Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
65. gasynamana
(
19/06/2007 20:58)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 19-06-2007 20:06:26
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
Voalaza teo :
Mpandefa : falihaja [ Valio ] 19-06-2007 19:58:01
Lohateny : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra
nony nidina tety an-tany izy de lasa Zanak'Atra
Refa lasa fanahy njay izy de Atra zay
Mpandefa : cutie [ Valio ] 19-06-2007 20:32:06

de sady Ray koa
Mpandefa : xxx [ Valio ] 19-06-2007 20:54:14

Raha ny Personne dia tsy mitovy satria Jesoa Zanaka fa tsy Ray. Izany hoe : olona roa samy hafa : Andriamanitra Ray sy Andriamanitra Zanaka.
Raha nature sy fombafomba rehetra maha-Andriamanitra dia Andriamanitra Jesoa satria tsy nohariana izy fa nateraka. Ary efa nisy hatrany @ mandrakizay Izy.
Ka marina tanteraka ireo analogie ataon'ny namana ireo hoe : zanak'alika dia alika, zanak'olona dia olona. Ary satria Jesoa avy @ Ray dia zanak'Andiamanitra.
Ampitahao raha mitovy ireo, de izay ihany.
De fantaro amin'izay ny hevi-diso be anao
67. gasynamana
(
19/06/2007 21:10)
Inona no hitarina? Ianao no tsy sahy mijery imaso ny hadisoan-kevitrao. Ireo izy ireo. Tsy namorona aho fa ianao no nanoratra azy.
Ampy izay. Manaiky ianao fa tena diso tokoa tsara. Tsy miaiky tsy aferako izany!

69. cutie
(
19/06/2007 21:42)
Ampy izay. Manaiky ianao fa tena diso tokoa tsara. Tsy miaiky tsy aferako izany!
marina zany fa tsy aferanao ka in mbola hidirana @ zany :-D
70. cutie
(
19/06/2007 21:47)
sady tsy azon;i gasynamana ngamab le natako we =D=D=D ho an'i xxx
da faly hila vanona sy hanitatra fotsiny de naverina daholo njay ze nosoratako de nefa refa veo miteny we tsy aferany hono :-D

71. gasynamana
(
19/06/2007 22:22)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 19-06-2007 20:06:26
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
Voalaza teo :
Mpandefa : falihaja [ Valio ] 19-06-2007 19:58:01
Lohateny : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra
nony nidina tety an-tany izy de lasa Zanak'Atra
Refa lasa fanahy njay izy de Atra zay
Mpandefa : cutie [ Valio ] 19-06-2007 20:32:06
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
de sady Ray koa
Mpandefa : xxx [ Valio ] 19-06-2007 20:54:14
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
Raha ny Personne dia tsy mitovy satria Jesoa Zanaka fa tsy Ray. Izany hoe : olona roa samy hafa : Andriamanitra Ray sy Andriamanitra Zanaka.
Raha nature sy fombafomba rehetra maha-Andriamanitra dia Andriamanitra Jesoa satria tsy nohariana izy fa nateraka. Ary efa nisy hatrany @ mandrakizay Izy.
Ka marina tanteraka ireo analogie ataon'ny namana ireo hoe : zanak'alika dia alika, zanak'olona dia olona. Ary satria Jesoa avy @ Ray dia zanak'Andiamanitra.
Ampitahao raha mitovy ireo, de izay ihany.
De fantaro amin'izay ny hevi-diso be anao
72. marozevo
(
19/06/2007 22:25)
Ho setrin'ny hevi-disobeny ary dia mba lazao ny hevi-marinabe-nao !
74. marozevo
(
19/06/2007 22:35)
io mi-citer hevitra lazainao fa efa diso io ve ny hevitrao ? Mahagaga.
76. marozevo
(
19/06/2007 22:40)
Tsy hitanao angaha ? Koa ianao aza tsy mahita ny hevitrao koo izahay indray ve ?
77. gasynamana
(
19/06/2007 22:45)
Minia tsy mijery angamba satria tsy te hino hoe olona ohatran'io ve de ekeko hoe hilaza zavatra marina.
Aiza re zany e?
Aiza re zany e?
78. marozevo
(
19/06/2007 22:48)
Sady hevitra tsy mankaiza koa tsy tokony handaniako andro tadiavina eh...
Marina hoe !... Fa ny olona rehetra eto diso daholo oh ? Sambatra ianao Rangahy marina...
Raha efa marina ary ny hevitrao, inona indray no ilanao vaniny eto, fa tsy tompoina izay efa marinao.

79. pissoa
(
19/06/2007 22:50)
Sady hevitra tsy mankaiza koa tsy tokony handaniako andro tadiavina eh...
andray !!!!!!! 8O8O8O