Namana ve io ?...........

261. dongadonga ( 21/05/2007 20:56)
ndraaaaaaayyyyyyyyy eeeeeehhhhhhh tena tsy matanty na inona na inona fa dia nanakana avy hatrany eeeeeeeeeeeeeehhhhhhhh:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
262. Fiffi ( 21/05/2007 22:08)
nosakanako ve ? hummm..ao ary !:-D:-D:-D:-D
263. dongadonga ( 22/05/2007 15:52)
hhiiii hhiiiiii hhaaaaaaaaaaahhhhh:-D:-D:-D:-D:-D:-D
264. Fiffi ( 22/05/2007 18:10)
:-D:-D:-D:-D tena nampikikakika anao mintss io an ! :-D:-D:-D:-D
265. dongadonga ( 23/05/2007 05:21)
sady mampikakakaka no mampkikika hii hhhaaahhh:-D:-D:{
266. rapala ( 23/05/2007 08:08)
tantara mitohy ve izy ity e?:°)
267. Fiffi ( 23/05/2007 13:05)
rapala: heu....aleo akia hi-:-D:-D:-D fotsiny sisa fa fantatra fa tsy hiala tsiny zany mintss izy an ! na hoe hilaza ny antony nanaovany an'zany ! asa aminy angamba zavatra normale zany manaratsy namana any ambadika any zany !

fa de :) de ampy ! lesona daholo ireny !
268. rapala ( 23/05/2007 15:08)
fa de:) de ampy ! lesona daholo ireny !

Izay indrindra akia a!:-*
269. Fiffi ( 23/05/2007 20:32)
rapala: :-*:-*:-* adalan'zay manao ratsy akia an ! de aleo hanenjika azy any ny heritreriny.....fa ny anaha aloha de :) de ampy eh ! :):-*:-*:-*
270. xxx ( 24/05/2007 15:23)
ary avy nikoropaka tato ilay sipa dia mahony ny famaliana dinika ohatran'ny tsy nanao na inona na inona izy!tsy mba menatra ve?satria efa kobon'ny rehetra hoe iza io sipa io!
271. andry08 ( 24/05/2007 15:52)
xxx:

ary avy nikoropaka tato ilay sipa dia mahony ny famaliana dinika ohatran'ny tsy nanao na inona na inona izy!tsy mba menatra ve?satria efa kobon'ny rehetra hoe iza io sipa io!



ratsy taiza
272. Fiffi ( 24/05/2007 19:49)
f'ita hoa eh ! :{:{:{:{
273. melody ( 24/05/2007 20:24)
za akia mbola tsy kobo hoe iza io sipa io a!
274. sympa ( 24/05/2007 23:54)
8-)
275. xxx ( 25/05/2007 04:40)
karinah:

efa nisy namana navadikiny namana hoatr'izany koa teto ka mba nampitandrina ny namany sasany tany @ hafatra izy! tsara be!!! ^:^[/quote="karinah"]MBA MISI ITANDREMANA ratsy izany sa tsara @nao??????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????,,,,8O
[quote="karinah"]Izaho tsy manana namana pidinika eto efa ho 1toana lasa izay, ka aza mif :o:o:o:evil:
"karinah":
efa dila ny ela sy ny ela oooooooh! déc 2006 ny fetra farany



276. Fiffi ( 25/05/2007 16:39)
277. dongadonga ( 26/05/2007 13:33)
278. Fiffi ( 26/05/2007 16:17)
dongadonga: humm....:-D:-D:-D:-D:-D:-D ary ndry ve vera ? sa aleondry kopy hiany ? :-D:-D:-D:-D
279. Fiffi ( 26/05/2007 20:38)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticone-msn-lis-un-livre.gif[/IMG]
280. xxx ( 26/05/2007 20:46)
lisitry ny namana ve io ry Fiffi sa boky volamena?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.275