Halloween sy ny Kristiana

201. Fiffi ( 17/11/2006 21:56)
zah ange tsy milaza hoe marina daholo zay hatao rehetra eh ! fa hoy aho hoe "mba misy kosa ny zavatra marina hatao"
Raha tsy misy mihintsy ve akia ny zavatra marina hatao , de mba nanao ahoana zao fiainana zao ?
Ny fivavahana de hilaina foana na de nanao ny marina aza satria tsy vitan'ny fanaovana ny marina 1fois ny fiainana...
202. cutie ( 17/11/2006 22:00)
ka in aza le marina ataon-jy :wink::wink::wink:
203. Fiffi ( 17/11/2006 22:03)
heu....nanao ron'anamamy zah androany ! tena marina io an ! juste ohatra io an ! :)
204. cutie ( 17/11/2006 22:04)
:lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol:
205. Fiffi ( 18/11/2006 07:11)
ny zavatra hatao fotsiny de ny mampitombo hatrany ny finoana sy ny fivavahana mba hanaovan-tsoa , miamina tsara mba tsy ho voarebirebin'ny devoly.
206. cutie ( 18/11/2006 19:45)
manaova soa :lol::lol::lol:
207. Fiffi ( 18/11/2006 20:56)
isika rehetra kah ! :)
208. cutie ( 18/11/2006 22:01)
mifanaova soa aza e :lol:
209. Fiffi ( 19/11/2006 06:03)
zay ny zavatra hiriana...:)
210. cutie ( 19/11/2006 20:53)
hay ve mbola hiriana e :-D:-D:-D:-D
211. Fiffi ( 19/11/2006 23:08)
hiriana mba ho tanteraka kah ! de hatao daholo zay ahatanteraka azy....
212. cutie ( 20/11/2006 00:02)
hirina ve mba ho tanteraka le asa soa, sa le fanaovana soa?:lol:
213. Fiffi ( 20/11/2006 06:08)
hiriana aloha mba ho tanteteraka ny fanaovana soa , raha tsy maniry an'io moh , misy zavatra ho vita ve raha tsy misy ny faniriana ? Avy eo hiriana koa mba ho tanteraka le asa soa .
214. cutie ( 20/11/2006 11:59)
njy io ange efa manao asa soa e, sa we hiriana ny hanohizana zay:lol:
215. Fiffi ( 20/11/2006 15:41)
zay no tena faniriana ! hoe hanao asa soa hatrany !
216. prime ( 22/11/2006 08:50)
217. Fiffi ( 22/11/2006 21:18)
enganiƩ .....:)
218. prime ( 24/11/2006 08:27)
Iza no manana ilay fanahin'ny fiambenana?
219. Fiffi ( 24/11/2006 21:29)
ny Kristiana ...
220. prime ( 27/11/2006 09:17)
ny kristiana?...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1383