Namana ve io ?...........

161. sakaizakely ( 07/05/2007 08:18)
Sitlo> de atao an'izao ve ?


162. sitlo ( 07/05/2007 08:29)
:-D :-*
163. sakaizakely ( 07/05/2007 10:05)
sitlo> kaï kaï
matsilotsilo be le volombava
:(
164. kelly13 ( 07/05/2007 10:08)
sakaizakely>lollllll i sitlo mbola miady @ gilety kou :°)
165. Vahinala ( 07/05/2007 12:12)
:-D:-D:-D
166. xxx ( 07/05/2007 12:35)
Fiffi:

[size=16]QUI CESSE D'ETRE AMI NE L'A JAMAIS ETE[/size]
Peuh! na dia efa hafaty sy manendrikendrika aza???????????????? 8O8O8O


167. karinah ( 07/05/2007 12:39)
xxx:

karinah:
Izaho tsy manana namana pidinika eto efa ho 1toana lasa izay, ka aza mif:x:x:x:evil:
mampalaelo be raha izany!nga hono i fiffi tsy namanao?fasaly?aino?ary ilay atsy ambadika hoe faly be fa vao nahazo namana vao2?ao @ dinika inona no mahafaly anaro androany?
"vale":
zah faly be androany fa nahazo namana vaovao
dia sahy milaza ianao hoe tsy manana namana mpidinika eto efa ho 1 taona?huhuhuhuhuhu!

hay ve fiffi tsy namanao eeeeeeeee!mahazendana!
efa dila ny ela sy ny ela oooooooh! déc 2006 ny fetra farany ^:^:lol:8)






168. karinah ( 07/05/2007 12:45)
:o ry xxx a, miresaka tsy midika fa namana, namana izany ilazana secret! mazava ngamba zay, :o:evil:
sode enao aza izany de mody manilika aty amiko aty :arrow::twisted::arrow:
169. xxx ( 07/05/2007 13:01)
xxx:

karinah:
Izaho tsy manana namana pidinika eto efa ho 1toana lasa izay, ka aza mif:x:x:x:evil:
mampalaelo be raha izany!nga hono i fiffi tsy namanao?fasaly?aino?ary ilay atsy ambadika hoe faly be fa vao nahazo namana vao2?ao @ dinika inona no mahafaly anaro androany?
"vale":
zah faly be androany fa nahazo namana vaovao
dia sahy milaza ianao hoe tsy manana namana mpidinika eto efa ho 1 taona?huhuhuhuhuhu!

hay ve fiffi tsy namanao eeeeeeeee!mahazendana!




HOHOHOHOHOHOHOUUUUUUU, namana vao2 fa refa tsy mitovy saina de faranana ny @:^):^):^):^):arrow:tsisy atao afatsy manarakaraka tony:twisted::arrow:8-)8-):evil:






170. vale ( 07/05/2007 14:57)
XXXXXXX> mapalahelo aw:ona ? fidinihana ny eto 8Ofinamanana any @ hafatra:arrow:; sy ny ankoatran'izay:arrow::^):^):^):^):^):^):^)o^oo^oo^o:^):^):^):^)
171. vale ( 07/05/2007 15:01)
XXX< fa in lotra ny manahirana ny sainao @ izany8O8O:^):^):^):^), efa t@ Déc 2006 zaho no nanana namana hilazna ny retsaretra izany! zay! tinao fantatra:?::evil:
ary za malala mifidy ny namako fa tsy terenao:x8O8O8O
bdbeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee ny ol miresaka @i Fiffi eto ka naw:ona no oe zah:arrow:8O8O8O8O:b:b:b:bo^oo^oo^oo^o^:^^:^^:^ :twisted::arrow:
172. vale ( 07/05/2007 15:05)
:^):^):^):^):^):^)koa rah tsy ty koa zay hitamaso ihany no vérité koh! angah ny ol retra midinika eto de hoe "mpinamana dol":?: angah any ambadika any tsy azo hananana namana:^):^):^):^):arrow::twisted:^:^:b:b:b:bo^oo^oo^o 8)8)8):twisted:
173. sitlo ( 07/05/2007 15:07)
kalma vale fa aleo izy hiteniteny eo, za aloha tsy mino xxx izany eh.
174. vale ( 07/05/2007 15:08)
HUM ! :^):^):^):^):^):^)
175. vale ( 07/05/2007 15:09)
zafady sitlo fa vodingan'toi zah:oops::oops::oops::*elah ok!:oops::oops:
176. vale ( 07/05/2007 15:11)
(l)(l)
177. xxx ( 07/05/2007 18:13)
rush:

xxx
[quote=sitlo:


:-D:-D Aiza ary i Rush hiteny hoe "tena nul ity dinika ity".


eny tokoa wà =))=))=))
dinbika débile!zavatra efa fantatra foana fa tsy maintsy misy ny mpamadika e!






rush = fiffi :-D


178. rush ( 07/05/2007 18:47)
xxx:
rush = fiffi :-D
sao dia mivaha?inona no hidirako @ fiffi?


179. xxx ( 07/05/2007 22:02)
xxx:
rush = fiffi :-D
xxx=sitlo

rafify=sitlo


180. Vahinala ( 08/05/2007 07:56)
Aza miady ry zareo fa izay nanao ilay izy aleo hoazy ny azy rehefa tsy madio ny saina d avelao izay hiteny hiteny e, tsy olana zany !:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7512