Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.

81. gasynamana ( 19/06/2007 22:54)
Angaha misy mila vaniny eo. Milaza ny zava-marina fantatro aho de zay. Mitsikera sy manitsy ny diso koa. Ka raha izany no filana vaniny de azafady aminao aho fa tsy hitovy hevitra isika.

Ny ahy rehefa diso de ahitsiko, raha mahalala ny marina aho. Raha hevitra manalasala ahy dia anontaniako. Ary raha diso fihevitra aho de manaiky fa diso tokoa ary mandray izay marina.

Izay fandraisanao an'ireo fa izay ny ahy.
82. pissoa ( 19/06/2007 22:54)
ka andray foana na za na tsy za ! :oops::oops::oops:
mbola tsy hitanao/novakianao akory ve le hevitra dia efa lazainao fa tsy manjary sahady ! :-D:-D:-D
83. marozevo ( 19/06/2007 23:00)
Pissoa > Efa novakiako tokoa... nanaraka ity resaka ity hatramin'ny voalohany mihitsy aho, raha mijery ianao. Fa ny mahagaga ahy dia ilay ranamana milaza ho manontany, nefa hampiditra hevitra secte... Tsy ekeko kosa aloha io. Za tsy miteny hoe secte izy, fa ny hevitra aloha dia hevitra secte.

gasynamana > Taoko dia izany foana no teninao e... izay ny ahy... izay ny ahy... Efa hodin-tsokatra ko inona indray.
84. cutie ( 19/06/2007 23:01)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 19-06-2007 20:54:14
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
Raha ny Personne dia tsy mitovy satria Jesoa Zanaka fa tsy Ray. Izany hoe : olona roa samy hafa : Andriamanitra Ray sy Andriamanitra Zanaka.
Raha nature sy fombafomba rehetra maha-Andriamanitra dia Andriamanitra Jesoa satria tsy nohariana izy fa nateraka. Ary efa nisy hatrany @ mandrakizay Izy.

Ka marina tanteraka ireo analogie ataon'ny namana ireo hoe : zanak'alika dia alika, zanak'olona dia olona. Ary satria Jesoa avy @ Ray dia zanak'Andiamanitra.

=D=D=D=D=D=D
mbola averiko ihany @ zay miakatra foana i gasynamana lol
85. rrgmt ( 19/06/2007 23:01)
Sahalan'ny milaza hoe Falihaja dia tsy olombelona fa zanak'olombelona !
86. gasynamana ( 19/06/2007 23:06)
Pissoa: izaho de d'accord amin'io hevitr'i xxx io. Ny tsy maha d'accord ahy de izay nolazain'i cutie (ireo naveriko eo mabony ireo, ary nasaiko nanaovany fampitahana). Ny zavatra nambarako de ery ambony ery.

Marozevo: Inona le hevitra secte azafady? Mba lazao hoe.
87. pissoa ( 19/06/2007 23:06)
marozevo:
Pissoa > Efa novakiako tokoa... nanaraka ity resaka ity hatramin'ny voalohany mihitsy aho, raha mijery ianao. Fa ny mahagaga ahy dia ilay ranamana milaza ho manontany, nefa hampiditra hevitra secte... Tsy ekeko kosa aloha io. Za tsy miteny hoe secte izy, fa ny hevitra aloha dia hevitra secte.

Hay efa novakianao ! tsy haiko ze resakareo any ambadika any, ny hitako eto kosa dia ity no hevitry i gasynamana voalohany teto androany :

gasynamana:
Bonsoir cutie:
Avy hatrany aloha dia zavatra diso no hitako ary miala tsiny fa izay nosoratanao daholo ry cutie. Tsy hoe ianao no tiako kianina na ilana vaniny fa ilay zavatra lazainao mihitsy no diso.


nony nidina tety an-tany izy de lasa Zanak'Atra
Refa lasa fanahy njay izy de Atra zay


I Jesoa de tena Andriamanitra no sady tena olombelona. Tsy hoe rehefa tonga olombelona izy de tsy Andriamanitra intsony. Fa na tao amin'ny Voninahiny izy na teto an-tany dia Andriamanitra foana


Mpandefa : cutie [ Valio ] 19-06-2007 20:32:06
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
de sady Ray koa


Tsy Ray kosa i Jesoa fa Zanaka. Samy Andriamanitra ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina, ary iary ireo, nefa tsy midika izany fa ny Ray dia Zanaka, na ny Ray dia Fanahy Masina

Miala tsiny amin'i Marozevo fa sady tsy manontany izy teo no tsy nampiditra hevitra "secte" fa nanitsy an'i cutie fotsiny !
88. cutie ( 19/06/2007 23:08)
gasynamana
Voalaza teo :
Mpandefa : xxx [ Valio ] 19-06-2007 20:54:14
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
Raha ny Personne dia tsy mitovy satria Jesoa Zanaka fa tsy Ray. Izany hoe : olona roa samy hafa : Andriamanitra Ray sy Andriamanitra Zanaka.
Raha nature sy fombafomba rehetra maha-Andriamanitra dia Andriamanitra Jesoa satria tsy nohariana izy fa nateraka. Ary efa nisy hatrany @ mandrakizay Izy.

Ka marina tanteraka ireo analogie ataon'ny namana ireo hoe : zanak'alika dia alika, zanak'olona dia olona. Ary satria Jesoa avy @ Ray dia zanak'Andiamanitra.

lol
89. pissoa ( 19/06/2007 23:09)
E, aoka zay :oops::oops::oops:

Ny tian'i gasynamana ambara angamba dia tsotra !
1 - Tsy mitovy amin'ny hevitra nazavain'i cutie ny hevitry i xxx omen'i cutie tehaka.
2 - Ny hevitry i xxx dia marina (araka ny hevitry i Gasynamana) ary ny fanazavana nomen'i cutie dia diso (araka ny hevitry i gasynamana)

Heveriko fa tsy misy tokony hifampitaritana izany !

Cutie : tena tsy mitovy tokoa ny zavatra ambaranao sy xxx !
Gasynamana : efa voalazanao ny hevitrao mikasika ny diso nataon'i cutie. Ataovy ampy izay, na hanaiky i cutie na tsia !

gasynamana:
Pissoa: izaho de d'accord amin'io hevitr'i xxx io. Ny tsy maha d'accord ahy de izay nolazain'i cutie (ireo naveriko eo mabony ireo, ary nasaiko nanaovany fampitahana). Ny zavatra nambarako de ery ambony ery.

azoko tsara ny hevitrao teto !

Avy za toraho vato raha misy tsy faly
:oops::oops::oops::oops::oops:
:-D:-D:-D:-D:-D
90. marozevo ( 19/06/2007 23:10)
Ny zanaky ny ondrin-dRafalihaja angamba mety ho amboadia...

An an... kay moa izy manontany fa tsy heviny kosa io eh... nefa toa azy ihany rehefa dinihina lalina.
91. cutie ( 19/06/2007 23:10)
Voalaza teo :

nony nidina tety an-tany izy de lasa Zanak'Atra
Refa lasa fanahy njay izy de Atra zay

zay ny fandrasaisako azy
fa tsy hitako le lazain'i xxx io , raha tsy niverina namaky njay za
ka in no pble raha manaiky ze lazain'i xxx za :roll:
92. cutie ( 19/06/2007 23:11)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 20-06-2007 01:09:13
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
E, aoka zay

Ny tian'i gasynamana ambara angamba dia tsotra !
1 - Tsy mitovy amin'ny hevitra nazavain'i cutie ny hevitry i xxx omen'i cutie tehaka.
2 - Ny hevitry i xxx dia marina (araka ny hevitry i Gasynamana) ary ny fanazavana nomen'i cutie dia diso (araka ny hevitry i gasynamana)

Heveriko fa tsy misy tokony hifampitaritana izany !

Cutie : tena tsy mitovy tokoa ny zavatra ambaranao sy xxx !
Gasynamana : efa voalazanao ny hevitrao mikasika ny diso nataon'i cutie. Ataovy ampy izay, na hanaiky i cutie na tsia !


Hoy i gasynamana:
Pissoa: izaho de d'accord amin'io hevitr'i xxx io. Ny tsy maha d'accord ahy de izay nolazain'i cutie (ireo naveriko eo mabony ireo, ary nasaiko nanaovany fampitahana). Ny zavatra nambarako de ery ambony ery.

azoko tsara ny hevitrao teto !

Avy za toraho vato raha misy tsy faly

efa novaliako io ambony io e :-D
93. cutie ( 19/06/2007 23:12)
pissoa
i gasynamana nge no te hampitaha eo e
asa in np pble -ny :roll:
94. marozevo ( 19/06/2007 23:17)
Hevitra secte ve ? Ohatran'io anao io... tsy ohatran'io manko fa tena io eh.
95. pissoa ( 19/06/2007 23:20)
cutie, oui oui, hitako le valiny ! :-*:-D
96. gasynamana ( 19/06/2007 23:20)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 19-06-2007 21:54:34
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
Kay tokoa tena niteny an'io ra-gasy le !
Azafady ra xxx ah....
Inona indray moa, ry cutie, no hazavaiko eo rehefa mazava ah ! Tsy sanatria hipasoka ny efa malama.

Ka raha izany secte koa izany ianao. Secte xxx.
sa izay mitsikera ny hadisoanareo de secte na de milaza zavatra marina aza. tsy blem, aleo an'izany.
97. cutie ( 19/06/2007 23:21)
Gasynamana : efa voalazanao ny hevitrao mikasika ny diso nataon'i cutie. Ataovy ampy izay, na hanaiky i cutie na tsia !

tiany hibaboka za e
fa izy no iza lol
98. gasynamana ( 19/06/2007 23:23)
Izaho angaha moa miteny momba an'i cutie intsony e? Ilay olona milaza aho ho secte ity no valiako eto.
99. cutie ( 19/06/2007 23:24)
nivadika secte njay ve le resaka e :-w:-w:-w:-w
100. gasynamana ( 19/06/2007 23:28)
ary aza miditra amin'ny resaka tsy momba anao ianao ry cutie a. Nefa moa midira raha izay no hitanao fa mety.
Marozevo no milaza ahy fa secte. Donc aoka izy no hamaly raha secte tokoa aho. Aoka izy no hanome ny hevitra momba an'io.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.009