Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.

221. marozevo ( 01/07/2007 23:14)
Tsara fa misaotra !
222. cutie ( 01/07/2007 23:16)
tsy misy fisaorana :-D
223. marozevo ( 01/07/2007 23:30)
Ao àry fa tsy asiako intsony e
224. cutie ( 01/07/2007 23:31)
:-D
225. marozevo ( 01/07/2007 23:40)
:oops::oops::oops::oops:
226. cutie ( 01/07/2007 23:41)
nasiana an'io njay ve :)
227. marozevo ( 01/07/2007 23:51)
Mafana be ny tarehiko....
228. cutie ( 01/07/2007 23:57)
:-D:-D:-D:-D:-D
229. ikaretsaka ( 02/07/2007 20:37)
fa aiza nareo izany no mafana tarehy le
marozevo:
Eo alohan'ilay hoe :"Andriamanitra avy amin'Andriamanitra", ao amin'ny fiekem-pinoana (profession de Foi) no misy an'io. Tsy haiko ny filaza azy amin'ny Anglais.
\creed ny anarany @ teny anglais
230. cutie ( 02/07/2007 20:44)
IKa
nitanin'andro izy :-D
231. marozevo ( 02/07/2007 21:33)
Ato an-trano ihany r'ise ah...
Mafana tarehy no dikan'ity manko eh...:oops:
232. cutie ( 02/07/2007 21:41)
233. marozevo ( 02/07/2007 22:37)
Ho an'ikaretsaka io valin-teny io.... Kay ho an'i cutie ko ka !...
234. cutie ( 02/07/2007 22:42)
mafana nga ao an-tranonareo :-D
235. marozevo ( 02/07/2007 22:59)
Tsy ny ao an-trano ihany fa hatrany amin'ny aty fo mihitsy...:D:D
236. cutie ( 02/07/2007 23:33)
:-D:-D:-D:-D
237. marozevo ( 02/07/2007 23:51)
Ary any aminareo ?
238. cutie ( 02/07/2007 23:52)
antonony :lol::-D
239. marozevo ( 02/07/2007 23:54)
Hono tokoa ho'aho e...
Hiver ve zao any sa été ?

Nefa dia ho lasa HS isika nony farany !...
240. cutie ( 02/07/2007 23:55)
mitovy ny any aminareo ka :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0096