Namana ve io ?...........

221. xxx ( 14/05/2007 14:28)
zah ko mô nanao dia tsy hitanjy nefa dia novelesinjy t@ hummmm!:-D:-D
222. Fiffi ( 14/05/2007 15:26)
humm......zah ndrat tsy mamely kah ! zah ndray :) de ampy :)
223. Fiffi ( 14/05/2007 16:00)
mignone:
ary i fiffi kou dia hadalainy oul eto foana , manaova tezitra kely hoe :-P
heu...ka zah akia ...de hitondra inn nefa le fahatezerana avy eo ? :roll: adalan'zay mandrangitra anaha fotsiny akia zany fa zah tsy ho azony am-zany an ! ny ahy hoa :) de ampy ....:):):):):):):)


224. sympa ( 14/05/2007 23:57)
!kiss Fiffi :*:*:*:*:*:*:*
De aiza tezitra izany an :!: :-D de ampy :!:
225. Fiffi ( 15/05/2007 06:31)
xxx: hummm.....:):-*:-*:-*

sympa: :*:*:* zah akia tsy mora tezitra zany an ! ny ahy hoa de :) de ampy.....:)
226. mignone ( 15/05/2007 13:54)
ka zay manaova mody tezitra ka ! cinemà kely ...:-P andramo ngé aminy manaraka e :-*:-*
227. Fiffi ( 15/05/2007 13:58)
mignone: tahak'zao ve ? :evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil:
228. Fiffi ( 15/05/2007 13:59)
:-D:-D:-D:-D:-D
229. mignone ( 15/05/2007 14:05)
ié :-D
230. Fiffi ( 15/05/2007 14:10)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/M%E9chant/010105angry_2_1.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/M%E9chant/010105angry_hair.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/M%E9chant/010105angry_slap_3.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/M%E9chant/010105ooo_thats_bad_cut.gif[/IMG]
231. sasa ( 16/05/2007 05:57)
Fiffi ratsy tarehy be akia njy fa aza manao an'io :-*
232. sympa ( 16/05/2007 11:01)
Fiffi> =))=))=)) mpme be enao raha otry io enao raha tezitra marina ka :!: =))=))=)) To misintona volo mintsy kle :!: =))=)) mdrr ao marina :!: :-D:-D:-D:-D
233. Fiffi ( 16/05/2007 13:56)
sasa , sympa: heu.....ka tsy ahita anaha tahak'zao mintss nge nareo eh ! fa mba mody manao tezitra fotsiny ozy mignone koh ! :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
234. dongadonga ( 16/05/2007 23:13)
:-D
235. sympa ( 17/05/2007 00:56)
=))=))=)) ay vare eee :-D:-D Raha ny tena marina de tena tiako hita marina izany Fiffi meloka izany an :!: :°):°):°):°):°) Ndraso fa ataoko eto le web cam iny marina raha hitako lol :^):^):^):^)
236. Fiffi ( 17/05/2007 07:40)
sympa: alefaso aza ! :wink: ny ahy akia de :) de ampy foana an ! :) de toute façon , hitondra inn nefa raha tezitra de hanao endrika ratsy be tahak'zao ? harary am tsisy antony eo fotsiny koh !
237. mignone ( 17/05/2007 10:12)
kefa oe mody fa tsy tena izy fa fiffi kounkou :°)
238. Fiffi ( 17/05/2007 13:37)
ka na de natao hoe "mody" aza toa tsy nety le izy koh ! :-D:-D:-D
239. mignone ( 17/05/2007 14:36)
tsss dia ho adalainy oul foana toi zany ... hevitra ny ahy iny klou e ! :-P
240. Fiffi ( 17/05/2007 14:39)
andraso aza andramako indray.....(rehefa avieo):-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1603