Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
202. marozevo
(
28/06/2007 22:47)
Ka rehefa misaotra dia tsy maintsy vakiana (ambara) izay ao am-po fa tsy kobonina.
204. soanja
(
29/06/2007 13:10)
Cutie> Elaela tokoa. Mankalaza aky a. Mazotoa indray e.
xxx> Hitoetra lalandava eo anivontsika anie ny fanahin'Izy Tompo ary hanenika ny fiainantsika ny fahasoavana maharitra iombonantsika aminy. :-*:-*:-*:-*:-*
xxx> Hitoetra lalandava eo anivontsika anie ny fanahin'Izy Tompo ary hanenika ny fiainantsika ny fahasoavana maharitra iombonantsika aminy. :-*:-*:-*:-*:-*
211. marozevo
(
30/06/2007 22:00)
Andriamanitra izany i Jesoa anh.... Samy manaiky amin'izay sa mbola misy mandà ?
215. marozevo
(
30/06/2007 22:41)
Fa nahoana no tsy asiana fisaorana ? Ezaka be izao ve no vitan'ny namana rehetra dia tsy hisaorana eh... Nefa moa raha tsy asiana dia tsy misy izany.
