Halloween sy ny Kristiana

221. Fiffi ( 27/11/2006 17:58)
:oops:
222. prime ( 28/11/2006 11:20)
fa maninona ndry no menatra?...
223. Fiffi ( 28/11/2006 21:34)
ka raha tsy Kristiana ve tsy hanana fanahy hihambina ? sa tena zavatra hafa tsy misy hidiran'hoe "fanahin'ny fiambenana?"
224. prime ( 29/11/2006 09:38)
Misy idirany kah...
225. Fiffi ( 30/11/2006 15:46)
de inona le izy aza ?
226. prime ( 01/12/2006 11:00)
Ny tena sarotra hazavaina dia ilay hoe kristiana satria tsy izay mitonona hoe kristiana no izy na izay mivavaka @ fiangonana kristiana...
227. Fiffi ( 01/12/2006 13:47)
fa ny mpino ?
228. prime ( 01/12/2006 14:10)
Izay manana an'i Jesosy...
229. Fiffi ( 01/12/2006 16:08)
nefa misy milaza fa manana an'Jesoa nefa.....
230. prime ( 04/12/2006 10:17)
nefa?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4034