Namana ve io ?...........

301. xxx ( 17/06/2007 20:41)
misy zavatra tadidiko tampoka ! nisy dinika nalefan'le namana zay teto nilaza hoe: raha tianareo ho fantatra ny fosafosa ataon'io olona io momba anareo de andefaso hafatra zah fa lazaiko anareo daholo ! dinika efa ela hiany io !
302. miangalyandria ( 20/06/2007 18:39)
:roll:
303. xxx ( 22/06/2007 16:26)
inona ity mahagaga?tsy naharaka dinika ve?tena nisy dinika momba an'io marina teto fa efa ela e!
304. Fiffi ( 26/06/2007 06:25)
valiny: tsy namana io !
305. xxx ( 30/06/2007 08:10)
tapitraaaaaaaaa izany ity!fantatra ilay sipa dia samia mitandrina avokoa e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3175