Namana ve io ?...........

141. rakaroka ( 05/05/2007 21:12)
karinah:


nisy namana nanao anizany hoà fa tsy izaho,:o8-)8-)8-)


Anefa sendra namaky ny momba anao aho dia nijery ny blaogy vale.com dia toa nisy nanao hoe : "tsy mety kosa aloha ny nataonao an'i Fiffi!":?::roll:
Io moa tsy misy komisera eto fa coo-mistery no misy:
hafahafa:-w:-w:-w: fifanindrin-javatra kosa angamba. De toute façon resaka sy tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny io tahaka anao mihomehy etsy ambony no mba hiresahako eto koa!:-D:-D:-D:-D:-D:-P





142. sitlo ( 05/05/2007 21:53)
Revenay foana ny akama manokana :-* :*:-*:-*(l)
143. karinah ( 05/05/2007 22:10)
RAKAROKA> aiza ny halalako zay fan manokana an'i Fiffi any8O, nanao in azy aho honooooooooo:?::twisted:
144. karinah ( 05/05/2007 22:13)
rakaroka:

karinah:


nisy namana nanao anizany hoà fa tsy izaho,:o8-)8-)8-)


Anefa sendra namaky ny momba anao aho dia nijery ny blaogy vale.com dia toa nisy nanao hoe : "tsy mety kosa aloha ny nataonao an'i Fiffi!":?::roll:
Io moa tsy misy komisera eto fa coo-mistery no misy:
hafahafa:-w:-w:-w: fifanindrin-javatra kosa angamba. De toute façon resaka sy tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny io tahaka anao mihomehy etsy ambony no mba hiresahako eto koa!:-D:-D:-D:-D:-D:-P






zay hataonareo any tsy rarahako, na comisera na ataovy ny atao de aza mifanarakaraka:evil:


145. karinah ( 05/05/2007 22:21)
iza hono ilay ol nanoratra nametraka ps angaha:?: tsy mba zvt hafa ny atao manahirana anareo:evil:
146. xxx ( 05/05/2007 22:45)
diamondra27:

xxx:

miala any, miala any e! mpiatsaravelatsihy, fangoloka, menarana, tsy mena mivadika :evil:



inona no porofo

za tsy mino raha tsy mahita ankoatran'ny finoana an'i Jesosy


aza manono-poana ny anaran'Andriamanitra:!:


147. rakaroka ( 06/05/2007 07:12)
karinah:

iza hono ilay ol nanoratra nametraka ps angaha:?: tsy mba zvt hafa ny atao manahirana anareo:evil:



De toute façon tsy ho @ izao kosa angamba ny nanaovan'ny tompony itony "site" itony! Fa ny zava-manahirana ny tsi1/1 kosa dia manana "droit" hiresaka lé olona: tsy tapenam-bava rehefa manaja ny fepetra rehetra tsy manohintohina ny hafa! Ny resaka noresahiko, dia simple logiquen'izay niseho teto ihany! tsy atao mampisendaotra angamba izany tant que ny efa nisy ihany no naverina!
148. karinah ( 06/05/2007 10:20)
:roll::roll::roll:mmmmmhhhhh...!
149. sitlo ( 06/05/2007 13:49)
:-D:-D Aiza ary i Rush hiteny hoe "tena nul ity dinika ity".
150. xxx ( 06/05/2007 14:50)
Fa heveriko fa mba olon-dehibe daholo ny ato ...
manomboka mivaralila ... tantaran'i bozylove , dia izao indray misy karazany hafa

ajanony any ry reto izany a, sady manome vahana ny jugement n'ny vehivavy hoe be fosafosa sy ratsy toetra anie , toa vehivavy foana mantsy no be zistoara eto
151. diamondra27 ( 06/05/2007 18:37)
xxx:

diamondra27:

xxx:

miala any, miala any e! mpiatsaravelatsihy, fangoloka, menarana, tsy mena mivadika :evil:



inona no porofo

za tsy mino raha tsy mahita ankoatran'ny finoana an'i Jesosy


aza manono-poana ny anaran'Andriamanitra:!:






___________________________________________


aiza no manono-poana ny anaran'Atra @izany?
Sa enao no tsy mahazo dinika?
averiko indray ankoatra ny finoako an'I Jesosy izay inoako satria tsy hitako maso Izy dia tsy misy zavatra inoako raha tsy hitan'ny masoko na inona na inona lazain'olona.
Mazava v?:idea::idea::idea::idea::idea:
152. Zina ( 06/05/2007 21:36)
diams:wink:
153. xxx ( 06/05/2007 23:01)
[quote=sitlo]
:-D:-D Aiza ary i Rush hiteny hoe "tena nul ity dinika ity".


eny tokoa wà =))=))=))
154. rush ( 07/05/2007 06:45)
xxx
[quote=sitlo:


:-D:-D Aiza ary i Rush hiteny hoe "tena nul ity dinika ity".


eny tokoa wà =))=))=))
dinbika débile!zavatra efa fantatra foana fa tsy maintsy misy ny mpamadika e!


155. rush ( 07/05/2007 06:47)
dia aninona nefa xxx e!rehefa lany koa ny encre ry sitlo dia marenina a!
156. xxx ( 07/05/2007 07:07)
karinah:
Izaho tsy manana namana pidinika eto efa ho 1toana lasa izay, ka aza mif:x:x:x:evil:
mampalaelo be raha izany!nga hono i fiffi tsy namanao?fasaly?aino?ary ilay atsy ambadika hoe faly be fa vao nahazo namana vao2?ao @ dinika inona no mahafaly anaro androany?
"vale":
zah faly be androany fa nahazo namana vaovao
dia sahy milaza ianao hoe tsy manana namana mpidinika eto efa ho 1 taona?huhuhuhuhuhu!

hay ve fiffi tsy namanao eeeeeeeee!mahazendana!


157. sitlo ( 07/05/2007 07:48)
:-D Efa koboko mihitsy i rush hoe hiteny an'izay. :-D
158. sakaizakely ( 07/05/2007 07:49)
za zany elabe tsy nahita an'i Fiffi de :?
:-*:-*:-*:-*
159. mignone ( 07/05/2007 07:52)
iny eny fiffi e !:-D:-D
160. sitlo ( 07/05/2007 07:56)
sakaizakely> Euh... za ndray atao Fiffi eh :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1861