Halloween sy ny Kristiana
44. Fiffi
(
28/10/2006 06:49)
barry:zah aloha de tena mihombon-k'hevitra aminao mihintsy ny @ io an !
tsy hitako koa anie zay tena hilana zany halloween zany e;toa masque devoly daholo no ankabehazany;dia hita mihitsy hoe fitarihana ny ankizy andeha ankafy ny herin'ny demony sy ny fitaka ho ataony:twisted::twisted:;dia tsy hita zay mahafinaritra aminy fa fampitahorana no tena hanaovana azy :°);ka raha misangy @ i satana ianao ;dia tena ho avy izy ao aminao:twisted: ;ka raha hevitro manokana dia tena ratsy surtout ho an'ny ankizy;aleo mankalaza ny fetin'ny velona e!;fa zay maty dia maty ihany e!sa ahona hoy nareo:?:
Mbola tsy nahita masque hoe tsy fampatahorana mihintsy aloha zah rehefa tonga io andro io ! sady manao an'ireny akanjo mainty be , ny antsy lava be , ny .....mampatahotra eh !
45. jentilisa
(
28/10/2006 07:47)
Eny ary! amin'ny loterana tsy manao izany Halloween izany izy! fa fetin'ny filazantsara no ataony na andron'ny reformasiona no ataony isaky 31 oktobra.
Io datin'ny 31 oktobra 1517 io manko no fiandohan'ny reformasiona rehetra ka niafarana tamin'ny protestantisma. Ny teny tamin'ny afisy nosoratan'i Lotera teo ambaravaran'ny fiangonana manko dia saiky manomboka amin'ny protestare daholo. Izay no nahatonga ny anaran'ny fiangonana teraka noho io fametrahana afisin'ny 31 oktobra io ho protestanta amin'izao fotoana izao.
Izany hoe eo amin'ny tontolo Eoropeana ivelan'ny fiangonana dia Halloween no ankalazaina ny 31 oktobra. Eo amin'ny Katolika dia ny fetin'ny olomasina rehetra. Ary eo amin'ny tontolo loterana dia andron'ny reformasiona na fetin'ny filazantsara.
Ny fomba fiteniko azy izany no mety ho nandiso zavatra.

46. cutie
(
28/10/2006 09:54)
Mpandefa : Achia [ Valio ] 28-10-2006 08:31:43
Lohateny : Re : Halloween sy ny Kristiana
ra tianao tsy hiomehy tsony cutie de misy fika tsotra
tsy nisy nanontany an-jy teo :-D:-D:-D:-D
47. Fiffi
(
28/10/2006 10:40)
jentilisa:jentilisa: ny 1er Novembre ny fetin'ny masina koh !
Eo amin'ny Katolika dia ny fetin'ny olomasina rehetra. Ary eo amin'ny tontolo loterana dia andron'ny reformasiona na fetin'ny filazantsara.
50. Zina
(
29/10/2006 01:37)
dailynews [ Valio ] 27-10-2006 18:04:58
Lohateny : Re : Halloween sy ny Kristiana
choix daholo ny fianana ka dia izay zany. izaho aloha tsy miova ny hevitro.
Zany mihitsy ka anjaran-tsika no misafidy...
zavatra nomen'Andriamanitra antsika io
51. Fiffi
(
29/10/2006 07:15)
nomen'Andriamanitra antsika marina ! fa ozy zah hoe raha toa ka nisafidy ny lalan'ny fahamarinana sy ny fahazavana de aleo mitandrina ma tsy ho voarebirebin'ny satana.
52. Achia
(
29/10/2006 08:48)
Laaaaaaaaaaaaniko fifi hihihi asio anle sary mampataotsa be reny ry fifi a ! hihih amzay matahotsa doly reo a !
53. Fiffi
(
29/10/2006 09:01)
Achia: zah akia tsy matahotra an'zany hoe ho lanindry zany an! tsy matahotra zah satria mino aho fa valian'ny Tompo ny fangatahako azy mba tsy hatahotra aho ! sa ahoana ozy ndry ? hihihihi :):-*
55. soanja
(
30/10/2006 01:25)
Cutie o, ka vao amin'ny talata zao anie le izy e. Tsy tara indry ka. Sa ve le fety natao tamin'ity weekend ity?
56. cutie
(
30/10/2006 03:12)
ie le fety natao t@ty WE ty ka .
Za tsy zaza tsony koa hihihihi, tsy manao an'iny fety @talata iny.
Za tsy zaza tsony koa hihihihi, tsy manao an'iny fety @talata iny.
57. prime
(
30/10/2006 10:06)
cutie::°):-D:-D
ie le fety natao t@ty WE ty ka .
Za tsy zaza tsony koa hihihihi, tsy manao an\'iny fety @talata iny.
soanja> misaotra @ fanampim-panazavàna rehetra mikasika ny fety kristiana...
59. prime
(
30/10/2006 12:05)
cutie> tsy azo atao angaha ny mime?:lol:
fiffi> ny mikasika ny hoe asiana daty manokana dia toy ireo fety kristiana maro izay nanana ny tantara sy ny antony ary ny fotoana niandohany...
Fa raha ny fivavahana kristiana no jerena @ ankapobeny dia tsy mankasitraka ny fety "halloween" kanefa tsy mandrara amin'ny fomba ôfisialy ny fanaovana izany fa mitaiza ny mpino tsy handray anjara...

60. cutie
(
30/10/2006 17:37)
Mpandefa : prime [ Valio ] 30-10-2006 13:05:29
Lohateny : Re : Halloween sy ny Kristiana
cutie> tsy azo atao angaha ny mime?
in ny mampime alou :-D