Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.

101. cutie ( 19/06/2007 23:29)
Mpandefa : gasynamana [ Valio ] 20-06-2007 01:28:02
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
ary aza miditra amin'ny resaka tsy momba anao ianao ry cutie a. Nefa moa midira raha izay no hitanao fa mety.

refa mahita holazaina ve za tsy hiditra e lol
102. marozevo ( 19/06/2007 23:31)
Raha tsy secte ve izy tsy hanaiky fa Andriamanitra i Kristy.

103. pissoa ( 19/06/2007 23:36)
fa aiza izany tsy manaiky izany kay ry Marozevo ? :roll:
104. gasynamana ( 19/06/2007 23:36)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 20-06-2007 01:31:34
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
Raha tsy secte ve izy tsy hanaiky fa Andriamanitra i Kristy.

:lol::lol::lol::lol:
105. cutie ( 19/06/2007 23:38)
eo alou nareo fa za hihaino hira :lol:
106. marozevo ( 19/06/2007 23:43)
cutie > Raha hihaino hira ao amin'ny katolika.org ianao dia ilay hoe "Zanak'Andriamanitra ny Zanakao ry Maria ô... ny taranaka rehetra hiantso anao hoe sambatra". Io henoina. Aza avela ho henon'i gasynamana anefa fa sao dia lazainy fa ianao indray no secte raha henony eo io.
107. cutie ( 19/06/2007 23:49)
:-D:-D:-D:-D
mbola tsy tany za fa andramako refa veo
rvg no henoiko :lol:
108. cutie ( 20/06/2007 00:42)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 20-06-2007 01:43:04
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
cutie > Raha hihaino hira ao amin'ny katolika.org ianao dia ilay hoe "Zanak'Andriamanitra ny Zanakao ry Maria ô... ny taranaka rehetra hiantso anao hoe sambatra

tsy hitako tao io
io ve ny titre :roll:
109. ikaretsaka ( 20/06/2007 03:52)
Fa izay tokoa ho aho tsy azoko mihitsy e.
maninona ny secte no tsy mety ho fiere amin'ny secte azy mihitsy e. Dia maninona ny olona ao anatin'ireny no tsy mety manaiky mihitsy hoe secte na antsoina hoe secte.

azavaiko:
Ohatra: izaho izao ohatra rehefa lazain'ny olona sy miteny hoe Katolika, dia ekeko ny maha katolika ahy ary, dia faly aho fa izy. . ., haiko ny manazava hoe izy aho satria izao aby ny antony, ary haiko ny miady hevitra momban'io finoako io

Raha misy olona tenenin'ny olona hoe Protesta itsy olona itsy satria, dia faly sy manaiky ny maha protesta azy ilay olona iny, ary hainy ny manazava ny antony maha protesta azy.

Fa raha vao misy olona tenenin'ny olona hoe secte iny olona iny... dia TSY manaiky ny maha sekta azy mihitsy ilay olona iny ary mitady fika hafa foana hoe kristianina aho e, maninona aho no antsoina secte e, sady misendaotra ihany!...
Fa maninona mihitsy ary?:roll:
110. pissoa ( 20/06/2007 04:29)
lasa mivoana be ny resaky i Ika nefa i Marozevo tsy namaly akory hoe aiza eto izany resaka secte izany ! :oops:
111. majesty ( 20/06/2007 06:19)
ikaretsaka:ny antony mahatonga an\'io resahan\'ise eo ambony io angamba dia izao,raha manontany olona isé hoe protestanta ve ianao,dia manaiky ilay olona,fa raha atao kosa izy hoe heretika ve ianao,tsy hanaiky izy fa kristiana hoy izy,dia toy izany koa,pentecotista na Jesosy Mamonjy sns dia hanaiky izy fa raha lazaina izy hoe secte dia laviny avy hatrany,ny antony dia tsy mbola mazava amin\'ny olona ny tena hevitry ny hoe secte fa rehefa secte dia midika foana hoe ratsy izay:D (fa raha izaho manokana na lazaina aza hoe secte tsy mampaninona anah mintsy,satria hoy Lotera izay hoe: Raha secte ny fanarahako ny fahamarinana dia tsy maninona fa hiditra ho anisany aho)


Ny mahatonga an\'ilay olana miseho amin\'ity dinika ity dia sahirana isika satria mifangaro ny fahitan-tsika an\'ilay Atra Ray,Zanaka,Fanahy Masina.
Ny mampiavaka azy ireo dia ny asany:
Ny Ray:namoronana izao tontolo izao
Ny Zanaka:tonga nofo mba ho sorona hamonjena antsika
Ny Fanahy:mitaona ny olona hanatona an\'Atra,mampibebaka

Ireo telo ireo dia Atra,izay ilay hoe Telo nefa iray na telo izay iray fa ny asany no maha-samihafa azy.

ANDRIAMANITRA JESOA SATRIA:

hoy Atra Ray taminy ao @ Hebreo 1:8;10:\"Fa ny Zanaka kosa dia nilazany hoe:\"Ny seza fiandriananao Andriamanitra ô,dia mandrakizay doria(...)Ary izao koa:\"Hianao Jehovah ô,tany aloha tany no nanorenanao ny tany\"

Ka Atra Ray aza miantso azy ho JEHOVAH,noho izany Atra Jesosy.:D

112. xxx ( 20/06/2007 06:50)
similaire @ ilay sujet indray mandeha ihany izy izany : Jesoa dia zanak'i Maria , ka raha Andriamanitra (zanak'Andriamanitra) i Jesoa dia Andriamanitra koa Maria


Ikaretsaka >>> secte : kay io lazainao io ihany ny valiny ka : satria ny olona aty ivelany no mi-étiqueter azy hoe secte fa izy tsy manaiky hoe secte , dia izay no tsy mahafaly azy atao hoe secte
113. xxx ( 20/06/2007 07:15)
rehefa namaky aho dia toa mazava be ny hevitry gasynamana, mitovy amin'ilay an'i xxx, ary toa mitovy hevitra amin'i marozevo koa, fa ny tsy azoko dia ny nahatonga ilay resaka toa nitarin'i marozevo ho zavatra hafa :-w
114. marozevo ( 20/06/2007 07:34)
nitariny ahoana ndray ary !!...
115. diamondra27 ( 20/06/2007 08:51)
@ maha-kristiana dia
JK dia telo izay iray
====> Ray ,Zanaka , ary Fanahy Masina
116. gasynamana ( 20/06/2007 09:00)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 20-06-2007 10:51:55
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
@ maha-kristiana dia
JK dia telo izay iray
====> Ray ,Zanaka , ary Fanahy Masina

Diso be. Andriamanitra Ray, Zanaka, Fanahy Masina no Trinite Masina (na telo izay iray). I Jesoa dia Zanaka ihany fa tsy izy akory no telo izay iray.
117. diamondra27 ( 20/06/2007 09:39)
gasynamana:

Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 20-06-2007 10:51:55
Lohateny : Re : Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
@ maha-kristiana dia
JK dia telo izay iray
====> Ray ,Zanaka , ary Fanahy Masina

Diso be. Andriamanitra Ray, Zanaka, Fanahy Masina no Trinite Masina (na telo izay iray). I Jesoa dia Zanaka ihany fa tsy izy akory no telo izay iray.

_____________________
ok tena azafady fa io no tiako lazaina

misaotra anao nanitsy^:^^:^^:^

Atra dia telo izay iray ===>Ray , zanaka ary FM
JK izany ilay zanak'Atra tonga nofo , tonga mba hamonjy antsika sy nitondra ny fahotantsika maty t@ ary efa nitsangana t@ maty dia nadefa ny FM hananatra hampianatra hitari-dakana antsika etc etc...


Miala tsiny t@ faute de frappe, grrrrrrrrrrrr

118. cutie ( 20/06/2007 15:26)
ka raha Andriamanitra (zanak'Andriamanitra) i Jesoa dia Andriamanitra koa Maria

Maria kosa tsy Atra e lol
119. pissoa ( 20/06/2007 16:56)
similaire @ ilay sujet indray mandeha ihany izy izany : Jesoa dia zanak'i Maria , ka raha Andriamanitra (zanak'Andriamanitra) i Jesoa dia Andriamanitra koa Maria


Hi hi hi, Andriamanitra (Ray) no maha-Zanak'Andriamanitra an'i Jesoa fa tsy i Maria ! ary ny Zanak'Andriamanitra dia tena Andriamanitra tokoa.

(Narahin'i xxx hatramy farany ve le dinika tamin'iny ? Maromaro ihany mantsy ny fanontaniana tsy novalian'i LazaDaddy tamin'iny, ary be dia be ny valiny nodiany tsy hita ... sao ...)
120. diamondra27 ( 20/06/2007 17:34)
maria ngah tsy we reny nalaina, nofidiana hitondra vohoka an'i Jesosy?
maria virijiny aloha io an!
de @ mahaolombelona : ahoana ary izany we: virjiny izany nefa bevohoka, niterAka? azo takarina ve zany ? Ahoana ny hevitrareo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0093