Famonjena na salvation.

141. cutie ( 19/06/2007 00:45)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 19-06-2007 02:42:18
Lohateny : Re : Famonjena na salvation.
...
mety hoe lasa miverina "kely vatana" toy ny zaza koa ve no notenen'i Jesoa tamin'iny ?

za alou tsy nandeah namaky tany ka tsy haiko ny @iny lol
142. pissoa ( 19/06/2007 00:45)
cutie:
Voalaza teo :
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 19-06-2007 02:36:39
Lohateny : Re : Famonjena na salvation.
Ndana vakio ... fa tsisy ao hoe hanarontsaromy zavatra tsy mety ny famonjena


ary tsy nisy niteny koa teo we hanantsaronany zany lol


mbola ito koa ny valiny :
cutie:


Marozevo : tsy natao "hanarotsaromana" zavatra tsy mety kosa ngamba ny famonjena !
Tsy ny toetran'ny zaza rehetra koa no "tsara" sy handovàna ny fanjakan'ny lanitra fa diniho aloha

ao anaty baiboly nge io lazain'i marozevo io e lol

de le iza no noteneninjy le manarotsarona sa le resa-jaza ... fa izy roa samy noraisiko satria samy voa-quote :-D
143. pissoa ( 19/06/2007 00:46)
cutie:
diso kely ihny fa le nolazaiko io ambony io no nmifandraika t@ marozevo etsy ambony no lazaiko we ao @ baiboly lol

Ah - OK ! :lol:
144. cutie ( 19/06/2007 00:48)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 19-06-2007 02:45:51
Lohateny : Re : Famonjena na salvation.
Hoy i cutie:
Voalaza teo :
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 19-06-2007 02:36:39
Lohateny : Re : Famonjena na salvation.
Ndana vakio ... fa tsisy ao hoe hanarontsaromy zavatra tsy mety ny famonjena


ary tsy nisy niteny koa teo we hanantsaronany zany lol


mbola ito koa ny valiny :

Hoy i cutie:


Voalaza teo :

Marozevo : tsy natao "hanarotsaromana" zavatra tsy mety kosa ngamba ny famonjena !
Tsy ny toetran'ny zaza rehetra koa no "tsara" sy handovàna ny fanjakan'ny lanitra fa diniho aloha


ao anaty baiboly nge io lazain'i marozevo io e lol


de le iza no noteneninjy le manarotsarona sa le resa-jaza ... fa izy roa samy noraisiko satria samy voa-quote

samy diso quote zany ,fa za mbola mihevitra le nolazaiko tery ambony ihany :-D t@ namaly an'io lol
145. pissoa ( 19/06/2007 00:51)
:oops::-D
146. cutie ( 19/06/2007 00:51)
aferanareo sy marozevo njay iny :-D
147. marozevo ( 19/06/2007 20:37)
Antsika koo....
148. cutie ( 19/06/2007 20:43)
alefaso aza :lol:
149. marozevo ( 19/06/2007 21:41)
Eh... manao ny ataony ndray ange Ra-Gasy ao amin'ilay momba ny Baiboly eh... Jereo ange eh !
150. cutie ( 19/06/2007 21:43)
:-D:-D:-D:-D:-D
avaelao hanao ao fa refa reraka ve tsy hijanona:-D
151. marozevo ( 19/06/2007 21:44)
Toa manao ain'adala Lery koo... IO ve ho reraka eo fa dia ny tena no mangina.
152. cutie ( 19/06/2007 21:48)
:-D:-D:-D:-D
153. diamondra27 ( 19/06/2007 21:55)
niryna:

Fa na iza na iza no ta hamonjy ny ainy,dia hahavery azy,ary na iza na iza no hahavery ny ainy noho ny amiko sy ny filazantsara dia hamonjy izany.Fa inona no soa azon'ny olona ,raha mahazo izao tontolo izao aza ,kanefa very ny ainy? Marka 8:35-36

1- Inona no atao hoe famonjena (salvation)?

2- Inona no atao hoe zanak'Andriamanitra(children of God)?

3- Inona no atao hoe fiainana mandrakizay(eternal life)?

4- Ahoana no fomba atao mba ahazoana famonjena,ho tonga zanak'Andriamanitra ary mba ahazoana ny fiainana mandrakizay?

5- Ahoana no fampiarana ireo amin'ny fiainanantsika ?

Misaotra betsaka:D

(l)niryna



______________________________

tokony size samy hafa akia ireo a!satria samy mafonja be raha hazavaina sy atoro @ antsipirihany

manjary valiteny fohy no omena
154. marozevo ( 19/06/2007 22:05)
Oay kosa diamondra e... Efa valin-teny 154 ve aky no vita vao lazainao hoe tokony ho size samihafa... Dia ahoana daholo ireo efa namaly rehetra ireo.
155. diamondra27 ( 19/06/2007 22:18)
niryna:

Fa na iza na iza no ta hamonjy ny ainy,dia hahavery azy,ary na iza na iza no hahavery ny ainy noho ny amiko sy ny filazantsara dia hamonjy izany.Fa inona no soa azon'ny olona ,raha mahazo izao tontolo izao aza ,kanefa very ny ainy? Marka 8:35-36
____________________________________________________


1- Inona no atao hoe famonjena (salvation)?
ny teny hoe: famonjena dia avy @ teny hoe: vonjy

-iza no mila vonjy? Ny olombelona
-satria nahoana ? Very dia mila vonjy satria nanota
-Iza izany ilay tonga mba hanavotra anao raha very ianao? Jesosy tonga tety an-tany mba hamonjy ny mpanota, very

2- Inona no atao hoe zanak'Andriamanitra(children of God)?

Zanak'Atra ianao raha nandray ilay famonjena dia i Kristy Jesosy
Izy no lalana sy fahamarinana ary fiainana

3- Inona no atao hoe fiainana mandrakizay(eternal life)?
fiainana rahatrizay raha miala aty, fiainana tsy misy fahoriana na fitomaniana sns fa dia fifaliana lalandava

4- Ahoana no fomba atao mba ahazoana famonjena,ho tonga zanak'Andriamanitra ary mba ahazoana ny fiainana mandrakizay?

mila mino sy mibebaka @ fahotana
manaiky fa Jesosy no tompon'ny fiainanao ary hitantana ny fiainanao


5- Ahoana no fampiarana ireo amin'ny fiainanantsika ?
mitandrina ny didiny sy manao ny asany
Raha tia Ahy ianareo dia hitandrina ny didiko
Raha tia ahy ianareo hoy JK dia tokony hanao ny asany
Mila mamonjy fivoriam-bavaka mba hahazoanao mitombo @ fahalalana tsara an'i Kristy

AFAKA HITARINA TSIRAIRAY IREO HAZAVAINA AMIN'NY ANDININ-TSORATRA MASINA

Misaotra betsaka:D

(l)niryna



156. diamondra27 ( 19/06/2007 22:22)
marozevo:

Oay kosa diamondra e... Efa valin-teny 154 ve aky no vita vao lazainao hoe tokony ho size samihafa... Dia ahoana daholo ireo efa namaly rehetra ireo.


___________________________

ka zao ange e! mifampitohy ireo nefa ho an'izay mbola tsy mahalala dia tsy maintsy hazavaina hatr@ voalohany ilay atao hoe: famonjena, fiainana mandrakizay, ahoana ny atao etc...
157. marozevo ( 19/06/2007 22:31)
dia ahoana
158. diamondra27 ( 19/06/2007 22:43)
Ka mila hay @ antsipirihany daholo ireo sady mifampitohy.
Izany hoe: mbola valin'ilay fANONTANIANA 1 no valiana zao:

Ohatra izao:Alohan'ny hamantarana le famonjena dia mila mahay inona no atao hoe: fahotana?
valiny:II Kort 5:15

inona no tokony hatao raha tonga ny fakampanahy?
Jakoba4 and 7
I TIM 6:11

Tsy misy zanak4atra afaka hilaza fa tsy manota izy rehefa nadray an'i Kristy .Voalaza ao @ I Jaona 1:8,10

Inona avy ny ota izay ataon'ny Kristiana?
Ipetera 2:1
Hebreo 13:5
jakoba 4:6


Maty Kristy hanaisotra ny fahotantsika:

Ipetera 2:24 nentiny sy novonoiny
Efesiana 1:7 navelany ny fahotantsika araky ny harenan'ny FAHASOAVANA

Afaka manana hery handresena ny ota isika

Rom 6:6 tsy andevon'ny ota intsony
Rom6:1 Tsy mitoetra @ ota, mba hitomboana @ fahasoavana
Rom 6:17, 13 tokony ho toetra ankehitriny dia:manolotra ny tena ho an' Atra mandrakizay

Inona no tokony hatao raha manota?
I jao 1:5/ 2:2===> tokony handeha @ mazava isika mba hanana fihavanana @Atra sy ny namana
Tokony hiaiky ny heloka ======> I Jaona 1:9
[size=15px]
mbola vao momban'ny fahotana fotsiny ireo satria io ota io no mampisaraka antsika @ Atra dia tokony fantarina tsara[/size]

Tokony hiaiky ny heloka isika izany...
159. diamondra27 ( 19/06/2007 22:53)
satana no mitana antsika tsy hiaiky ny fahotantsika sy hamerina ny zavatra rehetra @ laoniny==> Salamo10:4

Tsy hambinina isika raha manafina ny fahotantsika sy tsy miala izany ==> Ohabolana 28:13

Tsy hihaino antsika ny Tompo izay no hitranga @ vavaka ataontsika raha tsy miaiky ny fahotantsika isika rehefa mahafantatra izany ====> Salamo66:18

Ny tokony hatao dia miaikky ny heloka sy mifampi-vavaka
Jakoba 5:16
nY vokany@izany dia ny herim-bavaka
160. marozevo ( 19/06/2007 22:56)
Tsara aloha io...
Fa ny ahy indray ry Diamondra an, aleoko ny ahy tsy tonga dia mandray tenin'Andriamanitra be dia be ohatran'ireo avy hatrany, fa mandray roa na telo raha be indrindra, dia iny no dinihiko lalindalina kokoa.
De am manaraka indray aho mandray hafa toy izany hatrany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0086