Halloween sy ny Kristiana

81. Fiffi ( 31/10/2006 21:03)
Achia: iza no ho hanindry aloha ?

Heu...faran'zay taitra zah androany raha niresaka t@ le voisine-ko an ! de nilaza izy hoe ;"zay ary aloha fa handeha hikarakara ity fety be ity aho an! "
De nanontany azy aho he fety inona zany ? de hoe halloween koh ! ny anay manko io no fety lehibe indrindra @ nay ! :roll::roll::roll: fetin'ny maty hono io aminy ary lehibe indrindra eo @ fiainany !
82. Zina ( 31/10/2006 21:12)
hahaha
Safidy ny antsika rehetra
83. Fiffi ( 31/10/2006 21:14)
safidy marina ! tsy hanomezan-tsiny azy ireo akory zany !
84. cutie ( 31/10/2006 21:35)
za faly ery androany fa nahazo bonbon bdb :lol::lol::lol:
85. Fiffi ( 01/11/2006 06:35)
de harary nify , de mankatavy , de mampisy albumine sns....ange ny fihinanana bombek eh !
86. cutie ( 01/11/2006 12:32)
an3:lol::lol::lol::lol::lol:
omaly ihany iny ka
87. Fiffi ( 01/11/2006 13:48)
hay kosa an! :)
88. cutie ( 01/11/2006 16:18)
nambosika mitsy omaly e :-D:-D:-D
89. Fiffi ( 01/11/2006 17:16)
zany an ? ny ahy aloha de teo anolohan'ny vavahady de nasiako pankarta hoe "tsy manao alloween ny ato" nefa efa im-pisy no nisy ni-sonner ? tsssss !
Zah akia de tena contre be an'io mihintsy an !
90. Achia ( 01/11/2006 17:17)
fa i cutie ve mbola paoozy e ! :-D:-D:-D mirevy bonbon be :miam:
91. cutie ( 01/11/2006 17:29)
fiffi, ny anay tany am-pesana ka :lol::lol::lol:
za tsy nandeha nitety trano:lol:
92. cutie ( 01/11/2006 17:30)
Mpandefa : Achia [ Valio ] 01-11-2006 18:17:22
Lohateny : Re : Halloween sy ny Kristiana
fa i cutie ve mbola paoozy e ! mirevy bonbon be

ie:-D:-D:-D:-D:-D
93. Zina ( 01/11/2006 17:47)
tandremo ary so be cavity ao
94. cutie ( 01/11/2006 17:56)
:-D:-D:-D:-D:-D
za nga mitsako
95. Zina ( 01/11/2006 19:14)
mitsetsitsetsitra izany hahahahah fa angaha ny mitsako ihany no mahatonga ny ny cavité retsy?
96. cutie ( 01/11/2006 19:31)
:-D:-D:-D:-D:-D
tsy haiko, njaso anontanian doketera watafon:-D
97. Fiffi ( 01/11/2006 19:32)
fa nga kosa de natokana ho an'ny papoozy ny bombek klé ! hihihihi tsy misy taonany kosa io eh ! ohatran'le hoe "maladie d'amour" "de 7 à...ans hihihi

Ny olona efa zokiny be ireny aza mitsetsitra bombek misy tantely hihihihi nefa efa tsy misy nify intsony an !
98. cutie ( 01/11/2006 19:33)
:-D:-D:-D:-D:-D
99. Fiffi ( 01/11/2006 20:55)
cutie:
:-D:-D:-D:-D:-Dza nga mitsako
soa de lasa hoe mitsako tsy misy eo ve ?
fa zany halloween zany aloha de betsaka no lasa hoe commecrialy le izy eh ! faly ery ny mpivarotra mivarotra an'zao hendrika devoly isan-karazany zao ! tsy tiako an !


100. cutie ( 01/11/2006 21:24)
soa de lasa hoe mitsako tsy misy eo ve ?

ela be za tsy naheno an'io :-D:-D:-D:-D
faly ery ny mpivarotra mivarotra an'zao hendrika devoly isan-karazany zao ! tsy tiako an !

:-D:-D:-D:-D:-D:-D
tena efa nisy nahita an'zany endrika devola zany marina nga
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6407