Famonjena na salvation.

121. cutie ( 18/06/2007 23:13)
hita eto ve de we mifosa:roll:
122. cutie ( 18/06/2007 23:14)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 19-06-2007 01:11:35
Lohateny : Re : Famonjena na salvation.
Mahazo mamaly daholo fa tsy mahazo mitezitra ka...

io ary i gasnyamana fa efa mianatra ny fataoko lol
123. gasynamana ( 18/06/2007 23:15)
Ka izany koa. Sa miresak'olona, nefa inona no mahasamihafa an'izany?
124. cutie ( 18/06/2007 23:16)
tsy araky i marozevo le izy de nolazaiko azy
in ny olana lol
125. marozevo ( 18/06/2007 23:19)
Ianareo koa moa nama aza mampiresaka eo ah... Jereko amin'ny cam imaginaire izao ianareo anankiroa ireo... olona samy mitsikitsiky be daholo fa mba miresaka fotsiny...
Izay moa no maha sersaera azy kooo...
126. cutie ( 18/06/2007 23:20)
:-D:-D:-D:-D:-D
127. marozevo ( 18/06/2007 23:26)
:oops::oops::oops::oops:
128. cutie ( 18/06/2007 23:29)
za hiala alou :lol:
129. marozevo ( 18/06/2007 23:45)
Minoa ahy ianareo rehetra, fa tsy sanatria HS izao resaka izao, fa tena famonjena tokotrany an. Moa tsy ny fifankatiavana ve no endrim-pamonjena voalohany ?
130. pissoa ( 19/06/2007 00:08)
hi hi hi ! inn 'ty !

Marozevo : tsy natao "hanarotsaromana" zavatra tsy mety kosa ngamba ny famonjena !
Tsy ny toetran'ny zaza rehetra koa no "tsara" sy handovàna ny fanjakan'ny lanitra fa diniho aloha :lol:
131. cutie ( 19/06/2007 00:21)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 19-06-2007 01:45:11
Lohateny : Re : Famonjena na salvation.
Minoa ahy ianareo rehetra, fa tsy sanatria HS izao resaka izao, fa tena famonjena tokotrany an. Moa tsy ny fifankatiavana ve no endrim-pamonjena voalohany ?

ho voavonjy ihany ve za sy, sa iza no hahazo ny famonjena gasynamana :-D
132. cutie ( 19/06/2007 00:22)
Marozevo : tsy natao "hanarotsaromana" zavatra tsy mety kosa ngamba ny famonjena !
Tsy ny toetran'ny zaza rehetra koa no "tsara" sy handovàna ny fanjakan'ny lanitra fa diniho aloha

ao anaty baiboly nge io lazain'i marozevo io e lol
133. pissoa ( 19/06/2007 00:25)
namaky baiboly nga njy :lol::lol::lol:
134. cutie ( 19/06/2007 00:27)
non
tadidiko fotsiny we ao io
ndana tadiavo nge :-D
135. pissoa ( 19/06/2007 00:36)
Ndana vakio ... fa tsisy ao hoe hanarontsaromy zavatra tsy mety ny famonjena !

dia tsisy koa ao hoe ny toetran'ny zaza rehetra dia tsara sy handovana ny fanjakan'ny lanitra daholo ! Resaka fanetren-tena no noresahin'i Jesoa tao http://baiboly.org/toko.asp?boky=Matio&Toko=18
136. cutie ( 19/06/2007 00:38)
misy milaza nga eo we toetran;'le zaza:-D
137. cutie ( 19/06/2007 00:41)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 19-06-2007 02:36:39
Lohateny : Re : Famonjena na salvation.
Ndana vakio ... fa tsisy ao hoe hanarontsaromy zavatra tsy mety ny famonjena

ary tsy nisy niteny koa teo we hanantsaronany zany lol
138. pissoa ( 19/06/2007 00:42)
...
mety hoe lasa miverina "kely vatana" toy ny zaza koa ve no notenen'i Jesoa tamin'iny ? :-D:-D:-D:-D:-D

cutie:
Voalaza teo :
Marozevo : tsy natao "hanarotsaromana" zavatra tsy mety kosa ngamba ny famonjena !
Tsy ny toetran'ny zaza rehetra koa no "tsara" sy handovàna ny fanjakan'ny lanitra fa diniho aloha


ao anaty baiboly nge io lazain'i marozevo io e lol

139. cutie ( 19/06/2007 00:43)
pissoa ty no nolazaiko
Mpandefa : cutie [ Valio ] 18-06-2007 21:03:40
Lohateny : Re : Famonjena na salvation.
raha tsy miverina toy ny zaza nareo hono............ balablaba *(tsy tadidiko ) tsy handova ny fanjakan'ny lanitra
zany no tian'i marozevo lazaina io ngamba

140. cutie ( 19/06/2007 00:44)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 19-06-2007 02:42:18
Lohateny : Re : Famonjena na salvation.
...
mety hoe lasa miverina "kely vatana" toy ny zaza koa ve no notenen'i Jesoa tamin'iny ?


Hoy i cutie:
Voalaza teo :
Marozevo : tsy natao "hanarotsaromana" zavatra tsy mety kosa ngamba ny famonjena !
Tsy ny toetran'ny zaza rehetra koa no "tsara" sy handovàna ny fanjakan'ny lanitra fa diniho aloha


ao anaty baiboly nge io lazain'i marozevo io e lol

diso kely ihny fa le nolazaiko io ambony io no nmifandraika t@ marozevo etsy ambony no lazaiko we ao @ baiboly lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0097