Halloween sy ny Kristiana

141. prime ( 08/11/2006 12:27)
cutie> tsy mila manaraka satria ity lohahevitra ity aza mbola tsy voazava akory...
sa efa azonao ny eritreritry ny kristiana mikasika ny halloween?:lol:
142. cutie ( 08/11/2006 22:04)
efa voazava ry prime a:lol::lol::lol:
vakio daholo ze voasoratra any ambony any :lol::lol::lol:
ny kristiana we:lol::lol::lol::lol:
ny hevitry ny freako kristiana no azoko :-D:-D:-D:-D
143. Zina ( 09/11/2006 03:30)
cutie [ Valio ] 08-11-2006 01:21:48
Lohateny : Re : Halloween sy ny Kristiana

in njay ny manaraka

Ny thanksgving hihhihihih
144. Fiffi ( 09/11/2006 06:37)
prime:
cutie> tsy mila manaraka satria ity lohahevitra ity aza mbola tsy voazava akory...
sa efa azonao ny eritreritry ny kristiana mikasika ny halloween?:lol:
ao akia prime mba hazavao an! io zao no mba handrasako ....


145. cutie ( 09/11/2006 16:49)
Mpandefa : Zina [ Valio ] 09-11-2006 04:30:33
Lohateny : Re : Halloween sy ny Kristiana
Voalaza teo :
cutie [ Valio ] 08-11-2006 01:21:48
Lohateny : Re : Halloween sy ny Kristiana

in njay ny manaraka

Ny thanksgving hihhihihih

marina zany :lol::lol::lol:
146. Fiffi ( 09/11/2006 18:17)
noheveriko hoe thank..
147. cutie ( 09/11/2006 18:59)
thank in :lol:
148. Fiffi ( 09/11/2006 19:57)
you
149. cutie ( 09/11/2006 20:08)
:-D:-D:-D:-D:-D
mba nivazivazy i fiffi t@iny
150. prime ( 10/11/2006 13:15)
Fiffi> izay mantsy no mahazavadoza ny firehana @ izao tontolo izao izay efa miditra tsikelikely any @ fiangonana kristiana mihitsy ka lasa mampiova mihitsy ny tenin'Andriamanitra ary manohitra mihitsy ny sitrapony aza satria lasa ilay fahendrena an'izao tontolo izao indray no lazaina fa marina sy mety...
cutie> ny fanahy miasa @ fomba sy ny fanao eto @ izao tontolo izao no fototry ny zava-doza ao ambadiky ny fetifety toy itony fa tsy ny fanaovana akanjo sy ny fihinana bonbon...
151. cutie ( 10/11/2006 20:45)
cutie> ny fanahy miasa @ fomba sy ny fanao eto @ izao tontolo izao no fototry ny zava-doza ao ambadiky ny fetifety toy itony fa tsy ny fanaovana akanjo sy ny fihinana bonbon...

:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
152. Zina ( 10/11/2006 22:24)
:-w
153. cutie ( 10/11/2006 22:47)
hummmm
manin njy Zina :-w
154. Fiffi ( 12/11/2006 14:58)
prime:
ny fanahy miasa @ fomba sy ny fanao eto @ izao tontolo izao no fototry ny zava-doza ao ambadiky ny fetifety toy itony fa tsy ny fanaovana akanjo sy ny fihinana bonbon...
prime: marina aloa zany lazainao zany saingy hoy aho hoe : matoa manao an'ireny akanjo ireny de efa anisan'ny nanaraka an'zany zava-doza zany koh !


155. cutie ( 12/11/2006 21:06)
prime: marina aloa zany lazainao zany saingy hoy aho hoe : matoa manao an'ireny akanjo ireny de efa anisan'ny nanaraka an'zany zava-doza zany koh !

:-D:-D:-D:-D:-D
156. xxx ( 12/11/2006 22:41)
inona hiany ary ity mivanitika tsy misy farany ity ? mba lazao zay hevitrao e !
157. cutie ( 12/11/2006 22:47)
efa nolazaiko any ambonimbony any e
ary haiko io xxx io a :lol::lol::lol:
158. Fiffi ( 13/11/2006 06:20)
cutie: ny ahy akia ny fandraisako azy de io nolazaiko io an ! heu...nefa moa samy manana ny fandraisany azy ny tsirairay !
159. prime ( 13/11/2006 08:53)
Dia samia miambina aby izany... dia samy hotahian'Andriamanitra avokoa anie isika...
Fa hoy Jesosy :
"Mahonòna tena, miambena: fa ny devoly fahavalonareo mandehandeha tahaka ny liona mierona mitady izay harapany;" I Petera 5:8
160. cutie ( 13/11/2006 11:56)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 13-11-2006 07:20:19
Lohateny : Re : Halloween sy ny Kristiana
cutie: ny ahy akia ny fandraisako azy de io nolazaiko io an ! heu...nefa moa samy manana ny fandraisany azy ny tsirairay !

de zay zany :lol::lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2087