Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
245. marozevo
(
03/07/2007 19:48)
Kozy ve ? Fa angaha Mopera ikaretsaka ?
Azafady Mopera fa naniratsira anao....
Nefa dia tsorina fa fifankatiavana tanteraka no nanentana teo....
Mahavità be amin'ny sahan'ny Tompo, Mopera!
Azafady Mopera fa naniratsira anao....
Nefa dia tsorina fa fifankatiavana tanteraka no nanentana teo....
Mahavità be amin'ny sahan'ny Tompo, Mopera!
246. cutie
(
03/07/2007 19:51)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 03-07-2007 21:48:30
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
Kozy ve ? Fa angaha Mopera ikaretsaka ?
Azafady Mopera fa naniratsira anao....
Nefa dia tsorina fa fifankatiavana tanteraka no nanentana teo....
Mahavità be amin'ny sahan'ny Tompo, Mopera
laingako zany e :-D:-D:-D
251. marozevo
(
03/07/2007 20:31)
Sa menatra an'ikaretsaka ? Izy tsy maninona ka! Olona ka olona anie ireny ikaretsaka ireny eh...
255. ikaretsaka
(
03/07/2007 20:59)
ataovy izay ataonareo dahy fa tsy maninona ka. samy olondehibe ko
aza manota fotsiny
aza manota fotsiny
