Halloween sy ny Kristiana

161. cutie ( 13/11/2006 11:56)
Mpandefa : prime [ Valio ] 13-11-2006 09:53:10
Lohateny : Re : Halloween sy ny Kristiana
Dia samia miambina aby izany... dia samy hotahian'Andriamanitra avokoa anie isika...

tandremo aza variana miambina eo an :-D
162. Fiffi ( 13/11/2006 14:01)
nefa tena hilaina io an !
163. cutie ( 13/11/2006 14:24)
in no ilaina:roll:
164. Fiffi ( 13/11/2006 14:34)
le miambina kah ! :)
165. cutie ( 13/11/2006 14:36)
de in akia ny atao @zany miambina zany ?
166. Fiffi ( 13/11/2006 16:03)
miambina akia mba tsy hamelana ny devoly hikitikitika kah !
167. cutie ( 13/11/2006 16:08)
ahatsiarovako hira io miambina io :lol:
168. cutie ( 13/11/2006 16:09)
mila mailo ve zany sa ahona:lol:
169. Fiffi ( 13/11/2006 16:30)
mila mailo de hembenana tsara koh mba tsy hidiran'ny fankampanahy ?
170. cutie ( 13/11/2006 16:35)
raha zany ange ka lasa tsy ampy finoana e
171. Fiffi ( 13/11/2006 17:02)
ampy finoana kah ! fa na de ampy finoana aza , na de hoe tena mpivavaka beeeee aza , na de hoe tena mihaina anaty fivahana de ilaina foana io satria ny rsty hono tsy ery lalàna an !
172. cutie ( 13/11/2006 17:03)
zany an
fa in wa ny atao @le miambina?
173. Fiffi ( 13/11/2006 17:03)
(ny ratsy)

ary ny fakampanahy koa ange ka eo anilantsika tsirairay lalandava eh !
174. cutie ( 13/11/2006 17:07)
eo fa refa be finoana njy resin-jy foana io :lol:
175. Fiffi ( 13/11/2006 18:41)
sy tsy mitsahatra mivavaka ary mangataka an'Andriamanitra mba handresena azy...(na dia tsy mora aza ...satria matanjaka koa ny ratsy) fa tsy handresy raha tena haseho azy fa ianao no mafy...
176. prime ( 14/11/2006 11:50)
fiffi> misaotra @ fanazavàna...:)
177. Fiffi ( 14/11/2006 18:36)
prime: fa arina ve aloha ireonolaziko ireo ?
178. cutie ( 14/11/2006 19:00)
fiffi
mahay njy ka :wink::wink::wink::lol::lol::lol::lol:
179. Fiffi ( 14/11/2006 21:18)
cutie: heu....mahay ve zah ozy ndry ? asa na raha mahay akia zah fa zavatra tena nihainako ary hataoko foana raha mbola azoko hatao hatrany zany zavatra rehetra nolazaiko teo ireo an ! manampy be ahy io manko... Dia izany foana no mahatonga ahy miteny hoe "Hankiniko an'Andriamanitra ny fiainako"
180. cutie ( 14/11/2006 22:18)
mety ka :lol::lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3938