Namana ve io ?...........

21. diamondra27 ( 03/05/2007 10:09)
mim:

iza zany sipa zany lé!sao d mianjera @ zany ny bandy lé!tena tsy vanona mitss!:evil::evil:



aza malaky mifezaka zany toi ry mim fa bandy a!:lol:

22. melody ( 03/05/2007 10:55)
Fiffi: tsy namana akia izany a, fa anao no safidy sisa... mahereza e!:-*:-*:-*
23. miangalyandria ( 03/05/2007 10:56)
Amiko raha namana marina tokoa ka misy tsy fifanarahana amin'i Fiffi dia tokony tonga dia any amin'i Fiffi izy no miteny hoe izao no tsy tiako ataonao na izao koa fa tsy any ambadika any no manaratsiratsy toy izany. Tsy misy soa azo amin'izany raha ny fijeriko manokana. Raha misy zavatra tsinona manirikiry anao ataon'ny namana iray dia mahazo miteny ianao, miteny mba hieritreretan'ilay namana, amin'ilay namana misy zavatra tsy azoazonao no miteny fa tsy any amin'ny olon-kafa no mandeha manaratsy satria sady manaratsy ny tenanao ianao amin'izay no manaratsy ilay namana koa no mbola manimba fihavanan'olona ihany koa raha olona malemy tsy manana ny mahaizy azy ilay namana iray.

Ny kiana amiko tsinona tokony ho soa foana no vokany fa tsy hoe fandravana ny efa akory.
24. Aino ( 03/05/2007 11:06)
Mpandefa : mim [ Valio ] 03-05-2007 11:58:15
Lohateny : Re : Namana ve io ?...........
iza zany sipa zany lé!sao d mianjera @ zany ny bandy lé!tena tsy vanona mitss!
izaho ilay izy fa ahoana?

vazivazy sendra tezerany daholo be mitambatra eto aho!!!
25. majesty ( 03/05/2007 11:19)
Mahaliana ahy ny ahalala ny ps'ny mba hiresahako aminy ahalalako ny antony nahatonga azy hanao fihetsika toy izany saingy malheuresement tsy fantatra le izy.
Aza dia raisina am-po be loatra izay lazainy fiffi a,rehefa milamina ny sainao dia zay no zava-dehibe na inona na inona mitranga,na iza na iza manaratsy,izay manao ny tsara ihany anie no be mpanelingelina e,fa tjs courage akia :D
26. mim ( 03/05/2007 11:37)
diamondra27:
aza malaky mifezaka zany toi ry mim fa bandy a!:lol:
zao ve no ataony d mbola manavotra azy hiany ianao lé?sa mpiraitsikombakomba aminy?:evil::evil:


27. sakaizakely ( 03/05/2007 12:31)
Ny fahitako an'i Fiffi dia olona diso tsopo loatra dia io no hitako fa anararaotin'ny sasany azy

Efa mba niresaka taminy ihany aho ka izany no ahalalako io toetrany io. Matoa izy mamoaka ny resaka ampahibemaso dia fantatro fa efa nentiny aneritreritra efa ela ilay resaka, fa tsy hoe entanimpo @ hatezerana na alahelo fotsiny, ary fantatro fa tena tohina mafy mihitsy izy.

Katoa koa Fiffi mamoaka ny resaka eto dia angamba ataoko fa tsy possible ny dialogy amin'io olona io. Misy mantsy rehefa te hanavotra ny tenany dia sahy mamorona zavatra bedabe, ary vonona mitsy handetika sy handoto ny namany. Zany hoe hafa ny lazainy atsy, de hafa indray no lazainy ary. De tsisy fandaminana ho vanona mits rehefa sendra olona manao toetra toy izany. Dia farany aleo aseho ny resaka ho fampiambenana ny namana rehetra satria mitondra préjudices ho an'i Fiffi raha mbola mitohy ilay fanaratsiana any ambadimbadika any.

Fantatro ary fantatsika rehetra ny toetran'i Fiffi eto @ serasera, ny fahatsorapony sy ny hatsarampanahiny, ny zavatra vitany t@ tsirairay avy. Antenaiko fa tsy hisy hinohino foana ny resaky ny mpanakorontana any ambadika any raha mbola fanaratsiana an'i Fiffi.

Mahereza :-*:-*:-*:-*:-*
28. Vahinala ( 03/05/2007 12:38)
kelly > Zay mantsy hoa anie e, za alo midera any fiffi am toetrany fa tena ra za zany tsy tantiko nefa za miseo be lou be ty ndraindray. Fa ny mahatonga ana miteny hoe lazaina ilay anarana mba samy ho hitan'ny rehetra ary hametrahana azy am toerany mba tsy hanaovany toy izany intsony, mety ho fanampiana azy koa ary zany mba hialany am toetra ratsiny.
29. rakaroka ( 03/05/2007 13:26)
Tantara marina ity:
"Tafahaona tamin'i Fiffi aho noho ny fitiavako ahafantatra azy noho ny habean'ny fitiavany olona sy fitiavako haneho mivaingana ny apprécition-ko azy koa":
mahafinaritra tokoa i Fiffi, ary nahafinaritra BBbbbe ny fihaonanay tamin'io
saingy notsembanin-drahona noho ny alahelon'i Fiffi ity namana mi-agresse azy ato: nitomany izy nilaza izany tamin'izay:
Ny hafatro ho an'io olona io dia ny hanatsaharany ny "agression-ny. Na tsy mahatonga mil tahaka ny fanaony aza, tsy tsara loatra ny ataon'ny olona ho repère ratsy:evil:.
Bon courage akia Fiffi, raha misy blem hain-dry ny numéro-ko aza misalasala.
Aza dia hamakiana loha loatra koa ilay izy fa betsaka anie ny zavatra azo heverina e. Mille Bisous. On t'aime toujours:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
30. mim ( 03/05/2007 13:41)
Vahinala:
lazaina ilay anarana mba samy ho hitan'ny rehetra ary hametrahana azy am toerany mba tsy hanaovany toy izany intsony, mety ho fanampiana azy koa ary zany mba hialany am toetra ratsiny.
ekena! avoay nama le ps a!AVOAY LE PS!


31. sakaizakely ( 03/05/2007 13:59)
Ny mamoaka PS antsikirano zany angamba reto mety tsy mety a !

Tsy aleo ve omena droit de réponse izy mba hanomezany ny heviny koa ?

Mino aho fa samy liana te hahalala ny antony sy ny marina daholo isika rehetra

Aleo omena azy ny sehatra aloha :P
32. ambotsy ( 03/05/2007 14:06)
fa maninona ndry no manao anaha an'zao ? fa maninona raha misy zavatra tsy nety nataoko no tsy handefasana hafatra zah ?
fa maninona no haratsina any am olona rehetra zao zah ? fa inona no nataoko andry no hatao an'zao zah ?
tsy olona iray ihany no panao anio ary na lahy na vavy dia efa tazana teto daholo izany!!
Raha ho ahy manokana aloha dia tsy hivakiako loha hintsony satsia matetika misy faona, misy koa moa no mody hoe izao sy izao tiako ianao zandriko sns nefa tsy izay no ao ampony ao sy ao antsainy ao!!

ka raha izany no hivakiana loha isankiny metsika dia ho lasa adala vety vety.
33. nathie86 ( 03/05/2007 14:15)
He ita mihintsy hoe tia namana ndry Ny antony d ra tsy niraraha ndry mantsy na hoe tsy tia namana d tsy nandefa ito dinika ito mintsy fa navelandry tany ftsny hoe aleo izy iteny fa refa leo v tsy angina.
Mampalehelo tokoa zany ary tsy azoko hoe in no antony zany.
Ay v ato ka misy resaka concurrence b ôtr'zany eh.
Aza kivy ki fa ny mpanenjika d ao afara fôna iany an:) tsiky d ampy e.
Red color corage eee
34. sitlo ( 03/05/2007 14:17)
Kay le, zay wa le kifosafosa izay. Tsy blem izany raha izaho fa reveo manja fotsiny.
Soa ihany ny bandy fa kofa. :-D
35. paris10 ( 03/05/2007 14:19)
ny mahavariana dia vehivavy foana no manao ratsy saina an!zany ve no itondràna ny fiainana dia inona no mba ampianarin'ny vehivavy ratsy toy izao @ zanany any aoriana any?tsy fakàna taranaka ny olona toy izao!
36. diamondra27 ( 03/05/2007 14:34)
diamondra27:

mim:

iza zany sipa zany lé!sao d mianjera @ zany ny bandy lé!tena tsy vanona mitss!:evil::evil:



aza malaky mifezaka zany toi ry mim fa bandy a!:lol:




tsy mpiray tsikombakomba @zany aho sanatria fa io efa lazaiko eo ambony io ny tokony hatao.
Tsy mifezaka fa tenenina izy, ahitsy, apetraka ] plasiny rehefa tsy mahay mipetraka.

Mbola averiko etoana sy hamafisiko fa ny olona rehetra no lazaiko eto fa tsy cas toa an'i fiffi io ihany, etomoa izany de i fiffi no voadona fa raha olona hafa de c'est la même chose pour moi, ahitsy...


Tsy azo atao ny miaro olona @ zavatra ratsy ataony izany ry mim a!

nareo bandy mihintsy zao no tokony hanampy azy mba hampiova ny toetra tahaka izany.


37. Fiffi ( 03/05/2007 15:12)
[size=16]QUI CESSE D'ETRE AMI NE L'A JAMAIS ETE[/size]
38. mamzelkely ( 03/05/2007 15:15)
:( mampalahelo ahy ny fisainan'ilay olona, ts rariny lôtra zany, za ko mahalala an fiffi elle st gentille ka ts azoko le réaction an le olona felonana ve sa inn?

za klou anisan mpiresaka be am fiffi fa ts nahazo an zany hafatra zany soa ihany fa nahazo teny gasy be tamiko izy fa mba tiko ho fatatra we iza zany olona zany ary inn ntanjony? ts hampanana namana an fiffi ve? sa ts hampanana namana ny tenany :roll:

coiurage akia fiffi fa ny mpanenjika arina fôna jamais il ne dépasse :wink::-*:-*:-*:-*:-*
39. Fiffi ( 03/05/2007 15:21)
misaotra anareo rehetra zah an ! heu....ny zavatra mba hiriako am io olona io de:

- enganié ka lesona ho azy ny namoahako an'ity dinika ity....
-enganié ka tsy hamerina intsony izy ary tsy hanao an'zany am namana hafa koh .....

Ny zavatra tsy azoko fotsiny de zao : dans quel but no nanaovana an'zao ????? fialonana ? arak'io nolazain'i mamz ireo ??? inona ny antony ???

-tsy mamoaka ps zany zah satria mbola manaja azy hiany ....eny na de mafy aza ny zavatra nataony tamiko....
-Io misy proverbe hoe :
"Fiffi":
QUI CESSE D'ETRE AMI NE L'A JAMAIS ETE
pourtant.......
40. sitlo ( 03/05/2007 15:27)
ary toa mety maitso maitso?

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5221