynamana
(
22/06/2007 10:27)
Raha xxx dia tsy i xxx fa samihafa. Hita taratra izany amin'ny hevitra lazainy eto.
Fa raha i Jesoa kosa dia Jesosy ihany, saingy ny iray dia fanagasina ny anarany avy amin'ny teny grika (Jesoa), ny iray kosa Jesosy dia ny teny anglisy no nagasiana.
Misy tantara kely ohatra an'izao no nahatonga ireo anarana ireo. Teo aloha ny katolika dia niantso an'i Jesoa hoe: Iezo (avy amin'ny latin), ny Protestanta Jesosy ihany. Noho ny fitiavana te hiombona anefa sy tsy hisian'ny fahasamihafana eo amin'ny kristiana dia nisy ny fivoriana niarahana ka nanapahana fa aleo atao hoe: Jesoa no fiantso azy amin'ny teny Malagasy. Io dia fanagasiana ny anaran'i Jesoa avy amin'ny teny Grika. Ny katolika dia nanaraka an'izay fa ny protestanta na dia nanaika aza dia nitana ihany ny hoe Jesosy.
Ataoko fa tsy misy olana ny amin'io saingy na izany aza mampihomehy ihany ilay olona milaza hoe: tsy mila an'izany Jesoa nareo izany izahay fa Jesosy ihany no ahazoana famonjena. Toy zany koa ilay milaza hoe: i Jesoa dia tsy Zanak'Andriamanitra no sady tsy andriamanitra fa i Jesosy ihany no Zanany sady Andriamanitra.

140. bozyboleta
(
22/06/2007 10:33)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 20-06-2007 23:06:03
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
Misy secte tsy kristianina ka... fa tsy izy rehetra.
Ohatra : Temoins de Jehovah...
Marozevo a! zao ny temoins de jehovah efa manao azy ho kristiana. Ny anaran'i Jesoa no entiny mitory sy ataony @ reny boky kely zarainy isan-trano reny.