Namana ve io ?...........

101. dongadonga ( 04/05/2007 10:01)
ka izy mbola mihainohaino ao ambadika ao angambany kou:lol:
102. xxx ( 04/05/2007 10:11)
za nahazo hafatra avy @ io sipa io d tsy nanaiky ny fanaratsiana ny olona nataony d izao mifamaly @ zao erakin'ny dinika izao!sady efa navoaka koa ny pseudo-ko niditra xxx nefa izy manao olona sale gueule!:evil::evil::evil:
103. kelly13 ( 04/05/2007 10:47)
lasa d lasa ny saiko oe fa iza ary zany oul zany? d tena le oul lazain'i xxx io v? tsara asina ampamôka ka, marina e!

104. mamzelkely ( 04/05/2007 11:02)
aleo amizao ry reto aa ataoko angamba fa efa fatatry ny olona le izy sady efa mahatsapa tena izy fa ts isika ko no ande hanambany fisainana mitovy azy

ny angatahako am le olona ftsn de izao: azavao am fiffi na ataovy eto manaova xxx ny antony nanaovany an zao ary tena deçue tanteraka za ra tena izy marina io fa ts nampoiziko we hanao anzany njy :(
105. Fiffi ( 04/05/2007 11:14)
mamz: tsara ny hevitr'ndry....manantena mafy koh zah hoe hiantso anaha izy na andefa hafatra na mail satria hananany daholo ireo....

Manomé azy ma parole zah fa tsy hilaza na inn na inn eto depuis le début d'ailleurs , tsy mamoaka ps zah...(ny momba azy io an !) fa kosa qu'elle se manifeste na de kely fotsiny aza raha tena namana izy.....tahaka ny nandraisako azy.....

Tsy mila fifonana zah , tsy mila fangataham-pamelana fa juste hoe "inona ny zavatra nataoko azy nahatonga azy nanao an'zao ....heu.....raha nisy na nanao hadisoana manko zah de mba ahazahoako mitandrina am manaraka tsy anao an'zany intsony !
106. Vahinala ( 04/05/2007 12:36)
Izay mintsy ny mety, izy anie zao eo ampamakiana zao resaka zao mety mba menatra ihany e sa d sanatria ve tokoa mbola misaina zavatra ratsy hafa ihany.
107. tywa68 ( 04/05/2007 12:39)
kelly13 : tena ilay eritreretinao iny mihitsy sa :-D:-D ahhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhh (zà koa mitsoaka) !
108. kelly13 ( 04/05/2007 12:41)
tywa68>:-D:-D
109. sitlo ( 04/05/2007 12:47)
ary ny olona misaina angamba tsy sahin'ilay izy andefasana hafatra eh :-D:°):wink:
110. xxx ( 04/05/2007 12:53)
dain kle !

za zany ataon'i sitla hoe tsy misaina satria nandefasany ilay hafatra ve ?

nefa nowainevako izy tamin'izay de tsy sahy namerina intsony sady tsy norarahiko akory taty afara na nanoratsoratra taty amiko ara

za ranga misaina a ! :-P nen'i sitla
111. tywa68 ( 04/05/2007 12:53)
sitlo :-D:-D
112. kelly13 ( 04/05/2007 14:00)
sitlo nahazo afatra tany 8)
113. dailynews ( 04/05/2007 14:06)
tsy haiko aloha fa izaho mahita fa olomendrika tokoa fiffii\ ary tsy mbola nahita an i fiffi nanao zavatra hafahafa teto aho fa manampy foana no ataony. bon courage. misy foana ny olona hafahafa eny rehetra eny.
114. Fiffi ( 04/05/2007 14:10)
dailynews: misaotra akia an ! :):-*:-*:-* fa aleo zay manao an'zany ..izy hiany no harary am tsisy antony....
115. tamberina ( 04/05/2007 14:47)
inona ary tony viavy manaratsy namana tony?fialonana sy mpamadika tony ka!dia hiverina t@ andron'i adama sy eva ve @ zao andro mazava be zao?:evil::evil::evil:
116. salmo1 ( 04/05/2007 14:55)
Tokony mba jenareo anie lay dinika napetraky Fiffi tany @ Fivavahana sy finoana e.

Avy eo izy ndray no mody fanina tssssssss:-D
;-)
117. Fiffi ( 04/05/2007 15:37)
tamberina: ka atao ahoana fa mampalahelo be le toe-tsaina akia an ! bref....enganié ka tsy hitohy fotsiny zao !:)
118. karinah ( 04/05/2007 17:18)
Tara dinika zah, tara dinika, mmmmhhhh...!
Fiffi> fa iza izany olona izany mba hisy hitandremana:?: sao tkoa ka hamono hafaty raha hifanenana:o? virtoaly aza he izany ataony 8O,(azafady aloha ry zareo fa somary tsy salama kely zah, ka izao vao afaka namaky dinika sasan-tsasany aloha!)
Ny ahy de izao, tapaho ny fifandraisana @, de Basta:!: enao ny hahazo aretina @ zavatra tsy nataonao eo akory:!: fa mba tiko fantatra ihany izany oul izany a! tahaka anay vendrana be itony izao toa ho mora voafandrikan'izany oul izany! tena marina an!!
efa nisy namana navadikiny namana hoatr'izany koa teto ka mba nampitandrina ny namany sasany tany @ hafatra izy! tsara be!!! ^:^
maztoa daholo, fa zaho aloha de aleko ny hvt ny hapediana, fa ny kinamanamana de efa nahafay anahy an!:?, kifosafosa ftsn ny betsaka, fiainana mila fimemehezana, cool, fiainana madalo ty pfffffff!
maztoa dol minamana :lol::-P:wink:
119. karinah ( 04/05/2007 17:32)
Fiffi:

rakaroka: ka tsy maintsy misy foana akia ny olona manao an'zany an ! asa re fa maninona loatra ? ny zavatra tsara atao ho azy angamba de hivavahana izy mba hiova.....saingy..........
Hoento am-bavaka ny toetra ratsiny , mapalahelo be izany manenjikendrika olona izany!:evil:hhhhhhhh...!


120. xxx ( 04/05/2007 18:00)
iny ilay sipa fa nivoaka!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6012