Namana ve io ?...........

1. Fiffi ( 03/05/2007 06:48)
[b]Namana ve io ? io no lohateny .....anareo no hamaly io fanontaniana io !

-Misy toe-javatra tahak'zao miseho @ zao fotoana zao eto am sera2:

-Misy NAMANA VAVY eto am sera2 ato , namako ary naka anaha ho namana koh izy.....

-Tsy fantatro fa misy inona fa zao ny zavatra hataony :

-Mamaky forum izy ary manaraka zay zavatra valiko rehetra surtout hoe iza no namana valiko am dinika.....
de handefasany hafatra ireo olona ka ohatra hoe zao no lazainy am ireo olona ireo:

-io Fiffi namanao io de tena olona mahatsiravina sy marikoriko......

-Io Fiffi io de aza miresaka aminy intsony fa tena olona mpanaratsy , mpifosa andry ! zany zavatra tantarainy momba andry aty amiko zany an !

-Io Fiffi io de olona tsy azo hatokisana fa mitandrema ndry........


Tsy hitonona ps zah fa samy mahatsapa tena ireo namana nandefasany hafatra......

-Tsy mandainga zah fa zavatra tena marina daholo ireo ka misy aza tena ananako ny hafatra nalefany any am ireo namana ireo

-Mandefa hafatra izy any am olona zay hitany fa valiko ny dinika na olona miara-mivanitika amiko eto......Misy aza olona mbola tsy niresaka tamiko akory fa namaly dinika fotsiny de nandefasany hafatra koh......

fa maninona ndry no manao anaha an'zao ? fa maninona raha misy zavatra tsy nety nataoko no tsy handefasana hafatra zah ?
fa maninona no haratsina any am olona rehetra zao zah ? fa inona no nataoko andry no hatao an'zao zah ?


-Zah ry zareo de olona tia namana...tia manampy....à n'importe quoi de io zah ..vonona foana hanampy....ary ny fanampiana zay nataoko rehetra de avy am fo daholo ou bien manao zah fa tena am fo , ou bian tsy manao......

-Hilaza angamba nareo hoe "fa maninona raha handefasana hafatra manokana izy fa maninona no natao teto ity" ? oui.......azoko natao tsara ny nandefa hafatra ho azy......fa.......hisy vokany ve io hafatra io ? non ! je ne crois pas satria : efa namela azy zah 1 fois....nefa zao notohizany zao ny fanaratsiana anaha.......

-Nanampy azy tam zavatra bdb zah.....ka nahoana no atao an'zao ? nahoana ? mankarary ny foko ny toe-javatra tahak'zao.....

-kristiana zah ary mahay mamela : "mamelà ny helokay tahaka ny hamelanay zay meloka taminay" tsy mba mitazona halahelo zah , je ne suis pas rancunière satria "hapetrako ao am-pelatanan 'Andriamanitra ny fiainako.....

Misaotra anao ry namako........Fiffi
répondu par xxx le 30/06/2007 08:10
2. sakaizakely ( 03/05/2007 07:40)
8O8O8O8O8O8O8O
3. lancia ( 03/05/2007 07:55)
Courage njy aza e, zay namanjy foana
4. dadie ( 03/05/2007 07:59)
mampalaelo aki fiffi ny zavatra oatranizao c vré itady namana no alehantsika ato fa tsy iady aman'oul ,za nosakanan'i namana iray tsy anoratra any aminy tena maharary ka hafa ny andry ty tena mampalahelo
maereza fifi
NB:manotany ny hevitrin'ny namana dry d aoka samy ilaza ny heviny ,fa za tsy namaly ny fanotaniandry fa anjarandry no mamaly azy ,henoy ny fondry,:-*:-*
dadie
5. xxx ( 03/05/2007 08:06)
:{:{

za kou efa nahazo hafatra tamin'io sipa io mikasika ilay resaka, fa tonga dia novaliako hoe tsy mila fanaratsiana gratuit hoatr'izao aho fa tantarao amiko fotsiny ny zavatra nitranga taminareo, de nikolavaka izy tsy dia sahy niteny zavatra be loatra. De toute façon tsy novaliako intsony koa taty afara satria tsy mi-interesser ahy ny hinamana amin'ny olona manao toetra toy izany.

Mahatsapa tena izy ary mino aho fa fantany tsara koa hoe iza aho. Afaka manoratra aty amiko izy raha mila fanazavana fanampiny. Afatsy raha toa ka hoe efa betsaka ny olona nanaovany ilay toetra dia tsy fantany intsony hoe iza indray.

Domazy fa tsy notehiriziko ilay hafatra fa raha tsy izay nomeko an'i Fiffi, izany no mahatonga ahy manao xxx (miala tsiny @ mpiandraikitra)

Méfiance @ ny menarana !

De aza matokitoky olona intsony Fiffi amin'ny manaraka a ! Chacun sa mer...

Dia miangavy ny samy protagonista rehetra hilaza izay fahitany ilay resaka

Bonikorazy Fiffi :-*
6. diamondra27 ( 03/05/2007 08:14)
za aloha na fiffi na tsy fiffi no voan'izao de miteny aho fa tsy mety kosa ny toa izao

tsy mety ny manaratsy olona fa aleo le namany no hahatsapa ze ataony (fiffi na tsy fiffi)

tsy mitovy ange ny fifandraisana @ olona
de tsy hitovy mihintsy ny finamana sy ny attente

Mahereza e!
7. diamondra27 ( 03/05/2007 08:26)
refa lasa namanao le olona de eo enao vao mahatsapa we tsy mety le ataon'ny namanao de mialà fa aza manaratsy e!

raha ny tokony ho izy aza de atoroy izy fa tsy aratsiana, imaginer-o we: raha ianao ihany no nataony izao:toetra ratsy izao nefa le olona mifandray aminy hafa tsy ataony an'izany de lasa hoe: mpandainga ianao @zay fotoana 'zay; de mba ialàna @zay de aleo mangina e! avelao ny olona no hahatsapa ze ataony

8. tslem ( 03/05/2007 08:35)
Mba tsy mety kosa izany e, maninona aza no manana toe-tsaina toy izany ? tena malahelo mafy an'i fiffi aho izao nefa raha ny zavatra hita sy tsapa eto dia tsy misy afa-tsy fiffi aloha no tena mendrika eto, marina e ! aza kivy am'izany akia fiffi fa tsy misy mpanenjika lasa aloha izany fa aoriana foana a ! tohizo hatrany ny tsara efa vitandry dia mahereza fa n'iza n'iza hanaratsy andry izahay namandry foana fa tsy mino izay fanaratsiana sy bliblibla an'olona tsy ampy fisainana any !
bizz ndry :-*:-*:-*:-*
9. booboo ( 03/05/2007 08:40)
Fiffi > :-*:-*:-*:-*:-*:-* ataovy ôtra rano andamosin'ny ganagana zay bla bla ataony any :wink:. Tsara beee ny andro, mibaliaka ny masoandro, mbola maro be ny namana tia anao (zà anisany)...donky : elle est pas belle la vie ? hihihihi. :-*:-*:-*
10. Rafotsy ( 03/05/2007 08:40)
Manao ahoana daholo !
Zah aloha dia tsy dia miditra matetika eto fa na izany aza dia mamaky tsindraindray !
Zah dia naman'i Fiffi ary matetika izahay miresaka an - téléphone , ary matetika mihitsy aho no miteny azy hoe : tsara fanahy loatra indry ka hitsahany sasany ny hiafarandry !
Zah tsy mahalala izay tena nitranga ary angamba tsy te halala no tena marina fa ny tiako ho lazaina fotsiny dia Fiffi be fitiava namana ary faly aho anisany namany !:-*:-*
11. mandrindra ( 03/05/2007 08:48)
bala rora daholo izany e, tsy mandena akory. ho an'izay mpanenjika : fahalemena ny fitenana ambandika, raha mananko lazaina dia ataovy en direct live amin'ilay ollll fa tsy tsatokantsy avy ato aoriana e.
12. hery ( 03/05/2007 08:59)
namana ihany izany fa namana tsy vanona (euh... tsy ozona io fa adjectif :-))

mba iza loatra ary izany hialàna rehefa mifanena... :-w
13. kelly13 ( 03/05/2007 09:17)
:evil: tsy rariny

fiffi :-*:-*:-*
14. Vahinala ( 03/05/2007 09:35)
fiffi an, mampalaelo be zavatra ohatr'izany nefa na izany aza za manao hoe maninn ra lazaina ny ps ny, amzay hiarahan'ny rehetra mahafantatra koa ange e, fisainana ambany be ny azy, tsy hitako izay tombotsoany manao izany fa d mahagaga loatra. Courage ndry fa ny mpanenjika misy foana aky an.:-*:-*:-*
15. diamondra27 ( 03/05/2007 09:37)
mandrindra:

bala rora daholo izany e, tsy mandena akory. ho an'izay mpanenjika : fahalemena ny fitenana ambandika, raha mananko lazaina dia ataovy en direct live amin'ilay ollll fa tsy tsatokantsy avy ato aoriana e.


raha malemy kosa le olona resahiny @io de voatarika koa; de alefa foana le izy na ho any na tsy ho any hono.

Io le lazaiko indray mande we tany ampiasanay nisy vhv manao toetra ohatran'io fa tonga de nahitsiko t@ plasiny de zao tsy sahy tsony fa mipetrapetraka.
Tsy maintsy ahitsy le olona refa tsy mety ny ataony fa tsy azo avela @izao satria manjary mamerina ny ataony foana izy any an-kafa.
Tsy hoe: tsy fitiavana zany akory


16. kelly13 ( 03/05/2007 09:40)
vahinala>za kou nieritreritra an'izay oe maninn ra avoka ho hitambahoaka eto ny ps-n'izany oul zany, nefa telle que je connais fiffi d tsy hanao an'izany izy satria elle est TROP gentille!

nefa hono qd c TROP c TROP. misy fiteny frantsay zay oe "trop bon trop con", d nisy tokou ny nanararaotra nanaratsy azy! za klou tsy nahazo hafatra t@ zany vhv zany e
17. diamondra27 ( 03/05/2007 09:40)
hery:

namana ihany izany fa namana tsy vanona (euh... tsy ozona io fa adjectif :-))

mba iza loatra ary izany hialàna rehefa mifanena... :-w



tsy mila fantarina ange zany rahery fa raha mifanena aminao izy de efa fantatrao we miala any le sipa.
K'efa we mandefa hafatra ho an'ny namana maro zany izy koa. Enao ngah tsy nahazo hafatra?
Za aloha tsy nahazo hafatra momba an'izany e!
elle me koné bi1 ngamba

ataovy maro ny namana fa 1 ihany no itokio , zay moa le fitenenana sa we 1 ihany no ivadio:-P:-P
18. booboo ( 03/05/2007 09:53)
hihihihi...1ihany no ivadio fa any ambiny atao sipa aby :-P:-D:-D
19. mim ( 03/05/2007 09:58)
iza zany sipa zany lé!sao d mianjera @ zany ny bandy lé!tena tsy vanona mitss!:evil::evil:
20. Aino ( 03/05/2007 10:08)
ny ahy izay namana tena hatokisana @rehetra very faona!!! raha tsy mody mandry dia lasa misaratoherana!!:snif::snif:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1512