Famonjena na salvation.
103. gasynamana
(
18/06/2007 22:40)
raha izay no tadiavinao dia tsy misy olana e, inona moa no misakana ahy tsy hitsara anao, raha zavatra efa hita fa diso.
Mazava! Izaho mitsara dia inona no problema. Sa hilaza hoe: aza mitsara fa mbola hotsaraina? De inona no dikan'izany? Sa inona koa no mbola holazaina, akoatra izay.
Mazava! Izaho mitsara dia inona no problema. Sa hilaza hoe: aza mitsara fa mbola hotsaraina? De inona no dikan'izany? Sa inona koa no mbola holazaina, akoatra izay.
104. cutie
(
18/06/2007 22:42)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 19-06-2007 00:39:24
Lohateny : Re : Famonjena na salvation.
Tsy potsitra fotsiny fa tena vaky...
Aoka izay ry cutie ah !
:-D
105. cutie
(
18/06/2007 22:43)
hita @zao @zay iza no tena miakatra :-D:-D:-D:-D
nefa efa nanome anty tery ambony :*:*:*:*:-*:-*:-*:-*
nefa efa nanome anty tery ambony :*:*:*:*:-*:-*:-*:-*
106. gasynamana
(
18/06/2007 22:48)
aleoko miakatra toy izay midina.
Ianao tsy mba mahay miaiky hadisoana ary mba mahagaga koa. De miezaka ny manamarin-tena lava zao.
Ianao tsy mba mahay miaiky hadisoana ary mba mahagaga koa. De miezaka ny manamarin-tena lava zao.
109. marozevo
(
18/06/2007 22:55)
Tena zay anh.... Tsy miverina intsony io "ady" io rahampitso anh... Dakako ze mbola mamerina miady eo.:lol:
111. gasynamana
(
18/06/2007 22:58)
noho ny tahotra hijery ny tena imaso sy eo anolona de aleo tsy manao an. Sarotra ny mandini-tena eo imason'Andriamanitra ho an'ny mpino fa mora kosa izany ho anay jentily sady mpanota.
112. cutie
(
18/06/2007 23:00)
tsy misy miady eo ry marozevo a'
hay ka lasa pasitera njay i gasynamana e :-D
hay ka lasa pasitera njay i gasynamana e :-D
113. cutie
(
18/06/2007 23:03)
i gasynamana nge ry marozevo mi forcer fotsiny @zao , fa izy no iza :-D
114. gasynamana
(
18/06/2007 23:03)
ka i gasynamana nge ry marozevo, ohatran'ny miseho milay zany e
jereo nge ty
Tsy mitsara an! Hafa ny soratan'ny tanana fa hafa ny zavatra atao.
119. gasynamana
(
18/06/2007 23:09)
Ok, tsy mitsara izany fa mifosa no tena izy fa diso aho :lol::lol::lol:
