Famonjena na salvation.
41. cutie
(
18/06/2007 18:38)
Fanamarihana: ny olona rehetra tsy ankanavaka dia afaka ho tonga zanak'Andriamanitra daholo satria efa tonga olombelona ilay Zanak'Andriamanitra mba hahatonga antsika olombelona ho Zanak'Andrimanitra.
=D=D=D=D
43. gasynamana
(
18/06/2007 18:44)
cutie: tsy mahagaga raha diso ny fandraisanao ny tenin'Andriamanitra matetika satria misy lalandava ny teny atelinao na modina tsy hita.
Vakio tsara ny valin-taniko teo:
Cutie: Vakio io ambony io, ny valin-teny nomeny an'i xxx.
Izaho tsy niteny hoe: vakio io ambony o ny valin-tenin'i xxx, fa hoe ny valin-teny nomeny an'i xxx
Vakio tsara ny valin-taniko teo:
Cutie: Vakio io ambony io, ny valin-teny nomeny an'i xxx.
Izaho tsy niteny hoe: vakio io ambony o ny valin-tenin'i xxx, fa hoe ny valin-teny nomeny an'i xxx
44. gasynamana
(
18/06/2007 18:46)
cutie: tsy mahagaga raha diso ny fandraisanao ny tenin'Andriamanitra matetika satria misy lalandava ny teny atelinao na modina tsy hita.
Vakio tsara ny valin-teniko teo:
Izaho tsy niteny hoe: vakio io ambony o ny valin-tenin'i xxx, fa hoe ny valin-teny nomeny an'i xxx
Vakio tsara ny valin-teniko teo:
Cutie: Vakio io ambony io, ny valin-teny nomeny an'i xxx.
Izaho tsy niteny hoe: vakio io ambony o ny valin-tenin'i xxx, fa hoe ny valin-teny nomeny an'i xxx
46. pissoa
(
18/06/2007 18:53)
gasynamana:
cutie: ny olana ve? tsy misy fivelarana mihitsy fa ny eo ihany no eo. Manazaza toetra loatra ny hafa. Izay no olana.
izaho koa miombon-kevitra aminao hoe misy dinika na fomba fitoriana toa manazaza ny hafa. Toy izany koa ny tsy hitiavako ny anganongano hitoriana filazan-tsara. Alaivo an-tsaina hoe handeha "hitory" teny amin'i Pasitera na i Dokotera ny olona iray dia genre "Faramalemy sy Kotobekibo" no hanombohany ny resaka ... :-D:-D:-D
Saingy tsy atao olana satria internet anie no misy antsika e ... tsy salle de conference akory ! Izany hoe malalaka be ny elanelana taona misy amin'ny audience ka tsy hita izay omena tsiny ! Rehefa heverinao fotsiny hoe dinika ho an'ny ankizy kely dia tsy mandray anjara rehefa mihevi-tena ho olon-dehibe :-D:-D:-D
52. cutie
(
18/06/2007 19:03)
raha tsy miverina toy ny zaza nareo hono............ balablaba *(tsy tadidiko ) tsy handova ny fanjakan'ny lanitra
zany no tian'i marozevo lazaina io :lol: ngamba :-D
zany no tian'i marozevo lazaina io :lol: ngamba :-D
53. cutie
(
18/06/2007 19:08)
Mpandefa : gasynamana [ Valio ] 18-06-2007 20:46:51
Lohateny : Re : Famonjena na salvation.
cutie: tsy mahagaga raha diso ny fandraisanao ny tenin'Andriamanitra matetika satria misy lalandava ny teny atelinao na modina tsy hita
fa ny fandraisanao ny tenin'Atra zany marina daholo.
Koa tsy efa niakatra tany an-danitra ve enao raha zany :-D:-D:-D:-D
54. gasynamana
(
18/06/2007 19:08)
samy hafa ny zazabe sy ny zazakely. De hadihadio koa hoe: inona no tian'ilay olona niteny an'io teny io hambara fa aza mandray am-boliny fotsiny.
55. cutie
(
18/06/2007 19:09)
za tsy hifamaly tsony @gasynamana eto
fa tsy hitako ze pble @ dinika ze ataon'i Nyrina
refa mahita pble nareo de lazao foana lol
fa tsy hitako ze pble @ dinika ze ataon'i Nyrina
refa mahita pble nareo de lazao foana lol
56. gasynamana
(
18/06/2007 19:13)
cutie: tsara izay. Izay no fahendrena. Ary avelao anay hilaza izay tsy mety fa aza sakana.
Mandehana jereo sy diniho ilay lohahevitra hoe: anjely, dia ho hitanao sy ho tsapanao.
Mandehana jereo sy diniho ilay lohahevitra hoe: anjely, dia ho hitanao sy ho tsapanao.
57. cutie
(
18/06/2007 19:14)
tsy mahavita mnankany za fa za koa tsy terenao @ze tiako atao
de aza sakanana koa za refa miteny we tsy hitako ze pble lol
de aza sakanana koa za refa miteny we tsy hitako ze pble lol
58. gasynamana
(
18/06/2007 19:18)
cutie: ianao mitady de atoro koa. Sa matahotra ny ahita ny marina.
59. cutie
(
18/06/2007 19:19)
tsy mi interesser ahy ny anjely
sady mbola tsy namaky tany za
sady za koa tsy mitady e
ty sujet ty no tiako valiana fa tsy any :lol:
sady mbola tsy namaky tany za
sady za koa tsy mitady e
ty sujet ty no tiako valiana fa tsy any :lol:
60. gasynamana
(
18/06/2007 19:28)
Izay tokoa, mitady hanamarinan-tena foana, na efa hita miharihary aza ny hadisoan-kevitra.
