Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.

181. cutie ( 28/06/2007 21:27)
tsy misy ato :lol:
182. marozevo ( 28/06/2007 21:32)
Oh !....
183. cutie ( 28/06/2007 21:38)
Ny haiko fotsiny de :Atra Ray ,Atra Zanaka, Atra Fanahy:lol:
184. marozevo ( 28/06/2007 21:40)
Marina dia marina io zavatra hainao io...
185. cutie ( 28/06/2007 21:42)
de aleo hijanona @ io , fa manjary misavoritaka raha miampy :-D
186. marozevo ( 28/06/2007 21:51)
:oops::oops::oops::oops:
187. cutie ( 28/06/2007 22:01)
:-D:-D:-D:-D
188. marozevo ( 28/06/2007 22:03)
io ndray !....
189. cutie ( 28/06/2007 22:05)
tsiky de ampy aza e :):):):):):):):):)
190. marozevo ( 28/06/2007 22:09)
Eny ary eh...=((=((=((
Hitantana ny dianao anie i Jesosy Kristy tena Andriamanitra sy tena olombelona.
191. cutie ( 28/06/2007 22:10)
hihihihihi
Enga anie :lol:
192. marozevo ( 28/06/2007 22:11)
Ny inona no enga anie ?
Ity =((
Sa ilay hoe hitantana ny dianao....
193. cutie ( 28/06/2007 22:15)
Hitantana ny dianao anie i Jesosy Kristy tena Andriamanitra sy tena olombelona.

io ka
fa sady tsy hitako koa ze mampa =((=((=((=(( marozevo eo
194. marozevo ( 28/06/2007 22:19)
Misaotra sy mankasitraka no andraisako ny hevitr'io.
195. cutie ( 28/06/2007 22:21)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 29-06-2007 00:19:31
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
Misaotra sy mankasitraka no andraisako ny hevitr'io.

le ty ve =((=((=((=((
196. marozevo ( 28/06/2007 22:25)
ie....
Mankasitraka eram-po eran-tsaina.
197. cutie ( 28/06/2007 22:28)
ok:lol::lol::lol::lol::lol:
198. marozevo ( 28/06/2007 22:31)
Satria manko misy sari-na fo (eram-po) sy sari-na loha (eran-tsaina) ilay izy.
199. cutie ( 28/06/2007 22:32)
hihiihhihi
zany an:-D
200. marozevo ( 28/06/2007 22:34)
Izay aloha no fandraisako azy, fa izay fandraisanao indray tsy haiko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.3132