Famonjena na salvation.
1. niryna
(
17/06/2007 06:46)
Fa na iza na iza no ta hamonjy ny ainy,dia hahavery azy,ary na iza na iza no hahavery ny ainy noho ny amiko sy ny filazantsara dia hamonjy izany.Fa inona no soa azon'ny olona ,raha mahazo izao tontolo izao aza ,kanefa very ny ainy? Marka 8:35-36
1- Inona no atao hoe famonjena (salvation)?
2- Inona no atao hoe zanak'Andriamanitra(children of God)?
3- Inona no atao hoe fiainana mandrakizay(eternal life)?
4- Ahoana no fomba atao mba ahazoana famonjena,ho tonga zanak'Andriamanitra ary mba ahazoana ny fiainana mandrakizay?
5- Ahoana no fampiarana ireo amin'ny fiainanantsika ?
Misaotra betsaka:D
(l)niryna

répondu par niryna le 12/07/2007 04:48
2. xxx
(
17/06/2007 08:24)
dia tsy fantatrao ve ny valin'ireo ry mpiandry?sa ve izany diso avokoa ny fanazavana nataonao t@ olona rehefa ilay hoe mitory ireny ianao?
3. xxx
(
17/06/2007 08:26)
Misy film maro be manamafy io fehezanteny io fa na tsy araka ny SM aza dia marina. Ohatra hoe 
2) Izay rehetra manao ny sitrany dia azo isaina ho zanany. Izay mino ny anaran'i Zanany, ary izay manaraka ny didiny,......
3) Mbola tsy misy mahalala angamba amniko hoe inona atao fiainana mandrakizay satria mbola hisy hoe ny fitsarana ny fitsanganana @ maty sy ny velona ary aorianan'izay nilay fiainana mandrakizay nefa nisy teny iray koa nataon'i Jesosy t@ ilay lehilahy iray teo ankavanany niaraka nahantona taminy teo @ hazofijaliana ary nangataka taminy hoe "rehefa tonga any @ fanjqakanao ianao dia tsarovy aho" dia namaly tsotra izy hoe: "Anio dia....." Kanefa anie samy ho faty ao anatin'ny minitra vitsy ry zareo e! ka asa na efa tonga dia anisany nahazo ny fiainana mandrakizay ve le Ranamana teo??????
4)Tsotra amiko: raha manaiky ateraka indray isika "Tahaka ireto zazakely ireto hoy izy....." dia ahazo izany fiainana izany.
5)Tu peux naître de nouveau, .......balayer ta vie passe, repartira a zero.... avec Jesus bon Berger

4. marozevo
(
17/06/2007 10:08)
Mandray anjara amin'ny famaliana ny fanontaniana. Ny numero dia araka ny fanontaniana etsy ambony :
1 - Fandovàna ny fiainana mandrakizay miaraka amin'Andriamanitra Ray Zanaka sy Fanahy Masina; miaraka amin'ny olomasina sy ireo efa nialoha làlana rehetra.
2 - Kristy, zoky maro zandry, no zanak'Andriamanitra.
3 - Ny fiainana mandrakizay, dia ny mahalala ny Ray hany Andriamanitra marina, sy i Jesoa Kristy ilay nirahiny.
4 - Izay mino ka hatao Batemy dia ho voavonjy.
5 - Ray ô, mitalaho izahay amin'ny anaran'i Kristy, mba hanomezanao ny Fanahinao hitantana anay. Dia hifanaraka amin'ny teny ambaranay ny fo amam-panahinay.

5. ikaretsaka
(
17/06/2007 13:29)
1-Mitovy @ marozevo
2-Kristy no Andriamanitra zanaka.. isika izay manaiky izany maha Andriamanitra Zanany an'i Kristy izany no Zanaka Natsangany
3-Ny fiainana mandrakizay dia ny fahafantarana ny Tompo sy ny fahalalana sy ny fiderana azy ao anaty,
4- Mitovy @ marozevo..miampy ny Joany 6,56-57i
5-@ fihevitra fiteny, fihetsika, fanatontosana ny adidy, @ firaisana aminy tanteraka, fandinihin-tena, konfesy, fandraisana ny Fanahy Masina sy ny famelomana izay Fanahy masina sy fanahinao izay amin'ny alalan'ny Teniny sy ny TENANY.

7. gasynamana
(
17/06/2007 17:30)
adi-hevitra ve ro atao sa fampianarana kateizy e? tsa azoko tsony. De inona ro ambaranao io zao raha lazaiko fa mirediredy ianao fa tsary misy an'izany?
8. xxx
(
17/06/2007 18:59)
Ka io foana no tendance-n'ilay mpametraka sujet. Na toriteny kely, na fijoroana vavolombelona, dia io fanadinana katesizy io no fahatelo.
Valin-teny efa hainy io fa tsy maintsy hanadinana ny mpianatra aloha vao mamaly izy avy eo( mety hanitsy koa angamba)

11. marozevo
(
17/06/2007 20:14)
gasynamana > Iza ilay anontanianao ?
Fanadinana katesizy hoe e ! Tsy mampaninona izay iantsoana azy fa ny mazava dia mametraka fanontaniana i Nyrina, dia miezaka mamaly izay afaka mamaly. Tsy misy tsotra mihoatra an'izany. Izaho tsy mandray an-kolaka hoe efa hainy na mbola tsy hainy izay anontaniany, fa manontany izy dia mamaly araka izay fahalalako aho.

14. LazaDaddy
(
18/06/2007 00:13)
4- Ahoana no fomba atao mba ahazoana famonjena,ho tonga zanak'Andriamanitra ary mba ahazoana ny fiainana mandrakizay?Tsy misy fomba azo atao mba ahazoana famonjena raha tsy izany dia matimaty foana i Kristy nanolo-tena teo @ hazo fijaliana.
"Salvation belongs to our God, who sits upon the throne and unto The Lamb...."
15. niryna
(
18/06/2007 02:08)
xxx:
dia tsy fantatrao ve ny valin'ireo ry mpiandry?sa ve izany diso avokoa ny fanazavana nataonao t@ olona rehefa ilay hoe mitory ireny ianao?
:D
16. niryna
(
18/06/2007 02:11)
xxx:
2) Izay rehetra manao ny sitrany dia azo isaina ho zanany. Izay mino ny anaran'i Zanany, ary izay manaraka ny didiny,......
3) Mbola tsy misy mahalala angamba amniko hoe inona atao fiainana mandrakizay satria mbola hisy hoe ny fitsarana ny fitsanganana @ maty sy ny velona ary aorianan'izay nilay fiainana mandrakizay nefa nisy teny iray koa nataon'i Jesosy t@ ilay lehilahy iray teo ankavanany niaraka nahantona taminy teo @ hazofijaliana ary nangataka taminy hoe "rehefa tonga any @ fanjqakanao ianao dia tsarovy aho" dia namaly tsotra izy hoe: "Anio dia....." Kanefa anie samy ho faty ao anatin'ny minitra vitsy ry zareo e! ka asa na efa tonga dia anisany nahazo ny fiainana mandrakizay ve le Ranamana teo??????
4)Tsotra amiko: raha manaiky ateraka indray isika "Tahaka ireto zazakely ireto hoy izy....." dia ahazo izany fiainana izany.
5)Tu peux naître de nouveau, .......balayer ta vie passe, repartira a zero.... avec Jesus bon Berger
Misaotra anao nanazava.
17. niryna
(
18/06/2007 02:14)
ikaretsaka:
1-Mitovy @ marozevo
2-Kristy no Andriamanitra zanaka.. isika izay manaiky izany maha Andriamanitra Zanany an'i Kristy izany no Zanaka Natsangany
3-Ny fiainana mandrakizay dia ny fahafantarana ny Tompo sy ny fahalalana sy ny fiderana azy ao anaty,
4- Mitovy @ marozevo..miampy ny Joany 6,56-57i
5-@ fihevitra fiteny, fihetsika, fanatontosana ny adidy, @ firaisana aminy tanteraka, fandinihin-tena, konfesy, fandraisana ny Fanahy Masina sy ny famelomana izay Fanahy masina sy fanahinao izay amin'ny alalan'ny Teniny sy ny TENANY.
=D=D
18. niryna
(
18/06/2007 02:17)
gasynamana:
Misy manadina katesizy koa kay ato.:lol::lol::lol:
Raiso amin'ny tenanao dia manontania tena ka.Ny fivavahana anie dia iainana andavanandro e.:D
19. niryna
(
18/06/2007 02:18)
marozevo:
Mandray anjara amin'ny famaliana ny fanontaniana. Ny numero dia araka ny fanontaniana etsy ambony :
1 - Fandovàna ny fiainana mandrakizay miaraka amin'Andriamanitra Ray Zanaka sy Fanahy Masina; miaraka amin'ny olomasina sy ireo efa nialoha làlana rehetra.
2 - Kristy, zoky maro zandry, no zanak'Andriamanitra.
3 - Ny fiainana mandrakizay, dia ny mahalala ny Ray hany Andriamanitra marina, sy i Jesoa Kristy ilay nirahiny.
4 - Izay mino ka hatao Batemy dia ho voavonjy.
5 - Ray ô, mitalaho izahay amin'ny anaran'i Kristy, mba hanomezanao ny Fanahinao hitantana anay. Dia hifanaraka amin'ny teny ambaranay ny fo amam-panahinay.
^:^Andriamanitry ny fiadanana anie hanampy anao hitari-dalana sy anoro anay hatrany.Misaotra e
20. niryna
(
18/06/2007 02:20)
marozevo:
2 - Kristy, zoky maro zandry, no zanak'Andriamanitra.
Tsy azoko izany fanazavanao azy izany?