Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
1. falihaja
(
19/06/2007 17:58)
Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
Marina sa diso izany?
Marina sa diso izany?
novalian'i boraingy ny 27/07/2007 13:08
3. cutie
(
19/06/2007 18:06)
Mpandefa : falihaja [ Valio ] 19-06-2007 19:58:01
Lohateny : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra
nony nidina tety an-tany izy de lasa Zanak'Atra:lol:
Refa lasa fanahy njay izy de Atra zay :lol:
4. cutie
(
19/06/2007 18:07)
Mpandefa : falihaja [ Valio ] 19-06-2007 19:58:01
Lohateny : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
Marina sa diso izany?
sady marina no diso lol
6. ikaretsaka
(
19/06/2007 18:28)
Deum de Deo, lumen de lumine, Deum verum de Deo vero.
"Andriamanitra avy amin'Andriamanitra.... fahazavana avy amin'ny fahazavana , Andriamanitra marina avy Amin'andriamanitra marina..."
Izany no Fiekem-pinoana.
Jesoa dia Andriamanitra Zanak'Andriamanitra!

8. ikaretsaka
(
19/06/2007 18:45)
Analogie tsotra kely (an'ilay Theologianina jesuite hoe Tony deMello izy ity)
"Ahoana no anekenao hoe afo avy @ afo...
dia tsy hanekenao ny hoe Andriamanitra avy amin'Andriamanitra"?

9. xxx
(
19/06/2007 18:54)
Raha ny Personne dia tsy mitovy satria Jesoa Zanaka fa tsy Ray. Izany hoe : olona roa samy hafa : Andriamanitra Ray sy Andriamanitra Zanaka.
Raha nature sy fombafomba rehetra maha-Andriamanitra dia Andriamanitra Jesoa satria tsy nohariana izy fa nateraka. Ary efa nisy hatrany @ mandrakizay Izy.
Ka marina tanteraka ireo analogie ataon'ny namana ireo hoe : zanak'alika dia alika, zanak'olona dia olona. Ary satria Jesoa avy @ Ray dia zanak'Andiamanitra.

11. cutie
(
19/06/2007 19:00)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 19-06-2007 20:56:03
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
Voalaza teo :
Refa lasa fanahy njay izy de Atra zay
Tsy mazava. Afaka hazavain'i Cutie kely ve io ?
Refa niakatra any an-danitra izy de lasa fanahy ka satria Atra Fanahy :lol:
12. gasynamana
(
19/06/2007 19:00)
Bonsoir cutie:
Avy hatrany aloha dia zavatra diso no hitako ary miala tsiny fa izay nosoratanao daholo ry cutie. Tsy hoe ianao no tiako kianina na ilana vaniny fa ilay zavatra lazainao mihitsy no diso.
I Jesoa de tena Andriamanitra no sady tena olombelona. Tsy hoe rehefa tonga olombelona izy de tsy Andriamanitra intsony. Fa na tao amin'ny Voninahiny izy na teto an-tany dia Andriamanitra foana
Tsy Ray kosa i Jesoa fa Zanaka. Samy Andriamanitra ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina, ary iary ireo, nefa tsy midika izany fa ny Ray dia Zanaka, na ny Ray dia Fanahy Masina.

nony nidina tety an-tany izy de lasa Zanak'Atra
Refa lasa fanahy njay izy de Atra zay
I Jesoa de tena Andriamanitra no sady tena olombelona. Tsy hoe rehefa tonga olombelona izy de tsy Andriamanitra intsony. Fa na tao amin'ny Voninahiny izy na teto an-tany dia Andriamanitra foana
Mpandefa : cutie [ Valio ] 19-06-2007 20:32:06
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
de sady Ray koa
Tsy Ray kosa i Jesoa fa Zanaka. Samy Andriamanitra ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina, ary iary ireo, nefa tsy midika izany fa ny Ray dia Zanaka, na ny Ray dia Fanahy Masina.
13. xxx
(
19/06/2007 19:04)
Refa niakatra any an-danitra izy de lasa fanahy ka satria Atra Fanahy
Vao mainka fanina aho. Ary mitovy ve izany Ny Fanahy Masina sy Jesoa, satria samy fanahy ? Ary tsy olombelona intsony izany Jesoa rehefa lasa any an-danitra ?
14. cutie
(
19/06/2007 19:07)
Vao mainka fanina aho. Ary mitovy ve izany Ny Fanahy Masina sy Jesoa
jesoa=Atra
Fanahy MAsina =Atra
Ary tsy olombelona intsony izany Jesoa rehefa lasa any an-danitra ?
tsy misy jesoa tsony any e, efa lasa Atra le jesoa:-D
15. gasynamana
(
19/06/2007 19:07)
xxx: efa voavaly io ambony io nefa ampiko kely. Samy manana ny maha izy azy ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina.
17. marozevo
(
19/06/2007 19:08)
Le an'i cutie tokoa aloha resaka ny resaka fa ohatran'ny vinany kely le hevitra eto eh...
Tsaroako efa niady hevitra taman'olona momba io aho indray andro izay. Dia io analogie io no nataoko, satria ilay olona dia nilaza fa tsy Andriamanitra i Jesoa.
Dia izao re no navaliny ahy rey olona a : "Ny zanak'i Ratsiraka tsy voatery ho Presidà"... dia nampalahelo ahy ny hafoizan-tsainy. Kay ny fandraisany ny maha Andriamanitra dia "rôle" fa tsy "nature". Raha izay tokoa manko dia marina ny azy.
Saingy tsy "rôle" sanatria no maha Andriamanitra an'Andriamanitra. Tsy zava-mandalo izy, na sanatria mpikarama na mpanao isan'andro, ka rehefa vita ny asa (fahariana) dia mody any amin'izay misy azy any. Tsia ! Tsy izany...

18. cutie
(
19/06/2007 19:11)
Tsy Ray kosa i Jesoa fa Zanaka. Samy Andriamanitra ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina, ary iary ireo, nefa tsy midika izany fa ny Ray dia Zanaka, na ny Ray dia Fanahy Masina.
Atra Ray zanaka Fanahy Masina
Atra=Ray =zanaka=FM
Atra=jesoa
jesoa= Ray zanaka Fanahy Masina
19. gasynamana
(
19/06/2007 19:12)
cutie: ka rehefa tsy mahay ny tsara dia mangina no sady mamaky izay lazain'ny olona fa tsy miteniteny foana. Izay no fahendrena.
Tsy voatery hamaly. Nefa moa izay tianao no ataovy fa vevavy lehibe ianao. Zokiko 1taona be zao.

20. cutie
(
19/06/2007 19:14)
Mpandefa : gasynamana [ Valio ] 19-06-2007 21:12:05
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
cutie: ka rehefa tsy mahay ny tsara dia mangina no sady mamaky izay lazain'ny olona fa tsy miteniteny foana. Izay no fahendrena.
Tsy voatery hamaly. Nefa moa izay tianao no ataovy fa vevavy lehibe ianao. Zokiko 1taona be zao.
za tsy maintsy miteny , za akory tsy feranao hiteny , ary tsy we tsy maintsy ny anao foan koa ny marina eto
Zokinao 1 taoan we :-D:-D:-D:-D:-D iny njay no tsy hitako lol