Famonjena na salvation.
64. xxx
(
18/06/2007 19:37)
Aoka izay ny fifamalianareo dahy é. Dia aleo hitohy izany fampianarana katesizy ho an'izay liana.
@ herinandro ambony aho hametraka sujet masamasaka.:lol:
@ herinandro ambony aho hametraka sujet masamasaka.:lol:
66. gasynamana
(
18/06/2007 19:40)
cutie: izaho angaha mila vaniny aminao raha tsy ianao no nanontany ahy dia novaliako soa aman-tsara io ambony io. Ny valin-teny nomeko dia tsy misy zavatra tokony hampiakatra ny hatezerana na kely aza fa valin-teny vokatry ny fandinihana soa amn-tsara. Manamafy izany izay lazain'i Pissoa.
Ny tsy azoko anefa dia ianao ohatrany miakatra be ihany. Avy eo milaza zavatra tsy dia voadinika loatra, ary tsy mitsahatra ny manontany dia mamaly am-pitiavana lalandava aho.
Ny tsy azoko anefa dia ianao ohatrany miakatra be ihany. Avy eo milaza zavatra tsy dia voadinika loatra, ary tsy mitsahatra ny manontany dia mamaly am-pitiavana lalandava aho.
67. cutie
(
18/06/2007 19:41)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 18-06-2007 21:19:28
Lohateny : Re : Famonjena na salvation.
tsy mi interesser ahy ny anjely
sady mbola tsy namaky tany za
sady za koa tsy mitady e
ty sujet ty no tiako valiana fa tsy any
69. gasynamana
(
18/06/2007 19:49)
niryna: fa angaha rehefa tsy mamaly ny fanontanianao de mbola tsy nandray an'i Jesosy no dikan'izay? Sa bedesina ny mpianatra tsy manome valin-teny tsy mifanaraka amin'izay andrasanao?
72. marozevo
(
18/06/2007 21:00)
Azon'i cutie ny tiako hambara !
Misy mampihomehy ahy io fifanakalozan-kevitrareo dahy io... jereo tsara ange eh ! Manontany ny iray hoe IZA (Izany hoe IZA no manamarin-tena foana...), dia taitra ny iray ka nilaza hoe "Ianao koa iza ?". Dia ohatran'ny hoe mifampila vaniny, nefa teny kely tokana no tsy azo ny heviny. IZA.
Ny anay moa dia mampihavana ihany no adinay eto koo... Mihavana amin'izay fa vita iny!

73. cutie
(
18/06/2007 21:10)
ka i gasynamana nge ry marozevo, ohatran'ny miseho milay zany e :-D
jereo nge ty
jereo nge ty
Mpandefa : cutie [ Valio ] 18-06-2007 21:08:07
Lohateny : Re : Famonjena na salvation.
Voalaza teo :
Mpandefa : gasynamana [ Valio ] 18-06-2007 20:46:51
Lohateny : Re : Famonjena na salvation.
cutie: tsy mahagaga raha diso ny fandraisanao ny tenin'Andriamanitra matetika satria misy lalandava ny teny atelinao na modina tsy hita
fa ny fandraisanao ny tenin'Atra zany marina daholo.
Koa tsy efa niakatra tany an-danitra ve enao raha zany
74. cutie
(
18/06/2007 21:11)
Mpandefa : gasynamana [ Valio ] 18-06-2007 21:08:31
Lohateny : Re : Famonjena na salvation.
samy hafa ny zazabe sy ny zazakely. De hadihadio koa hoe: inona no tian'ilay olona niteny an'io teny io hambara fa aza mandray am-boliny fotsiny.
75. marozevo
(
18/06/2007 21:14)
Ka maninona ary izy raha miseho milay eh ? Raha izay no fahatakarany azy tsy olana izany, fa misy foana ny manitsy eo...
77. marozevo
(
18/06/2007 21:21)
Raha miseho milay, nefa tsy normal, dia tokony hampalahelo izany fa tsy hoe mahatezitra.
Ataovy hoe "mampalahelo ahy ianao"....satria izao sy izao... mety ho hafa ny fiatraikan'izay.
Dia avy eo mivavaha ho azy fa namana izy.
Ataovy hoe "mampalahelo ahy ianao"....satria izao sy izao... mety ho hafa ny fiatraikan'izay.
Dia avy eo mivavaha ho azy fa namana izy.