Namana ve io ?...........

121. xxx ( 04/05/2007 18:58)
miala any, miala any e! mpiatsaravelatsihy, fangoloka, menarana, tsy mena mivadika :evil:
122. xxx ( 04/05/2007 19:12)
xxx> qui s'excuse s'accuse!8O8O8O:evil:
123. xxx ( 04/05/2007 20:04)
hoy i karinah hoe ...... efa nisy namana navadikiny namana hoatr'izany koa teto ka mba nampitandrina ny namany sasany tany @ hafatra izy! tsara be!!!
..... lol izany annnn ary kay tonga ihany ianao rehefa nirahina ho avy mmmhhh tonga soa aloha e!, hitako tany ho any mantsy i xxx koa niteny hoe misy resaka miandry valiny any ho any, ka tsara safidy ianao ramatoa!!!naneho ny hevitrao!
124. xxx ( 04/05/2007 20:44)
Tara dinika zah, tara dinika, mmmmhhhh...!
:-w:-w nefa teto foana!
iza izany olona izany mba hisy hitandremana sao tkoa ka hamono hafaty raha hifanenana
tena mahafaty mitss!
(azafady aloha ry zareo fa somary tsy salama kely zah, ka izao vao afaka namaky dinika
fa maninona no manao azafady?
enao ny hahazo aretina @ zavatra tsy nataonao eo akory
an an an! nisy nahazo aretina mintss t@ ity dinika ity!
tahaka anay vendrana be itony izao toa ho mora voafandrikan'izany oul izany! tena marina an!!
misy olona tena mahay manadio tena ka!
efa nisy namana navadikiny namana hoatr'izany koa teto ka mba nampitandrina ny namany sasany tany @ hafatra izy! tsara be!!!
iza ilay nampitandrina ny namana hoe tandremo fa i Fiffi tahak'izao sy izao sns?
, fa ny kinamanamana de efa nahafay anahy an!, kifosafosa ftsn ny betsaka
:-w:-w:-w:-w:-w:-w

conclusion: ny marina , marina hiany! ny marina tsy maintsy mivoaka na ho ela na ho aingana!
125. xxx ( 04/05/2007 20:51)
karinah:
efa nisy namana navadikiny namana hoatr'izany koa teto ka mba nampitandrina ny namany sasany tany @ hafatra izy! tsara be!!! ^:^
tena nisy nitonontena hiany! ireny izany ireo hafatra azon'ny namana voalaza eto? tena tsara be @ nao ve izany?


126. sitlo ( 04/05/2007 20:52)
Iza koa ary io manaraka an'i karinah na aiza na aiza io. Maninona izao raha andefasana hafatra izy?

Tia hifidy ny lohany nefa matahotra ny masony. Izany dia anaovana xxx. 8)
127. Zina ( 04/05/2007 21:32)
Fiffi a,
ny ratsy tsy kely lalana, ary ny tsy pitia dia betsaka, no sady juste viritoaly anie aky ity a, izay mahasosoa ny fiainan-njy aky atao a...:-*
128. diamondra27 ( 04/05/2007 21:42)
ahatsiarovako ilay kilalaonay fahiny ty arakaraka ity


aiza ny lalàna ô ,

aty ô!

:-D:-D:-D:-D
129. karinah ( 04/05/2007 23:08)
xxx:

hoy i karinah hoe ...... efa nisy namana navadikiny namana hoatr'izany koa teto ka mba nampitandrina ny namany sasany tany @ hafatra izy! tsara be!!!
..... lol izany annnn ary kay tonga ihany ianao rehefa nirahina ho avy mmmhhh tonga soa aloha e!, hitako tany ho any mantsy i xxx koa niteny hoe misy resaka miandry valiny any ho any, ka tsara safidy ianao ramatoa!!!naneho ny hevitrao!
8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O


130. karinah ( 04/05/2007 23:09)
xxx:

karinah:
efa nisy namana navadikiny namana hoatr'izany koa teto ka mba nampitandrina ny namany sasany tany @ hafatra izy! tsara be!!! ^:^
tena nisy nitonontena hiany! ireny izany ireo hafatra azon'ny namana voalaza eto? tena tsara be @ nao ve izany?



MBA MISI ITANDREMANA:!: ratsy izany sa tsara @nao??????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????,,,,


131. karinah ( 04/05/2007 23:16)
xxx:

Tara dinika zah, tara dinika, mmmmhhhh...!
:-w:-w nefa teto foana!
iza izany olona izany mba hisy hitandremana sao tkoa ka hamono hafaty raha hifanenana
tena mahafaty mitss!
(azafady aloha ry zareo fa somary tsy salama kely zah, ka izao vao afaka namaky dinika
fa maninona no manao azafady?
enao ny hahazo aretina @ zavatra tsy nataonao eo akory
an an an! nisy nahazo aretina mintss t@ ity dinika ity!
tahaka anay vendrana be itony izao toa ho mora voafandrikan'izany oul izany! tena marina an!!
misy olona tena mahay manadio tena ka!
efa nisy namana navadikiny namana hoatr'izany koa teto ka mba nampitandrina ny namany sasany tany @ hafatra izy! tsara be!!!
iza ilay nampitandrina ny namana hoe tandremo fa i Fiffi tahak'izao sy izao sns?
, fa ny kinamanamana de efa nahafay anahy an!, kifosafosa ftsn ny betsaka
:-w:-w:-w:-w:-w:-w

conclusion: ny marina , marina hiany! ny marina tsy maintsy mivoaka na ho ela na ho aingana!
mapalahelo enao ry xxx :evil: tandremo fiffi @ IN :?: :evil:mdrrrrrr...mba matahora tody ! mdrrrrrrr:evil:



132. karinah ( 04/05/2007 23:18)
Izaho tsy manana namana pidinika eto efa ho 1toana lasa izay, ka aza mif:x:x:x:evil:
133. karinah ( 04/05/2007 23:44)
xxx:

miala any, miala any e! mpiatsaravelatsihy, fangoloka, menarana, tsy mena mivadika :evil:
mba matahora tody ry panendriked:arrow::evil::evil::evil::evil:


134. xxx ( 04/05/2007 23:54)
ny tody anie tsy misy fa ny hatao hono no miverina koh!:D
135. karinah ( 05/05/2007 00:19)
xxx:

ny tody anie tsy misy fa ny hatao hono no miverina koh!:D
:{:{:{ ke dieu vous pardonne!:arrow:^:^


136. Fiffi ( 05/05/2007 05:31)
(tsy ho hita kely fa de bon week daholo de :-*:-*:-*:-*:-*)
137. tisera ( 05/05/2007 08:39)
bon courage akia fiffi ! dia ho tafian'Andriamitra hery sy tanjaka hatrany indrindra ara-tsaina fa ny saonjo iray lohasaha hono tsy ilaozan'izay mamarara , ka aza atao mankarary fo loatra izay haratsiam-panahin'ny adala fa raha iray no tsy tia mitotoa hono koba hatavy é! fa izaho akia anisan'ny mankafy ny dinika sy ny toro-hevitr'indry etsy sy eroa a! moa raha hevitra no tsy itovizana tsy tokony hiafina sy hankahala fa aleo atao imasoimaso fa bon week end é ilay teny tao !@ top chretien nolazain-dry io ihany tazomina é!:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
138. diamondra27 ( 05/05/2007 12:46)
xxx:

miala any, miala any e! mpiatsaravelatsihy, fangoloka, menarana, tsy mena mivadika :evil:



inona no porofo

za tsy mino raha tsy mahita ankoatran'ny finoana an'i Jesosy

139. diamondra27 ( 05/05/2007 12:49)
toa samy mifampanontany tena eto doly izy zany fa le olona zany tsy hay akory ...

Sa mody fanina?...


Ny olona hono refa be resaka loatra de lasa lainga ny iafarany.

De ajanony any @izay le resaka ki-fosafosa fa resak'alika indray atao.
140. karinah ( 05/05/2007 19:15)
xxx:

karinah:
efa nisy namana navadikiny namana hoatr'izany koa teto ka mba nampitandrina ny namany sasany tany @ hafatra izy! tsara be!!! ^:^
tena nisy nitonontena hiany! ireny izany ireo hafatra azon'ny namana voalaza eto? tena tsara be @ nao ve izany?



nisy namana nanao anizany hoà fa tsy izaho,:o8-)8-)8-)


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4752