Namana ve io ?...........

201. Fiffi ( 10/05/2007 21:29)
sympa:

Fiffi milay enao ka, k'aza atao otry laoka ro patsa io fa ataovy otry ny henakisao sy tsaramaso eee:!: na loaka izy matsiro tinao :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D;-);-);-);-);-)
!tourlou Fiffi :*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*
!calin Fiffi :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
!!love Fiffi (l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)
sympa: :-$ :-D:-D:-D:-*:-*:-*

:-*:-*:-*:-*:-*be daholo nareo rehetra NAMAKO !!!!!de :) de ampy !


202. dongadonga ( 10/05/2007 22:59)
karinah=vale :roll:tena tsy nampoiziko :b:b:b
203. sasa ( 11/05/2007 05:27)
dongadonga an! izany tokoa ve? :(:(:(:(
204. Fiffi ( 11/05/2007 06:22)
Stretch:
he he he ny ol toy zany ndray retsiny ty tsy hanetry tena hifona eo mintsy a !
ary mba ty a eto fa efa miketriketrika ndray aza izy hoe : tsy nahomby iny fa inn ndray re ny tetika e !
humm......raha tsy hifona zany ange ....heu...tsy hanao an'zany izy...ny fanekena nanaovana fahadisoana aza tsy vitany ka hifona am iza ?
(avy namaky ireo hafatra voaraiko zah io fa tena...tsy mampi-tonga saina.....) bref....ozy booboo hoe la vie est belle !


205. xxx ( 11/05/2007 08:03)
diamondra27, raha manaraka tsara ireo dinika sy fifamaliandresaka ao ambony ao ireo ianao de hahita fa karinah=vale, satria misy resaka tenenin'i karinah, dia misy mamaly dia lasa vale no mamaly,
206. Fiffi ( 11/05/2007 14:22)
zany hono an ! hummm.....:-w:-w:-w zah hono no mi-jouer la victime eh ! mahazendana.....bref.....
"xxx":
Fa heveriko fa mba olon-dehibe daholo ny ato ...
indrisy........
207. rapala ( 11/05/2007 23:02)
izao vao hita ity resaka ity, bon courage Fiffi,jesosy aza akia navadikiny apostoliny...mahereza ary mazotoa hatrany!:-*
208. Fiffi ( 12/05/2007 07:07)
rapala: misaotra akia an ! :):-*:-*:-*:-* marina ny andry.....
209. xxx ( 12/05/2007 12:19)
sipa mi déprime ilay olona angamba ka aza omena tsiny izy.....izy aloha dia mahay mangarombafa sy mahay atsy mahay aroa! no mpampiady olona fa mitandrema fotsiny amin'ny takoritsika hatao izany e!
210. sympa ( 12/05/2007 14:19)
:°)
211. sympa ( 12/05/2007 14:24)
:°)
212. xxx ( 13/05/2007 11:22)
ary fa maninona kay no vale=karinah hiany no mikoropaka be ato?nga nisy filazana pseudo tato?ao raha ka!:arrow::arrow::arrow:
213. Fiffi ( 13/05/2007 15:55)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
214. xxx ( 13/05/2007 18:12)
:arrow::arrow::arrow:
215. Fiffi ( 13/05/2007 18:18)
tsy nahay niafina indray xxx an ! toundé koboko avy hatrany satria niaraka teto mihintsy isika :-w:-w:-w:-w:arrow::arrow::arrow::arrow:
216. Fiffi ( 13/05/2007 18:19)
sady nendrasako teto mihintsy satria........:-w:-w:-w
217. xxx ( 13/05/2007 19:00)
:-w:-w:-w
218. Fiffi ( 13/05/2007 19:05)
hummm....de mbola io indray izy zao ! shhhhhhh mivoaha tao fa shhhhh ! aza mandreraka eh !
219. mignone ( 14/05/2007 13:11)
ary i fiffi kou dia hadalainy oul eto foana , manaova tezitra kely hoe :-P
220. xxx ( 14/05/2007 14:09)
nde za mba hanao xxx

:-P:-P:-P:-P:-P:-P:-P:-P:-P:-P:-P:-P:-P:-P

Fiffi> kobonji ve za ? andefaso hafatsa za ary la fantantsy nji:-D:-D:-D

Elaka ô !!!

tsy fantantsy nji akory ô

:-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4411