Famonjena na salvation.

81. marozevo ( 18/06/2007 21:45)
Tena nihomehy tokoa ve ise tamin'io sa mampiresaka ahy fotsiny ?:)
82. cutie ( 18/06/2007 21:46)
nitsiky io fa tsy nihomehy :lol:
83. marozevo ( 18/06/2007 21:53)
...... dia ampy, hoy ny teny faneva.... Misaotra.
84. cutie ( 18/06/2007 21:56)
85. marozevo ( 18/06/2007 21:57)
:oops::oops::oops:
86. cutie ( 18/06/2007 22:01)
manin:roll:
87. marozevo ( 18/06/2007 22:08)
Menatra anao
88. cutie ( 18/06/2007 22:09)
:-D
89. marozevo ( 18/06/2007 22:11)
Io fa tena nihomehy.... io no nokendreko !
90. cutie ( 18/06/2007 22:11)
:-D:-D:-D:-D
91. gasynamana ( 18/06/2007 22:14)
hay lazaina miseho milay rehefa mamotsipotsitra ny marina eo anoloanareo?
Aiza re izany e!
92. cutie ( 18/06/2007 22:15)
iza no milaza aminao fa marina no lazainao
sa enao efa lasa mpitsara koa :-D
93. marozevo ( 18/06/2007 22:16)
Fa ianareo ve matahotra ny hiseho milay eh... Fa angaha ratsy izany milay izany ?

Ary inona hono ilay marina voapotsipotsitra ?
94. cutie ( 18/06/2007 22:19)
lol
95. gasynamana ( 18/06/2007 22:19)
ireo ambony ireo ka inona indray
96. gasynamana ( 18/06/2007 22:28)
cutie: lazao ary izay diso amin'ny zavatra nambarako. Tsy ianao ve no miezaka manamarin-tena eo.
97. cutie ( 18/06/2007 22:30)
tsy hitako fa za tsinona tsy mpitsara ohtranao :)
98. marozevo ( 18/06/2007 22:31)
Marina izany... tena potsitra tokoa...
Milay ka ! Tena milay....
99. cutie ( 18/06/2007 22:32)
:-D:-D:-D:-D:-D
100. gasynamana ( 18/06/2007 22:34)
Za angaha no mpitsara anareo fa tsy ilay mpanadina katesizy anareo.
Ny anao dia io hita miharihary io. Aleo tsy averina eto fa na ianao aza tsy menatra koa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0088