Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
261. gasynamana
(
03/07/2007 22:18)
bedin'ny mopera raha vo manota
Tsy manan-jo hibedy ny olona ny pretra na iza na iza izany. Ny feon'ny fieritreretantsika no manameloka antsika raha manao zavatra tsy mety isika. Io no feon'izy Tompo. Tsy mibedy anefa izy, na mitsara fa mampatsiahy izay zavatra natao fotsiny fa anjarantsika ihany no mijery na mety izay natao na tsia.
Mikofesy dia tsy ataony inona ka...
????
262. ikaretsaka
(
03/07/2007 22:32)
1)mompera tsy mibedy fa mampatsiahy
2)rehefa avy ampatsiahivin'i mompera ianao ka mandinin-tena.
dia tsapanao fa tsy bedy intsony ianao!
2)rehefa avy ampatsiahivin'i mompera ianao ka mandinin-tena.
dia tsapanao fa tsy bedy intsony ianao!
264. ikaretsaka
(
04/07/2007 02:02)
tsy voatery katolika ka... mety koa hoe i pasitera... raha tsy variana any @ vady aman-janany izy
266. cutie
(
04/07/2007 02:16)
fa le pasitera hangalana advice fa tsy hikofesena ohtran'ny mopera:lol:
268. marozevo
(
04/07/2007 17:24)
Azafady raha nanaitra ny namana ity :
sy ity :
Mba sangisangy nifanaovana iny, fa tsy mety mihitsy io hevitra io... satria sady manao préméditation no manamaivana ny Konfesy. Mifona re Tompo ô.
Mikofesy dia tsy ataony inona ka...
sy ity :
Ianao makany amin'i Pasitera moa izaho mankany amin'i Mopera...
Mba sangisangy nifanaovana iny, fa tsy mety mihitsy io hevitra io... satria sady manao préméditation no manamaivana ny Konfesy. Mifona re Tompo ô.
269. cutie
(
04/07/2007 17:56)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 04-07-2007 16:19:28
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
fa i mompera kao ange manome advice rehefa mikofesy ianao e
zany moa izy io :lol:
270. ikaretsaka
(
04/07/2007 19:39)
ie.. rehefa avy manao ny premeditation sy ny fandinihin-tena manokana... dia avy eo mamonjy ny toerana fikonfesena sy avy mitantara ny zavatra nataonao sy ny "confessions" (fibabohana) ianao, dia mihaino ny advice na suggestions (torohevitra) aroso mba hanampy anao hiala tsy hanao ireo zavatra ireo intsony. Dia manao ny fanenenana ianao sady mivalo amin'ny fahotanao amin'Andriamanitra, sy vonona hanao ny asa fivalozana, dia miaraka mivavaka amin'Andriamanitra ianareo hamela ny fahotanao.. dia mandeha am-piadanana!
Ireo no tena hevi dehibe atao amin'ny konfesy anie
Ireo no tena hevi dehibe atao amin'ny konfesy anie
272. marozevo
(
05/07/2007 19:14)
Inona kay no mety ho dikan'ilay "advice" amin'ny teny Malagasy na teny Frantsay, fa tsy azo ?
274. bosista
(
05/07/2007 20:28)
manaona daoly!
misaotra antsika mpamaky sy mandinika ny soratra masina, ny tiako hambara de zao: jaona:1/1.... IZY NO NAHARIANA IZAO REHETRA IZAO mba dinihontsika kely io andininy avy @ soratra masina io fa milaza mazava ny tsy maha-Atra an i jesosy Izy no nahariana fa tsy hoe nahary izao rehetra izao ,fa ny nahary izao rehetra izao de A/TRA irery iany!
manampy an'izany koa le tenin'i jesosy we"
mihainoa ry israely jehovah andriamaninTSIKA dia iray iany =manala tena jesosy eto fa tsy andriamnitra fa otrantsika
fa maninona aho no ataonao tsara? tsy misy tsara afa-tsy ny RAY irery iany zay andanitra!
fa manino ary nareo no mampiditra azy ho andriamanitra nefa izy miala bala????

275. pissoa
(
05/07/2007 20:42)
bosista : otran'ny fohy loatra ireo andalana omenao ireo raha ampitahaina amin'ny baiboly :-D:-D:-D
276. cutie
(
05/07/2007 20:47)
Mampiova ny finoana nga raha Zanak'Atra jesoa na Atra ?:roll::roll::roll::roll:
277. marozevo
(
05/07/2007 20:59)
Eny ry cutie ah... tena manova. Satria raha manaiky ianao fa Andriamanitra i Jesosy dia Kristianina ianao izay. Fa raha tsy manaiky kosa ianao dia tsy kristianina izany satria tsy mino an'i Kristy.
Tadidio fa samihafa ny dikan'ny hoe JESOSY (JESOA) sy ny hoe KRISTY. Ny teny hoe Kristy dia efa midika intrinsequement, fa Andriamanitra.
Bosista > "Aza miantso olona eto an-tany hoe "ray", fa iray ihany ny Rainareo...sns...". Raiso ara-bakiteny ary io... dia ahoana ny dadantsika ?

278. cutie
(
05/07/2007 21:03)
Tadidio fa samihafa ny dikan'ny hoe JESOSY (JESOA) sy ny hoe KRISTY. Ny teny hoe Kristy dia efa midika intrinsequement, fa Andriamanitra
Ka ahoan njay le we "jesosy kristy":roll:
sady Zanak'Atra izy no Atra ka in no olana @zany :roll:
279. marozevo
(
05/07/2007 21:10)
Eny eh... izany mihitsy... Tsy misy olana izany ka.
Jesosy (ilay nitovy amintsika amin'ny rehetra afa-tsy amin'ny fahotàna) dia Kristy, izany hoe Zanak'Andriamanitra.
Raha Andriamanitra no rainy dia Andriamanitra koa ny zanany. Toy ny hoe raha olona ny rainy dia olona koa ny zanany. Toy ny hoe raha goaika ny rainy, dia tsy maintsy fotsy tenda izy.

280. cutie
(
05/07/2007 21:13)
Jesosy (ilay nitovy amintsika amin'ny rehetra afa-tsy amin'ny fahotàna) dia Kristy, izany hoe Zanak'Andriamanitra
ok mazava:)