Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.

41. rush ( 19/06/2007 19:37)
gasynamana:

:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol:
dia inona izao ireo?izao ve no ataonao nefa maika ery hitsara an'i cutie?mandiniha tena hiany hoy aho fa efa tsy ho avotra e!


42. marozevo ( 19/06/2007 19:39)
Aiza ho aiza i gasynamana no miteny an'ireo ? Toa tsy hitako !
43. cutie ( 19/06/2007 19:45)
Mpandefa : gasynamana [ Valio ] 19-06-2007 21:12:05
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
cutie: ka rehefa tsy mahay ny tsara dia mangina no sady mamaky izay lazain'ny olona fa tsy miteniteny foana. Izay no fahendrena.
Tsy voatery hamaly. Nefa moa izay tianao no ataovy fa vevavy lehibe ianao. Zokiko 1taona be zao.

io:-D
44. cutie ( 19/06/2007 19:50)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 19-06-2007 21:35:52
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
Aza mifandroaka kosa moa nama ah ! Na i cutie na i gasynamana dia aleo samy ho eo ihany.

Hoy i cutie hoe :
ny haiko de sady Zanaka izy no Atra

ie marina io....

io efa navalin'i xxx ambony io no nilaiko :lol:
fa raha mbola te hanazava i marozevo tsy koi:-D:wink::lol::P
45. marozevo ( 19/06/2007 19:54)
Kay tokoa tena niteny an'io ra-gasy le !
Azafady ra xxx ah....
Inona indray moa, ry cutie, no hazavaiko eo rehefa mazava ah ! Tsy sanatria hipasoka ny efa malama.
46. cutie ( 19/06/2007 19:57)
Inona indray moa, ry cutie, no hazavaiko eo rehefa mazava ah ! Tsy sanatria hipasoka ny efa malama.
:-D
ny an'i gasynamana mody we tsy hila vanony hono nefa hita be ny ataony refa veo:-D
47. marozevo ( 19/06/2007 20:02)
Aleo amin'izay moa izany gasynamana izany ho any e... izy aza efa tsy niverina eto kooo...
48. cutie ( 19/06/2007 20:04)
voavaly zany ny fanontanian'i falihaja a :lol:
49. marozevo ( 19/06/2007 20:05)
Izy angaha hitanao eo .... mametram-panontaniana izy dia iny no lasa. Ianao no afangarony eo fa izy mivanivany ery lavitra ery. Saingy tsy tratrany ny tanjony androany.
50. cutie ( 19/06/2007 20:07)
zany ve
hain'i marozevo nga i falihaja :lol:
51. marozevo ( 19/06/2007 20:13)
An an... fa ity fihetsika miseho ity no itarafako ny momba azy. Tsy mila mijery profil akory fa tonga dia fantatra eto.
52. cutie ( 19/06/2007 20:16)
le tsy mipoitra ve ?
53. marozevo ( 19/06/2007 20:18)
ie.... Sa mety mbola ho avy eo lery rapitso araka ny hevitrao ?
54. cutie ( 19/06/2007 20:19)
ie :-D
55. marozevo ( 19/06/2007 20:29)
Andraso eo i Paul Rafalihaja !:-D
56. cutie ( 19/06/2007 20:31)
hummmmmm
57. marozevo ( 19/06/2007 20:33)
=((:oops:
58. cutie ( 19/06/2007 20:33)
:-D:-D:-D:-D
59. marozevo ( 19/06/2007 20:39)
:roll::roll::roll::roll:
60. cutie ( 19/06/2007 20:41)
in no mampivaky ny fo e , zay no mampime :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0099