Namana ve io ?...........

181. mamzelkely ( 08/05/2007 11:28)
mahita n zvt soratan xxx za d emahatsiaro le tam mbola kely le fenoina erak ny rindrina we

xxx=yyy
aaa=bbb

:-D:-D de tezitra mafy ery refa sendra an le olona ts tina:? :-D:-D
182. rush ( 08/05/2007 11:51)
xxx:
rush = fiffi :-D
misy olona dia efa mivadikondana mihintsy e!izaho dia rush ary rush hatrany!tsy misy hidirako @ fiffi mihintsy!na dia fantatro aza izy!
mamzelikely>>>>>tsy hita fa nilaozan'ny fahalebiazana ny olona dia niverina t@ fahazazana e!tsy atao mahagaga io!indrisy e!


183. sitlo ( 08/05/2007 12:07)
xxx:

rush = fiffi:-D


xxx=sitlo

rafify=sitlo


misy olona dia efa mivadikondana mihintsy e!izaho dia silo ary sitlo hatrany!tsy misy hidirako @ sitlo mihintsy!na dia fantatro aza izy!
mamzelikely>>>>>tsy hita fa nilaozan'ny fahalebiazana ny olona dia niverina t@ fahazazana e!tsy atao mahagaga io!indrisy e!

:-D, io wa arakaraky ny hitenenanareo ian=ian no tsy hinoan'ny olona an'ny xxx intsony. :miam:
184. kelly13 ( 08/05/2007 18:12)
mitsako tsy misy baina
185. dongadonga ( 09/05/2007 08:56)
de ahoana koa ny manaraka eeeehhh:lol:
186. diamondra27 ( 09/05/2007 09:33)
vale:

:^):^):^):^):^):^)koa rah tsy ty koa zay hitamaso ihany no vérité koh! angah ny ol retra midinika eto de hoe "mpinamana dol":?: angah any ambadika any tsy azo hananana namana:^):^):^):^):arrow::twisted:^:^:b:b:b:bo^oo^oo^o 8)8)8):twisted:



:D

ny marina tsy maintsy miseho foana akia a!
raha tsy manao ratsy de zay no zavadebe
avelao ze hiteny any hiteny we namako sa tsy namako fa samy manao ze mahafaly ny fony e!
la vie est belle


187. xxx ( 09/05/2007 15:25)
Fa Karinah iany nga no vale? enfin ts d idirako lalina loatra ilay resaka fa entre Fiffi et tsy haiko, fa temoignage kely fts, za naman'i Fiffi, efa nifampiresaka antelefona taminy fa tsy hitako mintsy izay hoe toetra ratsiny alo e! tsy fisolelafana na fanindrahindrana be fahatany, fa io no zavatra tsapako de io no teneniko... Dia ny tiko tenenina anle olona na iza izy na iza, mbola manana fotoana iovana fa mbola lava ny fiainana, ny tarehy ratsy hono no tsy azo ovaina, nefa moa ny teknolojia aza efa mandroso be, dia lasa afaka ovaina mbakan'ny tarehy ratsy amzao fotoana izao, ary ny toetra ratsy azo ovaina tsara mintsy, ka miovà, aza manao anzany tsony, fa raha olona mbola tokony hanantaranaka enao, de toetra ratsy otranzany ve no homenao ny taranakao? tsy mety fa miovà!
188. sahol ( 09/05/2007 20:19)
bsr fiffi
nomeko a,ao doly biznourk d bà beeeeeeeeeee
fiffi d namako tiko beeeeeeeeee konyy mô fiffi ô? teztra beeeeeeee aùy zé ratsy fanaha amy fiffi za
189. sympa ( 09/05/2007 22:10)
Za moa tsisy zvtr anampiko ntsony moa eo fa efa voalaza etsy ambony doly ny fampaherezana ka ny tiko ambara fotsiny dia izao: "ZALOZY sa FIALONANA" ilay izy :!: aokare ny zvtr tany @ fahazazana sy ny tany @ fiaraha-monina nareo tany ry "mpanaratsy" mba aoka hijanona any fa manjary ny mpinamana rehetra injay no samy misavoritaka eto @ mfoum:!::-w ny valala tsy indroa mandry eo ambavahady eeee:!::? ka aoka mba hatsapa tena ny tsy anao izany ntsony:!:8-)8-)8-)8-)

190. sympa ( 09/05/2007 22:21)
Fiffi milay enao ka, k'aza atao otry laoka ro patsa io fa ataovy otry ny henakisao sy tsaramaso eee:!: na loaka izy matsiro tinao :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D;-);-);-);-);-)
!tourlou Fiffi :*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*
!calin Fiffi :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
!!love Fiffi (l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)
191. sasa ( 10/05/2007 06:02)
za tena tra train mintsy
courage Fiffi fa ny mpanenjika any aorinanao foana :-*:-*:-*
192. dongadonga ( 10/05/2007 10:06)
:{:{marina zany ka ,rehefa reraka izy mijanona eny ihany
193. sympa ( 10/05/2007 12:26)
ataovy toa izao fotsiny eeeeeeeeeee :-@:-@ ampidiroko boka anila de abokako boka anila :!::!: ^:^ :!: ^:^ :!: ^:^ :!:
194. xxx ( 10/05/2007 17:27)
karinah:
efa dila ny ela sy ny ela oooooooh! déc 2006 ny fetra farany ^:^:lol:8)
dia rehefa dila ny ela déc 2006 dia atao inona ireo namana taloha?izaho manko anisan'ny nahazo hafatra momba an'ity resaka ity!


195. ftma ( 10/05/2007 17:39)
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=102
196. ftma ( 10/05/2007 17:52)
ito koa http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=2485
arahana tsiky dia ampy :D
197. xxx ( 10/05/2007 18:03)
ftma:
arahana tsiky dia ampy :D
ka ilay izy misy olona mikoropaka be ko!


198. diamondra27 ( 10/05/2007 18:58)
xxx:

Fa Karinah iany nga no vale? enfin ts d idirako lalina loatra ilay resaka fa entre Fiffi et tsy haiko, fa temoignage kely fts, za naman'i Fiffi, efa nifampiresaka antelefona taminy fa tsy hitako mintsy izay hoe toetra ratsiny alo e! tsy fisolelafana na fanindrahindrana be fahatany, fa io no zavatra tsapako de io no teneniko... Dia ny tiko tenenina anle olona na iza izy na iza, mbola manana fotoana iovana fa mbola lava ny fiainana, ny tarehy ratsy hono no tsy azo ovaina, nefa moa ny teknolojia aza efa mandroso be, dia lasa afaka ovaina mbakan'ny tarehy ratsy amzao fotoana izao, ary ny toetra ratsy azo ovaina tsara mintsy, ka miovà, aza manao anzany tsony, fa raha olona mbola tokony hanantaranaka enao, de toetra ratsy otranzany ve no homenao ny taranakao? tsy mety fa miovà!


marina ny anao na iza izy na iza @ le torohevitra
fa ahoana no nahatonga anao ametraka kestion we karinah ihany ve no vale?







199. Angie ( 10/05/2007 19:05)
Za alou dia zendana sy talanjona. Ny aza voany ihany.

za ato mi :-D sy :cry: fotsiny @ reto xxx isan-karazany.

tena tsy mampino fa akory atao.
200. Fiffi ( 10/05/2007 21:27)
hummmm.......mahazendana marina ...bref ..atao ahoana fa de zay zany no zavatra vitany fa de anaha sisa no mitandrina....

Misaotra anareo NAMANA rehetra tam fampaherezana...tena manana namana tokoh zah manana anareo.....

Nisy lesona bdb azoko tam ity dinika ity...fa zah tsy nikoropaka.....

De zay fotsiny sisa no mba lazaiko hoe "enganié ka tsy anao an'zao intsony io olona io fa zao izy no vao maika voa ! (aza mba manao ratsy hiany hoa fa hisy valiny avokoh ny zavatra hatao rehetra...)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1686