Namana ve io ?...........

281. Fiffi ( 27/05/2007 16:35)
xxx: heu.....nisy zavatra voasoratra tao de....nojereko fa :-w:-w:-w :-D:-D:-D:-D nahazendana....
282. dongadonga ( 04/06/2007 22:18)
inona hono izao mahazendana anji ao eeeh:lol:
283. Fiffi ( 05/06/2007 05:32)
dongadonga: heu....:-$
284. melody ( 05/06/2007 17:41)
[quote] Mpandefa : dongadonga [ Valio ] 26-05-2007 15:33:27
Lohateny : Re : Namana ve io ?...........
285. miangalyandria ( 07/06/2007 03:00)
Fa iza izany olona izany ry Fiffi ? Tsy izaho aloha e hihihi !

Aza hitako hono ka misy xxx manaraka ao aorianako ao hihihi.
286. Fiffi ( 08/06/2007 05:28)
miangalyandria:

Fa iza izany olona izany ry Fiffi ? Tsy izaho aloha e hihihi !

Aza hitako hono ka misy xxx manaraka ao aorianako ao hihihi.
miangalyandria: heu....io nefa akia izy an ! nyy nahagaga anaha de namaly ny dinika nataoko izy de nanisy :* nefa vavy io an ! :-D:-D:-D bref......

le misy manarakaraka kosa aloha tena :evil: topio maso hiany sao sanatria.....:{:{:-D:-D


287. miangalyandria ( 09/06/2007 12:17)
Fiffi : Andraso indray averiko vakiana tsirairay daholo lay hafatra dia jereko tsara zay vehivavy misy :*.

Mahereza.
288. xxx ( 09/06/2007 12:39)
io ve dia tsy hainao hoe iza ilay sipa e?mora fantatra be satria tsy misy afatsy izy no nikoropaka be tato e!
289. Fiffi ( 09/06/2007 14:13)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/surpris-confus-923.gif[/IMG]
290. mim ( 09/06/2007 19:49)
hay v io lay sipa e!aza mba mianjera @ io iany zany lé!
291. miangalyandria ( 10/06/2007 03:09)
kiiiiiiiiiiiiiiiiiii
292. Fiffi ( 10/06/2007 06:38)
miangalyandria: heu....fa misy inona akia ? :-*:-*:-*
293. sympa ( 10/06/2007 18:09)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticone-msn-sueur.gif[/IMG] Tounde tera tremboka i miangalyandria marina namaky ilay izy [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/smiley_mechant_101.gif[/IMG]
294. Fiffi ( 10/06/2007 18:26)
aiza kosa akia ? :-D:-D:-D
295. miangalyandria ( 11/06/2007 17:19)
Fiffi : tena tsemboka mihitsy kosa fa tratry ny tsy nampoizina e ! Courage Fiffi a !:-*

Sympa : tena nataoko hoe toi anie lay izy e,:? laingako zany e :oops:

296. Fiffi ( 11/06/2007 19:17)
miangalyandria: indrisy akia an :(
297. Mitah ( 12/06/2007 16:17)
Mahereza Fiffi fa aza kivy a! Fantatry ny olona rehetra ny toetranao. Saonjo iray lohasaha, tsy hilaozan'izay hamarara.
298. Fiffi ( 12/06/2007 19:00)
miangalyandria , Mitah: misaotra akia an ! :):-*:-*:-*:-*:-*:-*
299. Fiffi ( 13/06/2007 19:19)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-offre-rose.gif[/IMG]
300. Fiffi ( 15/06/2007 05:05)
mim:

hay v io lay sipa e!aza mba mianjera @ io iany zany lé!
fa handosiro tahaka ny.....inn moa ? :-D:-D:-D


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7007