Halloween sy ny Kristiana
101. Fiffi
(
01/11/2006 21:26)
le masque ratsy be ireny daholo no hamidiny koh ! de rehefa ratsy ange de hatao foana hoe devoly eh ! tahaka an'ity ohatra :evil::evil::twisted::twisted:
102. cutie
(
01/11/2006 21:27)
zany ve:-D:-D:-D:-D:-D
tsy haiko njay ny @ iny
ny ahy zao saka fa tsy masque ratsy:lol::lol::lol::lol:
tsy haiko njay ny @ iny
ny ahy zao saka fa tsy masque ratsy:lol::lol::lol::lol:
103. Fiffi
(
02/11/2006 06:43)
cutie: fa nga akia misy hendrika devoly tsara zany ? le diable io an!
104. prime
(
02/11/2006 11:13)
cutie:manomboka ndray an...:-D:-D:-D
ny ahy zao saka fa tsy masque ratsy
fiffi> zany tokoa moa?...
105. jobala
(
02/11/2006 15:39)
Io amiko d foto-pinoana tsotra fotsiny ihany no antony nanaovana an'io tany am-piandohana!
Fa ny velona tsy afaka mifandray @ maty intsony!Eny fa na dia ny fanahiny aza!ka tsy afaka ny hifanerasera @ velona 'ntsony ny maty ary tsy afaka hanembatsembana...amiko zay a!:evil::arrow::?:
Fa ny velona tsy afaka mifandray @ maty intsony!Eny fa na dia ny fanahiny aza!ka tsy afaka ny hifanerasera @ velona 'ntsony ny maty ary tsy afaka hanembatsembana...amiko zay a!:evil::arrow::?:
107. xxx
(
02/11/2006 18:14)
cutie:
:-D:-D:-D:-D:-D
Ny halloween dia fetin'ny maty no filaza azy saingy efa taona maro no nankalazan'ny tsy mino ary ny firenena nanohana izany dia france, england, ireland. Manao fisorona amin'ny ra ry zareo ary anisanizany ny mpamosavy, mpamaky tanana, ny mpanandro, mpanao magie noire, ny mpisikidy, ny mpijery horoscope na volana,mankalaza ny asaramanitra ary momono omby sy mandatsa-dra eo am-pasana.Ireo rehetra ireo dia herin'ny devoly sy asan'ny satana. Ankizy maro no very ary tsy hita isan'andro fa amin'io fetin'ny maty io ,dia io no andro be ankizy very indrindra erak'izao tontolo izao.Malahelo ny havan-tsika izay nody mandry isika,zoan-tsika izany ,koa afaka manokana fotoana fohy kely isika hisentoana sy hivavahana.Ny fanaovana masque mampatahotra sy miakanjo, fizarana bonbon, fanaovana parade milahatra ireo rehetra ireo dia anisany manohana sy manokatra ny varavaran'ny satana ary fety malaza io ao Amerika, saingy efa notenen'ny pasitera maro tamin'ity taona ity ka tsy nalaza firy intsony.
108. cutie
(
02/11/2006 19:13)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 02-11-2006 07:43:03
Lohateny : Re : Halloween sy ny Kristiana
cutie: fa nga akia misy hendrika devoly tsara zany ? le diable io an!
an3, de tsy haiko mitsy alou ty devoly lazain-jy ty , fa ny aty aminay refa halloween ze costume tian-jy anaovana rehetra, just for fun, de ny ahy wa saka :lol::lol::lol::lol:
Na koa ny sasany manao pozy ny oul malaza reny (na acteurs, na mpihira malaza)
109. cutie
(
02/11/2006 19:13)
Mpandefa : prime [ Valio ] 02-11-2006 12:13:25
Lohateny : Re : Halloween sy ny Kristiana
Hoy i cutie:
ny ahy zao saka fa tsy masque ratsy
manomboka ndray an...
:roll::roll::roll::roll:
110. cutie
(
02/11/2006 19:15)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 02-11-2006 19:14:48
Lohateny : Re : Halloween sy ny Kristiana
Hoy i cutie:
Ny halloween dia fetin'ny maty no filaza azy saingy efa taona maro no nankalazan'ny tsy mino ary ny firenena nanohana izany dia france, england, ireland. Manao fisorona amin'ny ra ry zareo ary anisanizany ny mpamosavy, mpamaky tanana, ny mpanandro, mpanao magie noire, ny mpisikidy, ny mpijery horoscope na volana,mankalaza ny asaramanitra ary momono omby sy mandatsa-dra eo am-pasana.Ireo rehetra ireo dia herin'ny devoly sy asan'ny satana. Ankizy maro no very ary tsy hita isan'andro fa amin'io fetin'ny maty io ,dia io no andro be ankizy very indrindra erak'izao tontolo izao.Malahelo ny havan-tsika izay nody mandry isika,zoan-tsika izany ,koa afaka manokana fotoana fohy kely isika hisentoana sy hivavahana.Ny fanaovana masque mampatahotra sy miakanjo, fizarana bonbon, fanaovana parade milahatra ireo rehetra ireo dia anisany manohana sy manokatra ny varavaran'ny satana ary fety malaza io ao Amerika, saingy efa notenen'ny pasitera maro tamin'ity taona ity ka tsy nalaza firy intsony.
Zany an :):):):)
Efa nosoratako ery ambony ery ny fahazahoako ny halloween:P
111. prime
(
03/11/2006 08:26)
fiffi> ny fiangonana fahiny no namaritra ny endrika ny devoly ho toy ireny mba hanoeran'ny olona an'i satàna sy ny miaramilany maro...
fa ara-tsoratra masina dia tsara tarehy izany arikanjely izany fahiny ary izany koa aza no amitahany olona maro...
fa ara-tsoratra masina dia tsara tarehy izany arikanjely izany fahiny ary izany koa aza no amitahany olona maro...
114. xxx
(
04/11/2006 16:33)
cutie:
hubert, tsy enao no mampime fa i sonwin ka :lol::lol::lol:
Mahay manazava ery anie ianao izany amin'ny teny anglisy kanefa mifanohitra ny teneninao amin'ny teny gasy ny lazainao. Ny halloween dia fetin'ny devoly ary izay miaraka amin'ny ambolambo dia ambolambo, izahay koa anie mba mipetraka aty amerika e. Iza moa no tsy nankalaza izany Halloween izany? Nividy karazana akanjo ho an'ny zanaky ny tena, masque, faly ery mitety trano miantso hoe trick or treat, saingy mbola tao anaty maizina ny tena ary tsy nisy nanazava izay tena dikany, izao y tena vao tonga saina fa maninona no manao masque mampatahotra ny olona? Isika anie tsy mila masque fa efa masque vita?Miantsaravelan-tsihy, mandainga, mamitaka, mifosa, manenjika ny hafa sns. Efa masque vita ho azy izany koa ahoana no double-na indray? Moa mba fantatrao fa zaza maromaro no very isan-taona amin'io andro io tsy hita trace? Nankaiza ny nanjavonany? Nanaovan'ny devoly sy satana sorona hatao fanatitra.
Fantatro fa mianatra mandalina ny fivavahana ianao fa please, next year do not let your kids get involve with halloween parties anymore.just like you, there are many Christian mothers who allow their children to celebrate Halloween without even considering its origins or the real meaning behind its celebration.
115. cutie
(
04/11/2006 17:12)
Mahay manazava ery anie ianao izany amin'ny teny anglisy kanefa mifanohitra ny teneninao amin'ny teny gasy ny lazainao. Ny halloween dia fetin'ny devoly ary izay miaraka amin'ny ambolambo dia ambolambo
aiza zany nolazaiko mifanohitra zany :roll::roll::roll::roll:
Raha manazava nga za de tsy maintsy we hanaraka ze nosoratako teo :roll::roll::roll::roll:
ze fandraisanareo fricko kristiana any , in koa ny raharahiako an'zany :lol::lol::lol::lol:
Za mankalaza halloween just for fun, tsy hitako ze idiran'i xxx @ zany :roll::roll::roll:
Na manao costume za na tsy manao , tsy hitako ze mampiakatra anao @zany.
116. cutie
(
04/11/2006 17:16)
Fantatro fa mianatra mandalina ny fivavahana ianao fa please, next year do not let your kids get involve with halloween parties anymore.just like you, there are many Christian mothers who allow their children to celebrate Halloween without even considering its origins or the real meaning behind its celebration.
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
117. cutie
(
04/11/2006 17:20)
za ndray ry xxx de mandeha halloween party foana isan-taona refa afaka, fa tsy enao mitsy no handrara ahy tsy hanao an'zany :lol::lol::lol::lol:
118. xxx
(
04/11/2006 17:31)
SOANJA Hotohin\'ny teniko etsy ambony amin\'ny fanazavanao amin\'ny teny anglisy, aleo aloha hazava tsara amin\'ny havana malagasy fa ny amerikanina no anisany mpivavaka indrindra eran-tany, saingy be koa no fomba manara-panjaitra sy tsipolitra ataon\'ny marivo saina. Samy mitady ny mahafaly ny zanany avy isika fa raha fantan-dry izao ve fa hianjera any anaty lavaka ny zanakindry dia tsy ho vonjena? Halloween goes all the way back to 200 BC,with its acivities origianating from a group of celtic priests whose beliefs are all contratry to the word of God. Ireo fikambanana izay tsy mino ny tenin\'Atra ireo izany dia tsy iza fa France, Scottland, England and Germany,ary they all are conquered by the Roman Empire. Mandehana ianao any Europe fa mahita tsangambato maro karazany (1000-3000) izay hiankohonany sy hivavahany. Izay anie no niandohan\'ny fiangonana Protestanta raha tsy fantatrao e! Ny katolika te haka isan\'olona betsaka hiangona ao aminy ary hatramin\'izao dia mbola betsaka ny olona voatarika miangona amin\'ny katolika na dia manao vava ka lavareny be toy ny Jiosy aza ry zareo. Mitsangana raha misy olona iray milaza fa avy niangona tao amin\'ny katolika aho ka hitako mihitsy izany fanahy masina milatsaka amiko izany. Avadika ny resaka. For
the celts, October 31st was a day of sacrifice, toy ny hasaramanitra, manao sorona mamono omby ireo andriana any amintsika ary feno ra ny fasana , ny omby maty zaraina amin\'ny olona.Asan\'ny Aly 15 :19-22
izay didy nomena ny jentilisy akoatra ny didy folo dia tsy mahazo mihinana ny hena fahavetavetana aterina amin\'ny sampy sy ny fijangajangana,ary ny zava-kendaina sy ny ra, so they celebrate with human sacrifices , and honor also their sun god and Samhain
(the lord of dead) Guess what, they were of belief that the sinful soul of those who died during the year were in the place of torment and would be released only if Samhain was pleased with their sacrifice. Efa fantatrao amin\'izay izany ny dikan\'ny halloween fa fanaovana sorona ny maty koa anjaranao ny manazava izany ny zanakao dia ny mbola kely izy dia zaro amin\'ny lalana tokony alehany ny zaza.Teach your child the way he should go when he is young.Koa raha mivily lalana aza izy mbola hainy foana ny miverina any amin\'ny lalana nampianarinao azy.Aza hiandrasana hoe rehefa lehibe izy manana safidy. Hiaraha-mahalala fa they already have too much choices,now. So as a Christian mother. God will hold us responsile for our children if we allow them participate in Halloween which includes dressing them to go to the parties and trick or treat. By doing this we are basically giving them permission to spent time with devil, and we indirectly open the doorwys of their young lives for evil to take root. Anjaranao ny mampahafantatra ny RAR tsy nahalala, satria nahafantatra aho izao ka niteny taminao. TRUST IN THE LORD WITH ALL YOUR HEART DO NOT LEAN ON YOUR OWN UNDERSTANDING, IN EVERYTHING YOU DO, ACKNOWLEDGE HIM AND HE WILL GUIDE YOUR PATH.

119. xxx
(
04/11/2006 17:49)
Ny krismasy dia fetin'ny tsy mpihino tamin'ny fiandohany. Manaiky izany aho, saingy izao lasa santa clause no mameno ny arabe, porofo izany fa tsy mifantoka amin'ny fanomezana kilalao an'ny ankizy mahantra izay nataon'i Nicholas ny olona. Nifanaraka ny katolika sy ny tsy mpihino fa hatambatra ho iray ihany koa io fety io mba ahamaro ny mpihino sy tsy mpihino hivadika katolika. Na tsy fotoana nahaterahan'i Jesosy aza io efa nifanarahan'ny kristiana eran-tany ho hankalazaina Azy. Instead of getting and giving gifts to your friends, family, send your money to the charity in Madagascar for our poor country so the poor poor kids and children can have food for Christmas day. Sent "HAPPY BIRTHDAY JESUS". It is the day that we celebrate his birthday. You decorate Christmas tree at home it is ok , you already kept the decorations from last year,but remember, decorate your tree with welcome Jesus. Mandravaka ity krismasy ity aho mba hideraiko ny nahaterahany. Fifaliana ho ahy ny handravaka ny tranoko satria andray an'i Jesosy ato an-tranoko aho.
120. soanja
(
04/11/2006 20:48)
Ka ohatra'izay koa le Halloween amin'ny sasany aty US. Misaotra an'Andriamanitra fa tonga ny fall nitondra sakafo isan-karazany eo ambony latabatra ,a naisan'izany ny lasopy voatavo sy ny pumpkin pies. Ny ankizy afaka mifaly avanja manao akanjo mahafinaritra: bitro kely, karoty, frezy sns tsy misy idiran'ny fanompona devoly mihitsy. Ny bobon azony tsy voatery ho haniny fa averina hamidy indray na atambatambatra ka ny vola zao na ireo treats de alefa amin'ny ankizy any Afrika sy mpihinana bonbon matetika loatra nan hividianana kahie ho an'izay tsy mba manana.
Ny tiako resahina dia miankina ny ao anatin'ny tsirairay ny fankalazana an'Andriamaniatra na ny Devoly na zavatra hafa. Ny fotoana hiravoravoana no azo atoa tsara ny manambatra azy ho andro iray na andro samihafa.
Andriamnitra irery ihany no mahafantatra hoe iza no olony.