Namana ve io ?...........

41. Samoana ( 03/05/2007 15:31)
fiffi / Raiso fahasambarana ny fanenjehana sy ny fosafosa ataon'ny sasany rehefa madio ny eritreritrao:wink:
Tsy manana kisarisary fanaonao izahay mba hampiakatra ny moral-nao fa dia indro santionan-tononkiran'i Poopy mba tiana hozaraina:-*:

"SAMBATRA

Sambatra ianao manome izay tsy manana
Sambatra ianao mahafoy ho an'ny tsy manana
Eny sambatra ianao mahay manome avy amin'ny fo madio
Tsy mba ao anatin'ny sainao
Ny hitana soa irery ho anao
....
Maniry ho toa anao ny maro aminay
Kanefa tsy tafita.... "
!
42. totofy ( 03/05/2007 16:01)
fiffi fa inn hono zany z'istoira zany klé ..
courage é! :-*:-*:-*
43. xxx ( 03/05/2007 16:04)
:twisted: fa iza zany mpamosavy malemy zany, mifototra zany .:twisted:
44. xxx ( 03/05/2007 16:18)
ao ivelany ao ihany izy, mitsiritsirika dia mamaky fa tsy sahy miditra, nefa tazana teo foana tontolon'ny andro :-D
45. rurik ( 03/05/2007 16:28)
fiffi aza kivy amizany aky fa fombanjavatra io an , sady maro ny olona mandalo eto dia samy amin'ny toetrany aza kivy ary aza malahelo , aza dia mametraka fahatokisana aminolona tsony , fantatrao fa virtoaly eto , maro ny zavatra vita raha tsy mifanatrimaso, aza kivy fa ny tena namanao dia eto ihany , ary namana mody namana dia eto koa.:-*:-*:-*:-*:-*:-*
46. fasaly ( 03/05/2007 16:44)
tena tara train be zà :?

ny hafatro fotsiny ry fiffi dia aza hivakina loha..
n a nanaratsy izy na nanao in avalony hatreo ny aminy....
misy tena marary saina mitsy ny namana sasany ato zay lay lazaiko hoe misy psikopaty mitsy ato fa atao akory..... aleo ihany kely tsaratsara ny namana toy izay betraka tsy handraofana hamadika ny tena fotsiny:?
korazy fiffi tsy voavakiko hatram farany fa refa miverina aho mamaky azy tsara :-*:-*:-*
47. xxx ( 03/05/2007 17:37)
za ko efa nandefasan'io sipa io hafatra ary io izy hitako ato io zao e!fa mody fanina e!mamely olona ao @ artista ao izy!io izy fa tsy sahy mamaly eto!
48. fasaly ( 03/05/2007 17:43)
euhhh! fiffi a! mani tokotrany raha asina ampamoaka ps kely ahitàna anzany e!
iop ange lay efa nolazaiko hoe aleoko lavitra minamana am bandy e! tsy misy blem mitsy:?:wink::lol:
49. salmo1 ( 03/05/2007 17:53)
Fiffi: enao kosa alou mpanenjika olona indraindray e:°)

ôtrany oe: sarotiny zany ianareo na mialona @ sasany... Amin'ny ilay fomba fanoratra fotsiny de hitako ilay fietsika fahasarontampiaro, knefa ilay hanaovana an-le sarotiny mbola tsy afaka kakam-body akoury ozy ny sasany:D

Izaho tsy ti hiditra @ probleme nareo any, fa zay no hitako nataony Fiffi de lazaiko.
;-)
50. Fiffi ( 03/05/2007 17:59)
salmo: enao njay rehefa tsy mahita lazaina de mangina an ! raha ohatra ka misy fialonana nataoko tato de avoay eto fa tsy olana mintss ok ?

Fa enao ve kalou no nenjehako ? ary enao ve no nihalonako ? satria raha nisy olon-kafa nataoko an'zany maninn izy no tsy mi-se manifeste ?

Avereno vakiana daholo ny zavatra nolazain'ny namana eto raha nisy nitaraina afatsy enao.....
51. salmo1 ( 03/05/2007 18:11)
:-D:-D

Fiffi anga no Andriamanitra no tsy mety diso mihintsy kle:?::roll:

Misy maro2 ny joba miresaka amiko fa mialona sy sarotiny ,hono, i Rtoa Fiffi, ary zay no tena marina.

Ny jobakeliny sera2 koa dia mampilaza ahy:oops: fa tena mialona sy sarotiny hono i ramatoa Fiffi, knefa izy efa tsy amzany ntsony:-P izay no hafatra avy @ namana isany...
;-)
52. xxx ( 03/05/2007 18:14)
aza mivadikondana eto ry mikroba aaaa!!!!:arrow::arrow:lehilahy ve dia anao an'zao?sa sarimbavy?:arrow::arrow:
53. Stretch ( 03/05/2007 18:32)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-coeurs-confus.gif[/IMG]

hoy rossy zay hoe : aza mamaly e ! aza mifamaly amin'ny adala , fa hazo avo hono alan-drivotra.

avelao izy hinavanava any e !
izay mahafinaritra an'i fiffi tohizana,
ny hoe tsy avelan'i hery miditra eto tsony ataoko no mety ho henjana fa ra zay tsy tia ve !
omeo an'i ty izy de vita [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Langue/0021.gif[/IMG]
54. kelly13 ( 03/05/2007 18:37)
salmo1>d aveo inn kou? mba manana oa hazondamosina fa mba lhl iany! refa manaratsy oul d miafina ambadiky ny xxx d sinon lazaina ny jôbakely indray no milaza izatsy sy izaroa! mihevera tena e!
55. Fiffi ( 03/05/2007 18:54)
Stretch:

[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-coeurs-confus.gif[/IMG]

hoy rossy zay hoe : aza mamaly e ! aza mifamaly amin'ny adala , fa hazo avo hono alan-drivotra.

avelao izy hinavanava any e !
izay mahafinaritra an'i fiffi tohizana,
ny hoe tsy avelan'i hery miditra eto tsony ataoko no mety ho henjana fa ra zay tsy tia ve !
omeo an'i ty izy de vita [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Langue/0021.gif[/IMG]
Ok akia an ! marina io nolazaindry io kah !


56. tynah ( 03/05/2007 18:54)
Tsy rariny kosa alouh zany eh! zah alouh mahita fa i Fiffi tena mahafinaritra sady tia namana eh!!!
Iza akia zany ry Fiffi fa sao d mitonantonana aty ka ho voa eo koa zahay ah!!!
D aza malahelo fa zahay naman dry fona.:-*
57. andry08 ( 03/05/2007 18:55)
korazy foana akia ry fi an! Avelao ho faty ho azy any e!:-*:-*:-*
Rehefa tratra dia hataovy mangirana!
58. fasaly ( 03/05/2007 18:56)
raha olona tsia takoritsika sy fosafosa io toundé ialao lavitra be , izay no fanafodiny e!
raha mbola misy takoritsika any ho any de tsy maintsy misy foana ny otrzao...
fombanjavatra io ! ka izay voa loha dia somary fanina kely.....
aza sombàna am resaka kifosafosa ny ambiansy e!:-P
59. sitlo ( 03/05/2007 19:06)

=D fasaly, zay kifosafosa zay mihitsy le tsy mety.

60. andry08 ( 03/05/2007 19:11)
Aleo mihintsy mifindra trotoara rehefa hifanenana !
Fa mbô iza loatra izany e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4451