Namana ve io ?...........

81. salmo1 ( 03/05/2007 21:46)
diamondra27

Eny angamba, raha tsy diso aho:-D:-D




82. Stretch ( 03/05/2007 21:56)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img255.imageshack.us/img255/750/gitgjfr0cb7jf6.gif[/IMG][/URL]

vita vita vita e !
efa viktoara retsy e !
83. salmo1 ( 03/05/2007 22:45)
diamondra27:
misy izany vhv manao ps lhl de ny lhl manao ps vhv de mandefa hafatra

:lol:=))
ie tena misy io, sady mitondra sary hafa, mody hataony sary mitovy sy miloko marron, de ôtrany oe: izy ery ilay sary, knefa lay sariny fantatro tsara fa olo-malaza tsy de fantatriny olona.
:-D:-D

Misy efa tena lasa gaigy mintsy ato.
84. ikaretsaka ( 04/05/2007 03:09)
hoy isika ary @ resaka ary hoe..sakaiza manody..
85. dongadonga ( 04/05/2007 05:52)
marina tsy misy anampiana tsy misy analana ny resaka nolazainareo rehetra teo ,fa raha mamaky izao resaka izao ao ambadika ao izy ,de mba tokony hiditra eto mba hifona na miresaka @ fiffi mitokana any ambadika any mba hifamela
mahereza aza kivy fa tohizo foana ny toetra tsara azo hitarafana anananao :-D:-D:-D:-D:-D:*:*:*:*:*:*:*:*:*
86. Fiffi ( 04/05/2007 06:15)
-Tsy misy zany hoe "hasard" zany ry zareo fa raha namaky ny "Top Chrétien" nivoaka zao vao maraina zao zah de zao no voalaza tao :

"Jésus lui dit : Mon ami… ". Matthieu 26.50

Lorsque vous priez pour demander à Dieu de vous donner de la patience, comment agit-il ? Sort-il une baguette magique ? Ou bien, place-t-il quelqu'un sur votre route pour mettre votre patience à l'épreuve ? Pouvez-vous apprendre la persévérance sans les obstacles ? Comment apprendrez-vous à pardonner sans connaître premièrement la trahison ?

En acceptant ce principe de croissance, votre vision va changer et vous serez bien plus en paix. Lorsque vous verrez un "Judas" s'approcher de vous pour vous embrasser, alors tout comme Jésus vous pourrez lui dire sans aucune amertume : "mon ami".

Une prière pour aujourd'hui

Seigneur, aide-moi à accepter "les amis" que tu vas mettre sur ma route. Que je puisse réaliser qu'ils sont là pour m'aider à grandir et à accomplir ma destinée. Que l'amertume ne me ronge pas lorsque je serai trahi mais que je puisse voir le plan béni que tu as pour moi. Amen.



87. Fiffi ( 04/05/2007 06:19)
"ny voasoratra":
Lorsque vous verrez un "Judas" s'approcher de vous pour vous embrasser, alors tout comme Jésus vous pourrez lui dire sans aucune amertume : "mon ami".
^:^^:^^:^^:^^:^
88. rakaroka ( 04/05/2007 06:28)
Io ilay nanokafako "size" hoe vavaka ho @ tsy fankahalana ...satria "Henjana ihany ny iharan'ilay izy wà indraindray... dia hoy indry hoe:
"Sambatra zay olona tsy mitazona halahelo.....au contraire tokony hampisoana ny nanao fahadisiana hoe tsy mitazona halahelo ny tena mba hampiheritreritra azy mafy ary hitandremany ny tenany sy ny zavatra hataony am manaraka.....(tsy hoe hanomezana sy hihainany am remord akory fa mba hahatonga saina azy ka hitandrina ary tena hifidy ny namany raha mbola misy ny azo hatokisana......(pas evident)

Ary izay koa no mahatonga ny resako mifantoka @ "ajustement'ny fotondra-tenan'ny kristiana, tsy hoe "lafatra" aho miteny fa maharikoriko ny tahaka itony: "Aiza ve" miresaka ity olona manenijka an'i Fiffi toa "evanjelistra" izany ny resany ato, anefa ny toetrany dia "devoly misy rambo sy tandroka tsotra izao":evil::evil:. Mba tokony hieritreritra ihany:roll::roll::roll::roll::roll::wink:

89. Fiffi ( 04/05/2007 06:31)
rakaroka: ka tsy maintsy misy foana akia ny olona manao an'zany an ! asa re fa maninona loatra ? ny zavatra tsara atao ho azy angamba de hivavahana izy mba hiova.....saingy..........
90. xxx ( 04/05/2007 06:35)
tsy misy miafina izay tsy ho hita hono ary tsy misy takona izay tsy hiseho, efa manomboka fantatro izao ilay olona(asa aloha raha ilay eritreretiko an fa dia mino aho fa tsy diso ny eritreritro)fa dia ialàna lavitra ohatry ny afo mandifotr'olona ny mifandray aminy, izay aloha ny ahy fa ny hafa no tsy haiko e!
Eto aho dia mieritreritra hoe mety misy olonkafa koa ataony any ambadika any fa tsy fiffi irery fa courage daholo ry zareo a, indrindra fa i fiffi :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
91. Fiffi ( 04/05/2007 06:37)
xxx: misoatra anao :):-*:-*:-*
92. mamzelkely ( 04/05/2007 07:08)
:? mbola vetivety kely za no ts teto de efa lava beuu sahday :-D:-D

za ko ande mba hanao enkety kely hoe iza lôtra zany fa ts sahy nandefa hafatra aty amiko manko sa t sfa tany we za naman'i fiffi :roll: mahagaga zany :roll:
93. Fiffi ( 04/05/2007 07:19)
mamz: zah akia de tena tsy tonga saina mintss hatram-zao an ! ny zavatra mba tiako fantarina fotsiny de zao : nahoana ? fa inona ny zavatra tsy nety nataoko no natao an'zao zah ?

Ny zavatra tena mampalahelo anaha de zao: efa samy mba olondehibe hiany akia de maninn no manao an'zao ? dans quel but ? beaucoup de questions sans réponses hatram-zao.......
94. tslem ( 04/05/2007 07:24)
fiffi >>> angamba akia ireny ilay olona efa nateraka hialona sy tsy hanao afatsy izay ratsy fotsiny a! nefa aza kivy fa ho tsarain'ny karatra eny ihany, tsara ho azy ny tsy nalatsakin'ny reniny tety an-tany.
95. mamzelkely ( 04/05/2007 08:27)
mhhhhhhhhhhh ôtrany azoko atsaina le izy tena mahagaga toko akia ry fiffi hoe pkoi, olona miresaka amiko ko izy fa tato ato izy ts de niresaka firy tsony

fa maninn marina aza nisy ratsy nifanaovana angah sa aôna tokony mba omen'ilay olona explication ftsn i fiffi we inn n antony

mampalahelo le izy :( c bien dommage :( enga anie mba ho diso le eritreritro :(
96. xxx ( 04/05/2007 08:44)
ka izao : i fiffi mantsy diso tsotra loatra d b ny mpnararaotra ka ataovy soa lavo hahay hamindra akia, soa kenda hahay hitsako a, tsy miteny aho akory oe lavo fiffi fa mba limité-na ilay fahatsorana am manaraka. Hosena akia vao mamerovero ah :wink: tsy maintsy manao xxx ah fa sao misy olokafa ndray tsy mahazo resaka.:-*:-*:-* efa kely sisa d tsy maintsy hitranga eto io oul io .
97. ganafolaka ( 04/05/2007 09:05)
Fiffi:

fijo:
defa hay izany hoe misy "namana" manao io toetra io,ka dia efa miomana izay handefasany hafatra
heu....ka sur ange akia fa efa namaky an'ity dinika ity izy eh ! sady sur zah fa tsy satry mamaky izy ao ambadika ao....satria hitako namaly dinika bdb sauf teto ! ka miheritreritra ve ndry fa mbola ho tohizany io nefa efa misy fampitandremana be zao ? bref...efa namerina izy de efa nolazaina de zao vao maika ni-s'aggrave ka inn no sy ho vitany ndray ? :-w:-w:-w:-w:-w






Salut Fiffi > tonga de sakano fotsiny zao tsy andefa mess intsony. Omeo avertissement, rah mbola manao @ manaraka na miova solon'anarana aza tonga de avoay eto @ takelaka eto dolydoly ny messages alefany ho hitan'ny mpisera:cry:
98. tslem ( 04/05/2007 09:12)
mamz:
fa maninn marina aza nisy ratsy nifanaovana angah sa aôna tokony mba omen'ilay olona explication ftsn i fiffi we inn n antony

marina mitsy zany, ary izy koa anie tokony mba mivoaka eto mba mifona e; NY HELOKA HIBABOHANA HONO MODY RARINY ! maninona zao ra mba manetry tena kely , tsy mahafaty izany.
99. Vahinala ( 04/05/2007 09:18)
Fiffi > Zao no hafatro ho andry an :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
100. Stretch ( 04/05/2007 09:19)
he he he ny ol toy zany ndray retsiny ty tsy hanetry tena hifona eo mintsy a !
ary mba ty a eto fa efa miketriketrika ndray aza izy hoe : tsy nahomby iny fa inn ndray re ny tetika e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5557