Halloween sy ny Kristiana

21. cutie ( 27/10/2006 09:56)
tsy nieritreritra ny foton'le fety mitsy za we hatramizay ka
fiffi
22. cutie ( 27/10/2006 09:56)
fiffi tsy nieritreritra za we devoly ny foton'le fety e :-D:-D:-D:-D
23. booboo ( 27/10/2006 11:00)
Tsy azoko hoe maninona ny halloween no lazaina fa an'ny devoly et bla bla bla ? Noho ny tena dikany tany am-boalohany ve ?
Ary ny hazo krismasy kah ! ngaha tsy ry zareo "mpanompo sampy" no niatombohany ? Nefa zao, tsy haiko hoe fg inona/aiza no tsy manisy hazo noely feno jirojiro sy ny tariny rehefa noely...

Booooobaka ny fety, fombafomba païens no nalain'ny kristiana sy olona tsotra dia novainy fotsiny ny dikany sy ny antony hanaovana fety @ io andro io....

24. barry ( 27/10/2006 11:11)
tsy hitako koa anie zay tena hilana zany halloween zany e;toa masque devoly daholo no ankabehazany;dia hita mihitsy hoe fitarihana ny ankizy andeha ankafy ny herin'ny demony sy ny fitaka ho ataony:twisted::twisted:;dia tsy hita zay mahafinaritra aminy fa fampitahorana no tena hanaovana azy :°);ka raha misangy @ i satana ianao ;dia tena ho avy izy ao aminao:twisted: ;ka raha hevitro manokana dia tena ratsy surtout ho an'ny ankizy;aleo mankalaza ny fetin'ny velona e!;fa zay maty dia maty ihany e!sa ahona hoy nareo:?:
25. cutie ( 27/10/2006 11:28)
Mpandefa : booboo [ Valio ] 27-10-2006 13:00:47
Lohateny : Re : Halloween sy ny Kristiana
Tsy azoko hoe maninona ny halloween no lazaina fa an'ny devoly et bla bla bla ? Noho ny tena dikany tany am-boalohany ve ?

tsy zany akory azany no tena dikany am-1:lol::lol::lol:
26. Fiffi ( 27/10/2006 12:43)
booboo:
Tsy azoko hoe maninona ny halloween no lazaina fa an'ny devoly et bla bla bla ? Noho ny tena dikany tany am-boalohany ve ?
Ary ny hazo krismasy kah ! ngaha tsy ry zareo "mpanompo sampy" no niatombohany ? Nefa zao, tsy haiko hoe fg inona/aiza no tsy manisy hazo noely feno jirojiro sy ny tariny rehefa noely...
booboo: angamba akia tsy hanaovana "comparaison" ny hazo Noely feno jiro sy ny hendrika devoly be mahatsiravina ! ny iray mba fifaliana @ fankalazana ny fahaterahan'ny Messie Jesoa , moa ny iray tena zavatra hafa mihintsy ! devoly , mpamosavy sns...
Ny iray lalana mahintsy harahana , ny iray zay hahaverezana !


27. booboo ( 27/10/2006 13:16)
hum
28. sonwin ( 27/10/2006 13:21)
film orera:^)
29. cutie ( 27/10/2006 13:35)
fiffi:-D:-D:-D:-D:-D
30. sonwin ( 27/10/2006 13:38)
cutie> hanao saka ndray 'zao cutie amity WE ty kle
31. Hubert ( 27/10/2006 14:04)
Amiko indray tsy misy fomba malagasy velively ireo zavatra iadiana hevitra ireo, fa samy vahiny daholo.
Ny histoire niaviany indray: no samy manana ny azy. tsy idirako lalina aloha iny, fa efa samy haintsika daholo. Fa kosa efa ao anatin'ny mondialisation kosa isika izao dia anjaran'ny tsi.1.1 ihany no mandray ny tsara sy izay mety aminy. safidy io kah!
32. cutie ( 27/10/2006 14:07)
Mpandefa : sonwin [ Valio ] 27-10-2006 15:38:42
Lohateny : Re : Halloween sy ny Kristiana
cutie> hanao saka ndray 'zao cutie amity WE ty kle

:-D:-D:-D:-D:-D:-D
33. Hubert ( 27/10/2006 14:20)
Mampimé fona ve ny resako cutie.
34. cutie ( 27/10/2006 14:23)
hubert, tsy enao no mampime fa i sonwin ka :lol::lol::lol:
35. soanja ( 27/10/2006 14:50)
Ok. Mazava daholo zany ny hevitry ny rehetra.
Ny tsy azoko fotsiny oe ohatra ny ahoana ary ny fankalazana ny Halloween any aminareo any fa raha ny anay aty Amerika indrindra ny aty andrefana dia toa zara lasa ho fetin'ankiy le izy ary tsy dia misy idiranireo devoly be resahinareo zany fa miantomboka amin'ny famangiana ny pumpkin farms na saham-boatavo dia milalao any ankizy manao maze na lambyrinte dea avy eo mifidy voatavo de tao sarisary tarehy ssn. Ty misy mitantara amle za ahoe io anie ka tompoy sns na oe io devoly sns fa dia kilalao sy mahafinaritra. De avy ny alina moa zany dia ny trick and treats. Ny zazalehibe de tsy dia tia manao anio intsony fa ny 12 latsaka no tena ao anatiny. Rehafa lehibe izy manatsafidy na hanao na tsia. Misy fety ka ataon'olonehibe fa mazava ho azy fa tsy ho any aho.

Ny tiako tenenina dia raisina ho positif ny fianana e. Aza asarotina. Na gasy aza aho aty tsy midika hoe tsy Amerikanina akory rehefa miaina aty aho de mba tiako hiaianan'ny zanako ny zavamahafinaritra mba tiany fa ampafantariana azy rehefa lehibe ny antony dia mifidy izy na hiditra na tsy hiditra. Fa ra izy mbola kely iny ny namany manapo trick an treats miresaka an'iny daholo de ianao miteny ianao tsy mahzo hitako hangasihasy ny zanako. NY fifaliany no fifaliako ary faly aho rehefa mifameno ireo. Rehafa lehibe izy zavatra hafa indray no atrehana.

Raha resaka Xmas kosa dia aleo koa alo tsorina fa tsy dia tena atao hoe christianina ny resaka Xmas raha toa io fiandohan'i Halloween io ihany no jerena. Samy misy itovizany daholo. Samy nanompo sampy daholo ny fitombohany. Tsy nisy izany 25 Decembre izany tao amin'ny baiboly ary ny niandohany dia tena tsy dia mifanalavitra amin'i Halloween saingy ny zavatra asesika ao andohantsika no handraisantsika azy. Ny Xmasy dia fetin'ankizy. Ary mahafaly ahy rehefa miara manao Xmas amin'ny havako sy ny olontiako rehetra aho ary miara midera an'Atra. Ny fiarahana amin'Atra no zavadehibe, Ny positive amin'ny zavatra iray no jerevo fa milamina ny fiainana fa aza mitsingoloka izao olana rehetra izao fa lany andro amin'ny fanatsikerana no ifarany de tsy vita le tena fiainana milay.
Ity y momba ny Xmas ra te hahafantatra. Dia anjaranao mandinika na tsara ny manakalaza azy na tsia.

To many people, it is a favorite time of the year involving gift giving, parties and feasting. Christmas is a holiday that unifies almost all of professing Christendom.

The spirit of Christmas causes people to decorate their homes and churches, cut down trees and bring them into their homes, decking them with silver and gold.

In the light of that tree, families make merry and give gifts one to another.

When the sun goes down on December 24th, and darkness covers the land, families and churches prepare for participation in customs such as burning the yule log, singing around the decorated tree, kissing under the mistletoe and holly, and attending a late night service or midnight mass.

What is the meaning of Christmas? Where did the customs and traditions originate?

You, as a Christian, would want to worship the Lord in Spirit and in truth, discerning good from evil.

The truth is that all of the customs of Christmas pre-date the birth of Jesus Christ, and a study of this would reveal that
Christmas in our day is a collection of traditions and practices taken from many cultures and nations.

The date of December 25th comes from Rome and was a celebration of the Italic god, Saturn, and the rebirth of the sun god.

This was done long before the birth of Jesus.

It was noted by the pre-Christian Romans and other pagans, that daylight began to increase after December 22nd, when they assumed that the sun god died.

These ancients believed that the sun god rose from the dead three days later as the new-born and venerable sun.

Thus, they figured that to be the reason for increasing daylight.

This was a cause for much wild excitement and celebration. Gift giving and merriment filled the temples of ancient Rome, as sacred priests of Saturn, called dendrophori, carried wreaths of evergreen boughs in procession.

In Germany, the evergreen tree was used in worship and celebration of the yule god, also in observance of the resurrected sun god.

The evergreen tree was a symbol of the essence of life and was regarded as a phallic symbol in fertility worship.

Witches and other pagans regarded the red holly as a symbol of the menstrual blood of the queen of heaven, also known as Diana.

The holly wood was used by witches to make wands.

The white berries of mistletoe were believed by pagans to represent droplets of the semen of the sun god.

Both holly and mistletoe were hung in doorways of temples and homes to invoke powers of fertility in those who stood beneath and kissed, causing the spirits of the god and goddess to enter them.

These customs transcended the borders of Rome and Germany to the far reaches of the known world.

The question now arises: How did all of these customs find their way into contemporary Christianity, ranging from Catholicism to Protestantism to fundamentalist churches?

The word "Christmas"itself reveals who married paganism to Christianity.

The word "Christmas" is a combination of the words "Christ" and "Mass.

The word "Mass" means death and was coined originally by the Roman Catholic Church, and belongs exclusively to the church of Rome.

The ritual of the Mass involves the death of Christ, and the distribution of the "Host", a word taken from the Latin word "hostiall" meaning victim!

In short, Christmas is strictly a Roman Catholic word.

A simple study of the tactics of the Romish Church reveals that in every case, the church absorbed the customs, traditions and general paganism of every tribe, culture and nation in their efforts to increase the number of people under their control.

In short, the Romish church told all of these pagan cultures, "Bring your gods, goddesses, rituals and rites, and we will assign Christian sounding titles and names to them.

When Martin Luther started the reformation on October 31st, 1517, and other reformers followed his lead, all of them took with them the paganism that was so firmly imbedded in Rome.

These reformers left Christmas intact.

In England, as the authorized Bible became available to the common people by the decree of King James the II in 1611, people began to discover the pagan roots of Christmas, which are clearly revealed in Scripture.

The Puritans in England, and later in Massachusetts Colony, outlawed this holiday as witchcraft.

Near the end of the nineteenth century, when other Bible versions began to appear, there was a revival of the celebration of Christmas.

We are now seeing ever-increasing celebrating of Christmas or Yule, its true name, as we draw closer to the coming of our Lord Jesus Christ!

In both witchcraft circles and contemporary Christian churches, the same things are going on.

As the Bible clearly states in Jeremiah 10:2-4, "Thus saith the Lord, learn not the way of the heathen; and be not dismayed at the signs of heaven. For the heathen are dismayed at them. For the customs of the people are vain. For one cutteth a tree out of the forest. The work of the hands of the workman with the axe. They deck it with silver and with gold. They fasten it with nails and with hammers that it move not."

So, what is wrong with Christmas?

1. To say that Jesus was born on December 25th is a lie! The true date is sometime in September according to the Scriptures.

2. Trees, wreaths, holly, mistletoe and the like are strictly forbidden as pagan and heathen! To say that these are Christian or that they can be made Christian is a lie!

3. The Lord never spoke of commemorating his birth but rather commanded us to remember the sacrifice of His suffering and death, which purchased our salvation.

Think about it! Can we worship and honor God by involving ourselves with customs and traditions, which God Himself forbade as idolatry? Can we convince God to somehow "Christianize" these customs and the whole pretense and lie of Christmas, so we can enjoy ourselves? Can we obey through disobedience?

So what is right about Christmas? 1. Nothing!

36. booboo ( 27/10/2006 15:20)
Soanja > ezaho adika teny malagasy raha azo atao eeeeeeee :°):°)
37. soanja ( 27/10/2006 15:34)
Ay ay. Raha fintinina dia nisy an'izay Andriamanitra Masoandro izany no nankalazaina tamin'i daty 24 December io mankany 25 Decembre tany Roma elabe. Dia samy nanao zay vitany teo ny mpanompo samy rehetra ka anisan'izany ny hazo noely sy ny wreath ilay fehimbonikazo menamena manodidiana sns de izay.
38. jentilisa ( 27/10/2006 15:59)
Fiffi> tsy misy ifandraisany amin'ny Halloween mihitsy ilay fetin'ny filazantsara ho an'ny loterana ka! sendra fifanandrifian-javatra fotsiny!
39. dailynews ( 27/10/2006 16:04)
choix daholo ny fianana ka dia izay zany. izaho aloha tsy miova ny hevitro.
40. Fiffi ( 27/10/2006 16:34)
jentilisa:
Noho izay zavatra izay dia miova ho fetin'ny filazantsara ny Halloween amin'ny loterana.
jentilisa: io no nolazainao an ! nefa indray ozy enao hoe
tsy misy ifandraisany amin'ny Halloween mihitsy ilay fetin'ny filazantsara ho an'ny loterana ka! sendra fifanandrifian-javatra fotsiny!
de tsy azoko le izy !


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5272