Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
283. bosista
(
07/07/2007 17:34)
salut
marozevo>> iny indray aloha dia fahotan'izay mahita PAPA RAY MASINA ETO ANTANY..fa ny dadan-tsika tsy tafiditra amin'iny, fa ho an'ireo zay mbola mahita ray hafa ho masina ety an-tany ankoatran'A/TRA!

286. piste
(
08/07/2007 10:51)
Bosiste, fa maninona no manao lecture sectaire ianao.
-Izay sy ny Ray dia iray ihany. Raha mahita ny RAy ianareo dia mahita ahy koa.
-Ianao ilay Zanak'Andriamnitra velona
-Izaho sy ny Ray dia iray ihany. Ny Ray ato amiko, izaho ao aminy.
-Ianao ve ilay Zanak'Andriamanitra velona ? Hoy Jesoa : Voalazanao.
- Ary nahoana ilay io no sahy mamela fahotana, kanefa tsy misy afaka manafaka sy manala fahotana raha tsy Andriamanitra irery. Hoy Jesoa : asehoako anareo fa sady manam-pahefana ny hanala heloka aho, dia hoy izy t@ ilay malemy, Raiso batao ny fandrinanao dia mandehana.
Farany dia vakio Jo 17 manontolo.
Amin'ny sisa dia aza manao famakin'ny Secte Baiboly fa diniho tsara ary aza izay tianao ihany no raisina.

287. ikaretsaka
(
08/07/2007 11:41)
cutie:
fa manin tokoa alou i pape no antsoina we papa ray masina:roll:
Avy amin'ny Tantaran'ny fiangonana no nangalako ity:
Rehefa antitra (lasa Rabainina) i Piera dia nantsoin' ny apostoly sy ny mpianany (Ireo kristianina voalohany)
Ninoana hoe masina izy satria i Jesoa no niteny azy amin'ilay izy nomena fahafahana hitazona ny lakilen'ny fanjakan'ny lanitra.
nohamasininy avy eo ny dimbiny , i Linus,dia i clement dia i Evatista...... hatraty @ Jean paul 2 sy i Benoit 16
Dia ohatran'ny mompera, frera, masera, pastera.. ihany io e... atao hoe "Ray/zoky am-panahy" rehefa nohamasinina!
289. marozevo
(
08/07/2007 20:36)
Misy mitsara dieny mbola samy eto ao.
Hoy i bosista :
Mpanota be daholo ny Katolika amin-na milliards, fa i bosiste irery no tsy mpanota. Chapeau !...
Fa nahoana ny dadantsika no tsy ho tafiditra ? Izy aza no tokony hotafiditra kokoa noho ny Pape. Jereo io fanazavan'ikaretsaka momba ny papa io. Tsy midika hoe Papà ny hoe Pape.
Hoy i bosista :
salut
marozevo>> iny indray aloha dia fahotan'izay mahita PAPA RAY MASINA ETO ANTANY..fa ny dadan-tsika tsy tafiditra amin'iny, fa ho an'ireo zay mbola mahita ray hafa ho masina ety an-tany ankoatran'A/TRA!
Mpanota be daholo ny Katolika amin-na milliards, fa i bosiste irery no tsy mpanota. Chapeau !...
Fa nahoana ny dadantsika no tsy ho tafiditra ? Izy aza no tokony hotafiditra kokoa noho ny Pape. Jereo io fanazavan'ikaretsaka momba ny papa io. Tsy midika hoe Papà ny hoe Pape.
290. cutie
(
09/07/2007 12:43)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 08-07-2007 22:36:23
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
Misy mitsara dieny mbola samy eto ao.
avelao hitsara ze hitsara e
God only knows :lol:
291. marozevo
(
09/07/2007 23:06)
Le izy mitsara tsy maninona, moa ilay tsarainy koa vao maika mirehareha aza, satria "natao ho mendrika hitondra fijaliana sy fanenjehana", fa ilay hevitra disoany fandray no mampalahelo.
292. rrgmt
(
14/07/2007 20:50)
Marina fa voafehin'ny lojikan'olombelona Andriamanitra kanefa kosa mety azo azavaina tsotsotra mba hazava:
Amin'ny matematika:
"A" est inclus dans "B" et "B" inclus dans "A", donc "A" est égal à "B"; la réciproque est vraie
Jesoa ao amin'ny Ray (Jaona 14:10a; Jaona 16:28; Jaona 17: 21b)
ary Ny Ray ao Aminy (Jaona 14:10b; Jaona 16:32b),
Noho izany Izy sy ny Ray dia Iray ihany (Jaona 17:11b...)
:D

293. marozevo
(
14/07/2007 21:20)
Ngamba hoe "Marina fa tsy voafehin'ny...." no tianao holazaina eh ? Fahadisoana tsy nahy iny, fantatro.
294. niryna
(
15/07/2007 06:10)
Hoy Filipo tamin'i Jesosy Tompoko,asehoy anay ny Ray,dia ampy ho anay izay.Hoy Jesosy taminy :Izay ela izay no efa nitoerako teto aminareo,ka tsy mbola fantatrao ihany va Aho ,ry Filipo? Izay nahita Ahy dia nahita ny Raiko; koa ahoana no anaovanareo hoe Asehoy anay ny Ray?Tsy mino va ianao faIzaho ao amin'ny Ray ,ary ny Ray ato amiko?Ny teny izay lazaiko aminareo,dia tsy ho avy amiko izany lazaiko izany ,fa ny Ray mitoetra ato amiko no manao ny asa.Minoa Ahy fa Izaho ao amin'ny Ray ,ary ny Ray ato amiko;fa raha tsy izany ,dia minoa Ahy noho ny asa ihany aza Jaona 14:8-11
295. rrgmt
(
18/07/2007 14:22)
tsy voafehy no izy. misaotra.
Marina fa tsy voafehin'ny lojikan'olombelona Andriamanitra kanefa kosa mety azo azavaina tsotsotra mba hazava:
Amin'ny matematika:
"A" est inclus dans "B" et "B" inclus dans "A", donc "A" est égal à "B"; la réciproque est vraie
Jesoa ao amin'ny Ray (Jaona 14:10a; Jaona 16:28; Jaona 17: 21b)
ary Ny Ray ao Aminy (Jaona 14:10b; Jaona 16:32b),
Noho izany Izy sy ny Ray dia Iray ihany (Jaona 17:11b...):D

296. boraingy
(
27/07/2007 13:08)
fanontaiana mampisavoritaka ankehitriny no resahana eto. Izaho dia te-hamaly hoe: anontanio toy ny nanontaina'i Pilato Azy I Jesoa fa Izy ihany no mahavaly izany. Izany hoe ianao mihitsy no manontany Azy fa tsy olon-kafa no ndeha hindraminao hamaly ny fanontaniana.
Dia samy mahita ny valiny e!
Dia samy mahita ny valiny e!