Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.

21. marozevo ( 19/06/2007 19:16)
Andriamanitra ny Ray,
Andriamanitra ny Zanaka,
Andriamanitra ny FM.

Ny Ray dia Ray fa tsy zanaka.
Ny Zanaka dia zanaka fa tsy Ray.
Toy izany koa ny Fanahy Masina.

Aza dia mampihatra ny matematika loatra eto fa tsy misy ifandraisany izany, ry cutie ah.
22. cutie ( 19/06/2007 19:18)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 19-06-2007 21:16:38
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
Andriamanitra ny Ray,
Andriamanitra ny Zanaka,
Andriamanitra ny FM.

fa nga tsy Atra ndray le jesoa e :lol:
23. pissoa ( 19/06/2007 19:18)
ka toa tsy matematika akory aza le ataon'i cutie koa :oops:
24. cutie ( 19/06/2007 19:20)
fa in :roll:
25. pissoa ( 19/06/2007 19:22)
tsy haiko fa haiko fotsiny hoe tsy ze misy = de matematika :oops::-D
26. cutie ( 19/06/2007 19:22)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 19-06-2007 21:08:58
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
Le an'i cutie tokoa aloha resaka ny resaka fa ohatran'ny vinany kely le hevitra eto eh...

:roll::roll::roll::roll:
27. marozevo ( 19/06/2007 19:23)
Vakio tsara aky cutie ah... Manontany ianao hoe fa angaha tsy Andriamanitra le Jesoa e... fa inona ary ireo voalaza ireo ?
Andriamanitra ny Ray,
Andriamanitra ny Zanaka,
Andriamanitra ny FM.

Sa tsy fantatr'i cutie fa i Jesoa anie izany Zanaka izany eh ?
28. gasynamana ( 19/06/2007 19:25)
cutie: mandehana mandin-tena fa efa tsy ao intsony ianao.
Ary izaho tsy hifamaly amin'ny olona tsy afaka handray ny fahamarinana. Efa nolazaiko izy io ka anjaranao na ijanona amin'ny hevi-diso na handray izay ekena fa marina sady tena marina. Raha misy afaka handiso izay nolazaiko de aoka izy hiteny.
29. xxx ( 19/06/2007 19:26)
Jesoa dia tsy Andriamanitra
Jesosy dia Zanak'Andriamanitra velona ary Izy irery ihany no hiankohofan'ny olombemlona rehetra!!Manjakan'ny mpajaka!!
30. pissoa ( 19/06/2007 19:28)
xxx
marozevo:
Olona ve ny zanakao aloha ?
31. cutie ( 19/06/2007 19:29)
Sa tsy fantatr'i cutie fa i Jesoa anie izany Zanaka izany eh

ny haiko de sady Zanaka izy no Atra :lol:
32. cutie ( 19/06/2007 19:30)
Mpandefa : gasynamana [ Valio ] 19-06-2007 21:25:40
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
cutie: mandehana mandin-tena fa efa tsy ao intsony ianao.
Ary izaho tsy hifamaly amin'ny olona tsy afaka handray ny fahamarinana. Efa nolazaiko izy io ka anjaranao na ijanona amin'ny hevi-diso na handray izay ekena fa marina sady tena marina. Raha misy afaka handiso izay nolazaiko de aoka izy hiteny.

ze ataonao tsy raharahako ka :lol:
33. marozevo ( 19/06/2007 19:30)
Dia inoako fa hamaly i pissoa hoe "OLONA NY ZANAKO", raha efa manana zanaka ianao.
Na hoe OLONA NY DADAKO.
34. cutie ( 19/06/2007 19:31)
Jesosy dia Zanak'Andriamanitra velona ary Izy irery ihany no hiankohofan'ny olombemlona rehetra!!Manjakan'ny mpajaka

Fa tsy Atra ?
35. rush ( 19/06/2007 19:31)
gasynamana:

cutie: mandehana mandin-tena fa efa tsy ao intsony ianao.
Ary izaho tsy hifamaly amin'ny olona tsy afaka handray ny fahamarinana. Efa nolazaiko izy io ka anjaranao na ijanona amin'ny hevi-diso na handray izay ekena fa marina sady tena marina. Raha misy afaka handiso izay nolazaiko de aoka izy hiteny.
ianao no tsy hitako izay ataonao eto raha izany!ianao no tena tokony handinin-tena fa tsy cutie velively!ary aza avadika ny sujet!ary tsy misy hidiran'ny hoe zokinao cutie na zandrinao na efa olon-dehibe e!!!!mandiniha tena hiany hoy aho e!


36. cutie ( 19/06/2007 19:33)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 19-06-2007 21:22:20
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
tsy haiko fa haiko fotsiny hoe tsy ze misy = de matematika

:-D
37. gasynamana ( 19/06/2007 19:33)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 19-06-2007 21:26:17
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
Jesoa dia tsy Andriamanitra
Jesosy dia Zanak'Andriamanitra velona ary Izy irery ihany no hiankohofan'ny olombemlona rehetra!!Manjakan'ny mpajaka!!

:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol:
38. cutie ( 19/06/2007 19:35)
Sa tsy fantatr'i cutie fa i Jesoa anie izany Zanaka izany eh ?

haiko we jesoa le zanaka
Ka nankaiza aza io jesoa io?? Niakatra any an-danitra ?
De aiza ny toeran'Atra de aiza ny toeran'i jesoa @zany :roll:
39. marozevo ( 19/06/2007 19:35)
Aza mifandroaka kosa moa nama ah ! Na i cutie na i gasynamana dia aleo samy ho eo ihany.

Hoy i cutie hoe :
ny haiko de sady Zanaka izy no Atra

ie marina io....
40. cutie ( 19/06/2007 19:36)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 19-06-2007 20:54:14
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
Raha ny Personne dia tsy mitovy satria Jesoa Zanaka fa tsy Ray. Izany hoe : olona roa samy hafa : Andriamanitra Ray sy Andriamanitra Zanaka.
Raha nature sy fombafomba rehetra maha-Andriamanitra dia Andriamanitra Jesoa satria tsy nohariana izy fa nateraka. Ary efa nisy hatrany @ mandrakizay Izy.

Ka marina tanteraka ireo analogie ataon'ny namana ireo hoe : zanak'alika dia alika, zanak'olona dia olona. Ary satria Jesoa avy @ Ray dia zanak'Andiamanitra.

=D=D=D=D=D=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0093